panda

1. xxx ( 17/07/2009 09:51)
Voalaza tets ambany ny '" mony" ary ny "panda" kosa mba inona no mampiala azy e!
répondu par mpisotrtoaka le 07/04/2015 10:46
2. Ratoa ( 17/07/2009 18:12)
Tsy haiko mihitsy fa izaho mbola tanora kely mihitsy dia efa nisy panda. Nomena pandeol, tsy nampiova inona fa ny mony @ ny tarehy no tsy nisy intsony ny tamin'ny tratra nivadika ho zavatra -hafa.
Izaho aloha tsy dia nazoto taminy ha nahita olona nisy panda aho, arakaraky ny nanaovana ity soins isankarazana ity no nampitombo ny pandany hany ka hoy aho hoe aleoko ihany ireo toa izay mitombo tampoka ka miova zavatra hafa.
Tamin'ny 2008 resy lahatra indray dia nampiasa crème active. Ny olona anmpiasa azy madio be . Roa volana dia afaka daholo. Fa ny ahy dia non non non § Ka dia aleoko izao . Tsy marary, tsy magidihidy. Misy charme ihany koa izy rehefa vita tsara ny maquillage sy ny akanjo : original, tsy misy mpanana!!!!
3. Tazana ( 18/07/2009 20:07)
Hoy Ratoa: Misy charme ihany koa izy rehefa vita tsara ny maquillage sy ny akanjo : original, tsy misy mpanana!!!!

Tiako be ilay fomba fisaina! :D :wink:
4. xxx ( 20/07/2009 22:40)
ny aza voany ihany :lol:
Aza mitanin'andro eh, any Madagasikara misy menaka tarehy hoe pandalao, aty an-dafy, atao gommage na peeling
5. ni81 ( 21/07/2009 06:38)
ny aza voany ihany
Aza mitanin'andro eh, any Madagasikara misy menaka tarehy hoe pandalao, aty an-dafy, atao gommage na peeling
ireny resaka menaka pandalao sy ny tariny ireny no tena be ny olona voan'ny panda satria misy fanafody tsy azo ampiasaina maharitra ao aminy ary maro be tokoa no nitondra faisana taminy.
Efa nisy resaka lavabe teto natao momba an'io.
6. ari.malala ( 21/07/2009 06:48)
aza mba mampiasa pandalao zany! zava-doza!!! mandoro hoditra lozan-tany ireny! tsy vitsy ny olona efa hitako nampiasa ireny fa nivadika orera ozy ny fitenenana!
7. ni81 ( 21/07/2009 16:07)
ka izany ange ry ari e! Tasy kely no tian'ilay olona nesorina teo, kanjo lasa feno ny tarehy iray manontolo iny :?
8. Papoose ( 21/07/2009 16:36)
aza mba mampiasa pandalao zany! zava-doza!!! mandoro hoditra lozan-tany ireny! tsy vitsy ny olona efa hitako nampiasa ireny fa nivadika orera ozy ny fitenenana!
misy cousine-ko tena victime ny pandalao mintsy, lasa ohatran'ny kilan'ny menaka le tarehy dia boramena dia lasa vao maika mitombo le nesorina!!!

