MBA LAZAO HOE NY HEVITRAO AMINITY TRANGA ITY !

1. endrika01 ( 20/07/2009 16:50)
Tsy haiko hoe,tokony hoany aminy dinika Fiaraha-monina sa Politika no nametrahako ity resaka tsy haiko novaliana ity,fa indro arosoko eto mba iadian-kevitra. tafaresaka tamina-namana iray aho;renim-pianakaviana,mipetraka any ivelany izy io,manan-janaka telo mianadahy,mbola kely avy,tena tsy itako mintsy zay navaly taminy fanotaniana napetrany tamiko,dia arosoko eto,mba itadiavako sopapa avy aminy namana. toy izao ary lay fanontaniana napetrany tamiko : Hono ho aho akia,raha 1200 Euro ve akia,mety ho ampy anay 5mianaka isam-bolana,raha mody any Madagascar ? mba omeo sopapa e!tsy nahita havaly azy aho.Mcei :P
répondu par xxx le 24/10/2009 20:39
2. xxx ( 20/07/2009 17:18)
Izany ve aky ry endrika tsy volabe raha any amintsika kosa, raha sahala amiko aloha dia ampy ahy tsara izany na 10 mianaka ary izahay
3. fahamarinana ( 20/07/2009 17:26)
:arrow: raha avadika vola gasy ve dia mbola ampihazohazo sa fiainana luxe ilay mety ho azy ? Vola anie zany e! asa anefa fa samy manana ny besoin-ny ny tsirairay ! 8) (l)
4. ni81 ( 20/07/2009 17:40)
Raha toa ka 1euro = 12500fmg dia efa 15.000.000fmg ny tontaliny.
Fa io moa somary miovaova arakaraka ny cours, fa tsy nisy latsaka ny 10.000fmg aloha izao ny cours e!
Mbola haka nounou angamba izy, dia gardien, dia jardinier, dia femme de ménage, dia chauffeur, dia mety hanofa trano raha tsy mbola misy any.
5. xxx ( 20/07/2009 18:15)
d mba gaga koa za aloha raha hoe tsy ampy io sady isam-bolana fa tsy hoe isan-taona!
6. Lejoba ( 20/07/2009 22:18)
resaky ny te-hanindry izany ry toi ah, 1200€ ve na any Dago na aty ivelany, tsy hahavelona azy.
Valio hoe : tena tsy possible ny hivelomanareo @ izany fa 1.200€ fotsiny ve ? Dia aiza no ividiananareo 4*4, Dia raha te hanao tour du monde kely ianareo, dia ahoana raha mba jet privé no tianareo entina manao vacances fa ianareo ve dia handeha vol économique? Dia rahoviana izany vao hahazo villa avec terrain de golf etc?
:roll: :roll:
7. Djhamhal ( 21/07/2009 07:56)
hoy i le joba
resaky ny te-hanindry izany ry toi ah, 1200€ ve na any Dago na aty ivelany, tsy hahavelona azy.
Valio hoe : tena tsy possible ny hivelomanareo @ izany fa 1.200€ fotsiny ve ? Dia aiza no ividiananareo 4*4, Dia raha te hanao tour du monde kely ianareo, dia ahoana raha mba jet privé no tianareo entina manao vacances fa ianareo ve dia handeha vol économique? Dia rahoviana izany vao hahazo villa avec terrain de golf etc?
marina tanteraka io voalazanao io ! inona moa no antony anontaniana olona @ zany ?Diniho kely fotsiny fa ny multy milliardaire aza anie mbola milaza fa tsy ampy azy ihany ny volany matoa izy mbola mampiasa vola etsy sy eroa sy tsy mandry andro aman'alina é! :-D
8. ni81 ( 21/07/2009 08:09)
Izaho koa aloha vao nahita an'io dia nieritreritra hoe: sao mba olona te hizesta hoe be vola kosa izy ireo no mody nanontaniany an'i endrika e! Miala tsiny @ ilay olona raha toa ka tena tsy mahalala ny zava-misy any dago izy ireo (sy @ endrika namany koa).
9. xxx ( 21/07/2009 08:14)
Lejoba:

resaky ny te-hanindry izany ry toi ah, 1200€ ve na any Dago na aty ivelany, tsy hahavelona azy.
Valio hoe : tena tsy possible ny hivelomanareo @ izany fa 1.200€ fotsiny ve ? Dia aiza no ividiananareo 4*4, Dia raha te hanao tour du monde kely ianareo, dia ahoana raha mba jet privé no tianareo entina manao vacances fa ianareo ve dia handeha vol économique? Dia rahoviana izany vao hahazo villa avec terrain de golf etc?
:roll: :roll:

Mahavariana ny valiten'ny sasany eto

Juste be ihany izany 1200 euros izany raha eto Frantsa ho an' olona 4
Mety izay no mahatonga ny eritreriny hoe sao mba any Madagasikara no mahasoa

Lazao izy ry Endrika fa raha io no vola miditra amin'izy 4 mianaka dia moramora kokoa ny mivelona any Madagasikara

