tsy mbola nisy miaramila nandresy vahoaka izany ,na dia ezahana aza ny handoto ny legaliste ny tolona tsy maintsy mandresy e
hoela velona anie ravalomanana filohampirenena malagasy tsy ankanavaka
Zao dadatoa, io fiantsoana an'i Ravalomanana Marc hoe dada dada ataontsika io no manimba ny tolona. Manimba ny sain'ny vahoaka io, izany dada izany ange amin'ny malagasy ka tena "précieux qu le diamant" e. Ndao antsoina hoe Ravalo na Président Ravalomanana na Ravalomanana tsotra fotsiny amin'izay