ahoana tokoa

1. xxx ( 20/07/2009 08:56)
Ahoana tokoa ireto baomba mora hita sy fantatra isa dieny mialoha ireto e ?
Toa efa fantar'ingahy Richard Ravalomanana fa 3000 no isany! Mahay maminany ireto HAT ireto marina a !!!! Mahay raha mihintsy !!!
répondu par xxx le 20/07/2009 18:24
2. xxx ( 20/07/2009 09:06)
efa manomboka nihamaro teny @ magro sy mitatra any @ province ny tolona ary efa nisy espoir dia io ny resultat ,aleo hifamono ao fa ny vahoaa ve tsy ahalala ny tena marina e
3. essera ( 20/07/2009 11:23)
tsotra ilay izy, aleo ho hita eo ny marina. Na iza na iza fa izay anisan'ny hikomondry ny lohany. Na tgv io na tim io na gtt io na arema.
Tsy fahaiza-miaina ny mamono oul
4. xxx ( 20/07/2009 11:33)
tsotra ilay izy, aleo ho hita eo ny marina

Raha ny marina no andrasan' elah eto dia taraiky eo elah! Ny affaire Ratsimandrava aza lesy hatramin'izao mbola tsy nivoaka ko izay affaire vao amin'izao 2009 izao ve no andrasan'elah =)) =)) =))
Raha te ahafantatra ny marina ela dia anotanio ny zafiafin'elah rehefa any am-pasana elah :-D :-D :-D
5. essera ( 20/07/2009 13:38)
Tsy vita2 mora io ry zama fa zao, efa nisy tratra ange fa tsy hoe mbola tadiavina e. Ny commanditaire no ilaina tena ho fantatra marina fa na i Andry TGV io na i Ratsiraka io n'iza n'iza wa d aleo ampinanina.
6. benkintana ( 20/07/2009 15:52)


Raha te ahafantatra ny marina ela dia anotanio ny zafiafin'elah rehefa any am-pasana elah

petsa ndray reeeee é,mihinana koa ato kay essera sanà :-D :-D
Aza asina loatra nedala ry zalahy fa efa manomboka mihiratra ny masony ;-)
7. xxx ( 20/07/2009 18:24)
ry tgvendrana sy ny arabony io vao niditra ny arabo d zao no mitranga eto Mcar baomba 3000 hono no efa tonga!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0915