MISY MISY IHANY NY BAOMBA ATO AMINAY ATO

1. benkintana ( 22/07/2009 23:43)
Anaka isany,
Efa nanafatra baomba maro ihany ny tenanay hitsenana an'i dada ,de milona fotsiny ato ka aleo ozy ny capsat hampiasainy hanao missions
,tsy hapoaka ny ankamaroany fa mbola hampiasaina ihany fa tsy matiko papillon le dada iny ka dadany mantsy
(l) (l)
répondu par benkintana le 23/07/2009 22:50
2. benkintana ( 22/07/2009 23:45)
ZAH KOA LESY MAHAVITA HOTRAN'ELAH RY TGV A, =)) =)) =))
3. patrick2002 ( 23/07/2009 00:45)
miteny rery leh ! io fa tratra, ay ka bekintana ihany no tegeve :-D :-D :-D
manafana forum ato ,dia efa miteny rery ,sah izao no hatao hoe mitomany valala =)) =)) =)) =))
4. benkintana ( 23/07/2009 01:38)
Lohateny : Re : MISY MISY IHANY NY BAOMBA ATO AMINAY ATO
miteny rery leh ! io fa tratra, ay ka bekintana ihany no tegeve:-D :-D :-D
manafana forum ato ,dia efa miteny rery ,sah izao no hatao hoe mitomany valala =)) =)) =)) =))
5. xxx ( 23/07/2009 04:50)
Anaka isany,
Efa nanafatra baomba maro ihany ny tenanay hitsenana an'i dada ,de milona fotsiny ato ka aleo ozy ny capsat hampiasainy hanao missions
,tsy hapoaka ny ankamaroany fa mbola hampiasaina ihany fa tsy matiko papillon le dada iny ka dadany mantsy
(l) (l)
Ny dikan' io koa izany dia zah miteny irery, copie sy coller io nataoko io :-* :-*
6. xxx ( 23/07/2009 10:15)
Rapaty ve mbola tsy arakareo ,izy ihany no mpanao xxx de lazainy fa fijo,nandrasônina :idea:
7. benkintana ( 23/07/2009 22:50)
Tsy mbola nahita olona zefa hotran'ity rapaty ty aloha zah tato @ serasera ,zavatra tsotra kely lesy ny manao an'io ,fa elah ty ve mba mandinika sa faly mamaky fotsiny 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4081