efa nisotro n y haleko maty niaraka t@ Ravalo ny GTT

1. patrick2002 ( 21/07/2009 12:40)
dia hita izao fa dia efa lasa fanatika ,tsy azo resahina intsony ny GTT terroriste ,hita izany na dia eto @ serasera aza ,betsaka ireo PS misokatra tampoka izany ary dia be fiavy ,
Amin`izao indray dia lazaina fa ny HAT no manapoaka baomba mba handotoana ny TIM.
Tsy anisy resaka amin`iny izao fa handeha hozahana ny tantarany terroriste ern`ny tany ,raha nipoaka ny 11 septembre dia nilaza ny pays musilman ,fa scenario nataony amerikanina iny mbva hanapotehana ny finoana silamo ,raha mijery chaine TV arabo ianao oh al jazeera dia ny amerikanina no voalaza fa terroriste ,
Dia mitovy amin`izay koa ireto mpiondana ireto ,
efa tsy mahagaga intsony .
répondu par benkintana le 22/07/2009 22:39
2. essera ( 21/07/2009 13:22)
Marina io aleoko maty io fa maty ity ho faty ray b hihemotra ho maty renibe. Ka d ts maintsy miady hatram farany sisa ry lerony.
3. ndenn ( 21/07/2009 13:50)
Dia mahatoky ve i patrick fa ny amerikana ihany no nahavita loza nahatsiravina t@ 11 septembre iny ?
Aza hadino anie fa be no tsy tia amerikana ny firenena silamo é !tsy misy iray maningana tsy mankahala ny usa ny arabo , diniho sy jereo , fomban- dry zareo tany arabo ny manao speculation momba ny agriculture indrindra² satria tsy maharaka intsony ny vatsin- tsakafo ho an' ny mponina any amin-dry zareo .Ary ny reproche-n 'ny occidentaux amin' ny arabo dia ny fomba fanandevozana nataon' izy ireo eran' izao tontolo izao ka nahatonga ireo tandrefana niolonolona ary nahalany ny ankabeazan' ny matiere premiere sy ny minerai sous sol eropeana sy amerikana avaratra .Ka nahatonga azy ireny haka colonnie ivelan' ny tanin-dry zareo hamenoana ny tsy ampy , dia izao no vokany aloha hatramin' izao.Raha ampitahainao @ arabo mpampihorohoro ny malagasy manao politika dia ataoko angamba fa mampitovy saka @ liona ianao.
Ary tadidio koa fa tsy nisy afatsy ny amerikana no nanakana ny fanambotriana saika ataon' ireo firenena efa mivonon- ko faty arabo sy asiatika ireo ny momba ny fampanofana tany sy ny @ ressources petrolieres .

4. xxx ( 21/07/2009 15:41)
io wa d fifanarahana nataony ndradomelina sy ny saoudianina, manapoaka baomba erany tananà handotoana ny mpifanandrina. Mody hoe hanampy antsika ny arabo @ ppn é, kay ppn mipoaka no asiana atao!
5. swann ( 21/07/2009 17:02)
efa mioatra ny loha ny zavatra nataon'ireto fa "ara-dalana "ireto ka raha mbola avela hotohizany io baomba sy mipoaka be ataony io dia ho ripaka ato anaty nosy kely ato isika malagasy , soa fa tratra izy dimy lahy """mpanapoaka tetezana""
6. patrick2002 ( 21/07/2009 18:16)
Dia mahatoky ve i patrick fa ny amerikana ihany no nahavita loza nahatsiravina t@ 11 septembre iny ?

ndenn sao dia tsy novakianao hatraminy farany izy ity ,
Mitovy ny hataony firenena arabo ihany no hataony mpiondana amin`izao lazaina fa ny HAT ihany no manao anireny baomba ireny ,Dia sahala amin`izany koa ny pays arabo lazaina fa ny amerikanina ihany no nanapoaka ny 11 sept ,mba hanapotehana ny finoana silamo.
Aza adino fa na i Ratsiraka aza niteny t@ ireny fa misy ambadika ao amin`iny 11 sept iny satria ny maraina ny 11 sept dia nikatona ny marché boursiere TSX sy ny Nasdaq ,nefa ny attentat ny 10 maraina vao nitranga.
Ka io ilay desinformation sur desinformation hampiasany TIM amin`izao fotoana izao ,korotanina aloha i Madagasikara dia ,hampidirina amin`izay ny mercennaire ny ravalo alefaso amin`izay ny guerre civil ,betsaka ny olona mety hanakarena satria rehefa miady ny tany ,afaka mampiditra entana tsy misy ladoany ianao ,tsy mandoa hetra ,afaka manafatra fotovam-piadiana ,afaka manondrana rongony ,afaka manao kidnapping dia mangataka vola ,afaka manondrana vatisoa ,sy mitrandraka vatisoa .

Izany io hataony GTT ireto mialoha ny hatongavany mercennaire.
7. locl ( 21/07/2009 18:57)
Ka inona no problème anao amin'izany, hianao no te hisotro ny aleoko velona @ lainga miaraka @ TGV.
8. pink ( 21/07/2009 20:16)
patrick 2000 no olona miseho mpanedrikendrika eto fa lazao eto ny porofo e
9. benkintana ( 21/07/2009 22:18)
hoy rapah

scenario nataony amerikanina iny mbva hanapotehana ny finoana silamo ,raha mijery chaine TV arabo ianao oh al jazeera dia ny amerikanina no voalaza fa terroriste ,

kiiiii tena misy sagnagan mitsy reto pseudo tgv reto sanà
de ny lohateny tsisy hifandraisany mintsy :roll: :roll: :roll:
10. bazylou ( 22/07/2009 18:57)
dia matesa rahavana , abat gtt :-D :-D
11. benkintana ( 22/07/2009 22:39)
Tsy kisendransendra ty talliban nividy rano ty klé,very fanànana de tsy maintsy "mandoto rano ",de hino ve ry zalahy fa tsy aratsika Malagasy le fika dry lerony ??Zao vao nisy baomba zany nony tonga ry lerony ,ary baomba vita avy any ,
ZAY ELAH RY ANDRY VAO DAROFAKO @ ZAY

Hoy i bacouli:
Ilay essera ilay anisan'ny olona voakarama hiaro an'i tgvendrana

Hoy bazylou
dia matesa rahavana , abat tgv

=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075