10. ari.malala ( 21/07/2009 12:40)
Vola miditra aminy any Frantsa ve sa vola hiditra aminy aty Madagasikara aloha e! Ekena hoe velona tsara zareo raha io vola io aty fa saingy hoe aiza no misy orinasa mampiasa ohatr'izay mba hanaovanay demande zao de zao kle :^)
11. xxx ( 21/07/2009 12:59)
ari.malala:

Vola miditra aminy any Frantsa ve sa vola hiditra aminy aty Madagasikara aloha e! Ekena hoe velona tsara zareo raha io vola io aty fa saingy hoe aiza no misy orinasa mampiasa ohatr'izay mba hanaovanay demande zao de zao kle :^)

Mety efa pension ny azy dia azony raisina any na aty

12. ari.malala ( 21/07/2009 13:29)
raha izay ndray d ts miteny tson za :-P
13. ni81 ( 21/07/2009 15:38)
Vola miditra aminy any Frantsa ve sa vola hiditra aminy aty Madagasikara aloha e! Ekena hoe velona tsara zareo raha io vola io aty fa saingy hoe aiza no misy orinasa mampiasa ohatr'izay mba hanaovanay demande zao de zao kle
mety ho vola miditra aminy aty koa io ka! ny SMIC zao mantsy
http://www.lentreprise.com/outils/indice-chiffre/article/11263.html
14. ni81 ( 22/07/2009 05:50)
Mahavariana ny valiten'ny sasany eto
:)
15. niryna ( 22/07/2009 14:20)
Ny vola mola ritra,be an-tanana kanefa tsy misy valeur-ny.Tsy mahatsampa izany ve nareo rehefa tonga mitsidika any sady tsy fantatry ny tena intsony ilay izy? ilay famerim-bola raha tsy efa elabe?
Miampy ilay olona raha vao mahafantatra hoe vahiny dia manambaka foana :roll:
Marina ilay fipetraky ny fanontaniana satria lafobe mihitsy ny fitsaboana any,lasa misy izany hoe euro na dollars izany ny mandeha manao MRI ,misy izany hoe maty ny machine ary amin'ny HGR dia tsy mandeha koa ny ary amin'ny hopitaly hafa.Raha tsy manambola izany ka marary dia mitsako-bilina ny olona,jereo fotsiny fa noho ny tsy fananana vola hitsaboana ny nify dia saika banga kely mampalahelo daholo ny olona.
Raha resaka hoe izao euro no mety mahavelona,mbola sarotra ihany aloha indrindra amin'izao fiainana mihova be izao e.aleo ihany aloha miandry kelikely hiverina amin'ny laoniny ny fiainana .Asa aloha fa eritreritra ny ahy io
Ny aina tsy mifametra,ny aretina tonga ho azy,eritrereto fa mila fanampiana ny fianakaviana vao afaka manao operation amin'izany resaka millions daholo izay mandeha,mazana be .Tapa-tongotra? 5 millions no mitsabo azy ary manisy vy azy dia miampy ny fitsaboana isan'andro,ny vovoho vidina ,ny pansement mandeha tsirairay,ny fanaovana therapy koa manginy fotsiny ary vola daholo ,avy eo indray esorina ilay vy ao anatiny dia mandoa 4 millions indray ilay olona ,izany aza efa miady varotra be mihitsy.Sarotra be e,anjarantsika tsirairay fotsiny no mierirtreritra hoe vonona amin'izay ve aho hody dia izay ary mangataha amin'Atra mba ho harovany ny fiainantsika fa mampalahelo dia mampalahelo tokoa ny mahazo ny fianankaviana amin'izao fotoana mikorontana izao.
16. endrika01 ( 23/07/2009 13:20)
ni81:

Raha toa ka 1euro = 12500fmg dia efa 15.000.000fmg ny tontaliny.
Fa io moa somary miovaova arakaraka ny cours, fa tsy nisy latsaka ny 10.000fmg aloha izao ny cours e!
Mbola haka nounou angamba izy, dia gardien, dia jardinier, dia femme de ménage, dia chauffeur, dia mety hanofa trano raha tsy mbola misy any.

ni81 > toa efa manana trano ry zareo kah,fa raha makany @faritany no mety ividy angamba sa hanofa.Tsy haiko loatra :D
17. endrika01 ( 23/07/2009 13:21)

18. endrika01 ( 23/07/2009 13:39)
Lejoba:
resaky ny te-hanindry izany ry toi ah, 1200C ve na any Dago na aty ivelany, tsy hahavelona azy. Valio hoe : tena tsy possible ny hivelomanareo @ izany fa 1.200C fotsiny ve ? Dia aiza no ividiananareo 4*4, Dia raha te hanao tour du monde kely ianareo, dia ahoana raha mba jet privé no tianareo entina manao vacances fa ianareo ve dia handeha vol économique? Dia rahoviana izany vao hahazo villa avec terrain de golf etc? :roll: :roll:
raha an-dafy io mety tsy ho ampy kou.Any Dago alou mety tsy ho ampy azy ihany angamba,raha be rendrarendra marina. :D
19. endrika01 ( 23/07/2009 13:40)

20. endrika01 ( 23/07/2009 14:38)
Raha mba nanaraka anlay documents momba Dago tao amny arte nareo,dia mety ho lasa saina iany,ny teny nanindrona ahy dia lay we 12euros/mois ny karama minimum
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2125