iraimbilanja monja
1. artefy
(
22/07/2009 09:16)
... efa teo ampamaranana ny toriteniny indrindra i Pasitera no niditra avy any ralaikamo:
- ry havana hoy Pasitera hitanareo amin'izany fa ny iraimbilanja amin'Andriamanitra dia mitovy amin'ny vola 10 miliara amin'ny olombelona
ny ampitso dia niakatra an'ankaratra ralay ary tery an-tampon'i tsiafajavona no niandrandra ny lanitra, nivavaka, nivavaka... dia nofaranany hoe "Andriamanitra o! mba omeo iraimbilanja monja aho amen..."
namaly azy Andriamanitra ka nanao hoe " Andraso ary anaka afaka iray segaondra"
raha mba tonga aloha Ralay omaly dia nahare ny fiatombohan'ny toritenin'i Pasitera hoe " Ry havana ny iray segaondra amin'Andriamanitra dia sahala amin'ny arivo taona amintsika olombelona"

répondu par dahuily le 22/07/2009 20:33