ka izany ange ry ari e! Tasy kely no tian'ilay olona nesorina teo, kanjo lasa feno ny tarehy iray manontolo iny
marina mints
9. ni81 ( 21/07/2009 16:51)
Dia misy koa rehefa manao ireny pandalao, pandesory, tsy tsaroako aby ty anarany... fa lasa misy ilay lalan-drà menamena kely be dia be ilay tarehy (couperose hoy ny vôzà) dia mbola manohy manao ihany kanefa hono ilay hoditra koa @ io efa mihamanify :roll: Fa ny ankabeazan'ny olona moa indraindray sarotra tenenina fa misy ny mamaly hoe: ranona firy taona nanosotra io menaka io fa jereo ny tarehiny tsy maninona!
10. Ratoa ( 21/07/2009 21:21)
Dia misy koa ireny tasy ireny izay ateraky ny toe-pahasalamana ao anaty, ny foie na zavatra hafa, na ny menstrues aza.. Ny ilazako izany dia nahafantatra olona toa izany aho. Ny iray narary aty nony sitrana ny aty (stress nitondra indigestion sy zavatra isankarazany) dia nadio ny tarehy. Ny faharoa kosa nony ménopause dia nadio koa ny tarehy. Misy olona anefa, fantatro ihany koa, nadio be ny tarehiny taloha fa nony ménopause dia nirongatra ny panda.
Tsy aleo ve ny zavatra manodidina no kolokoloina tsara dia manjary charme hoy aho ilay tasy. Izaho ohatra rehefa mianjaika miankanjo sy manao maquillage mifanaraka amin'ilay tasy dia lasa manaitra indray fa tsy mampiverina ny lalana é!
11. Rafahafahana ( 27/07/2009 08:06)
Tandremo ny produits fa betsaka ny mampidi-doza.
En général les femmes et aujourd'hui de plus en plus d'hommes ont recours à des produits de mauvaise qualités en vente libre dans la rue et provenant d'Asie de l'est , du Nigéria et de la Côte-d'Ivoire Les femmes ont le plus souvent recours à des produits à base d'HYDROQUINONE qui sont aujourd'hui interdits de vente sur le territoire français , mais qui sont, malheuresement, disponibles dans certains quartiers afros de Paris(Barbès, Chateau-Rouge...) ou certains commerçants peu scrupuleux n'hésitent pas à passer outre la législation et vendent ces fameux produits.On raconte méme que certaines femmes se concoctent un cocktail à base d'EAU DE JAVEL.De plus certaines femmes ont recours à des injections de QUINACORES, produit qui à l'origine était utilisé pour soigner le Rhumatisme , d'autres encore ont recours aux produits composés de CORTICOIDES qui ont des effets irréversible car ce n'est pas seulement la peau qui est touchée, cela s'introduit dans le sang avec des conséquences très dangereuse sur la santé.Ce marché se revèle étre hyper-fructueux car il draine chaque année plus de 500 millions de dollars!!!
Les dégâts
L'Acné cortisonique: liée à l'utilisation de corticoïdes locaux qui aggravent et compliquent l'acné (kystes, pustules, tâches brunes). Ce ne sont que les signes d'évolution des lésions. Souvent dus à une acné déjà existante et qui est tout simplement aggravée par l'utilisation de corticoïdes à visée dépigmentante.
- taches achromiantes (tâches blanches) rapellant le vitiligo
- l'onochronose exogène c'est irréversible (peau claire avec des zones plus foncées aux tempes, apparition de rougeurs etc.)
-atrophie cutanée (peau se désépaissie)
-vergetures (rupture des fibres élastiques de la peau)
- problème de cicatrisation: attention aux complications lors d'opérations chirurgicales, des femmes sont mortes à la suite d'une simple opération ! Des complications dues au fait que leurs peaux ne pouvait plus cicatriser car elles avaient utilisé et ce pendant longtemps des poduits éclaircissants.
-eczéma
-hyperpilosité à la base du cou notamment chez la femme
-accentuation des virus, mycoses et parasites (herpès, gale)
-(rougeurs) cataracte et glaucome (surtout pour les corticoïdes injectés)
- apparition ou aggravation du diabète et de l'hypertension
- augmentation des risques cardio-vasculaires et ulcères
Résultats
Quand on commence à s'éclaircir la peau massivement et que finalement on veut arréter ce traitement, la peau noircie encore plus qu'au départ, alors on rentre dans un CERCLE VICIEUX, et ç'est le gros problème que rencontrent beaucoup de femmes qui adoptent ce procéde car arréter de s'éclaircir la peau c'est tout un travail de reconstruction , il faut pouvoir s'accepter avec cette peau plus noire mais aussi accepter le regard des proches qui peut parfois étre dur! J'ai fait la connaissance d'une jeune fille qui était devenu extrément claire à la suite de l'utilsation de ces produits et qui était vraiment passer à l'extréme car elle était à l'origine noire , elle a un jour décidé d'arréter et malheuresement sa peau est devenu un véritable désastre: taches , boutons une partie de sa peau était claire et l'autre noire....et ella avait droit à toutes sortes de remarques très désagréables , si bien bien qu peu de temps après elle a "replongé" , elle n'a pas pu s'accepter et son entourage non plus. C'est donc vraiment très complexe et ça relève de la psychologie et d'un véritable travail sur soi pour guérir de cela car ç'est un problème très délicat.Mais comme on dit si bien , mieux vaut prévenir que guérir!

12. xxx ( 28/07/2009 11:06)
zay ts maay miteny farantsy ay fa mba adikao teny gasy e!
13. Ratoa ( 28/07/2009 22:14)
izaho aloha dia milaza fa charme ilay panda raha kendrenao ifanaraka amin'ny lokony ny akanjo sy maquillage. Kitikitiana eo dia mety hitatra.
14. vale ( 15/08/2009 23:40)
xx: raha aty ivelany dia jereo fa misy ireny crème "anti-taches" ireny na eny à grande surface aza dia misy, za mantsy efa nisy panda dia ireny no nataoko dia afaka, somary niahotra ihany aloha aho t@ volohany satria matetika ireny spécial olona + de 50ans fa nataoko ihany fa tena afaka. rehefa misy hoe "anti-taches" dia mety e!!! :)
15. xxx ( 21/08/2009 19:41)
Misaotra @ torohevitra. Zah tany Dago t@ 1898 no nanomboka nisy tasy kely. Isak'izay nisy nanoro hevitra dia nataoko avokoa, saingy vao maika nitombo velarana. Marina ny hoe misy produit vao maika mandoro. Aty ampitandranomasina izao aho hatr@ 2005; nandeha tamin'ny dermato efa niova indroa, tsy nisy nahomby nefa de dermatologue ikoizan'ny rehetra no nandehanako, ny olona mankany indroa de afaka , zaho nankany isan-tapabolana nandritry ny valo volana, lany ny vola fa tsy nisy hevitra, vao maika mitombo, naleoko nijanona fa toa hitako mihamay aza ny hoditro.Par contre nisy namako dimy samy nisy , izao no nataony azy: célestoderme 1/3 , pandalao 1, vageline pure 1/3, tsy haiko na mahafaka io na tsia fa miandry ny hiverenako any Dago indray aho hanandrana azy.
Dikany ny fanafody mety @ sasany tsy mety @ hafa fa de manandrana ihany anefa ny tena mba ho afapo.
16. ni81 ( 21/08/2009 19:54)
Zah tany Dago t@ 1898 no nanomboka nisy tasy kely
:D efa ela tokoa izy izany an! Vazivazy fa fantatro fa diso io taona io e!
Zà koa misy tasy eo @ tarehiko havia eo! Efa ho 2 taona izao. Niova dermato intelo aho izao ary hita fa efa niha afaka ilay izy. Nisy t@ ireo dermato ireo nanome ahy fanafody izay ny ao @ farmasia no mampifangaro azy. Nadio ilay tarehy fa nivoara mena toy ny nokosehiny t@ tampon siprex :lol: :lol: anefa izaho mainty fa tsy fotsy.
Dia @ zao izy fanafody hafa no ampiasaiko fa efa nisy fiovana be dia be mihitsy fa tsy maintsy manao crème solaire foana, ary indrindra @ zao mafana izao ny andro dia isaky ny 2h dia tsy maintsy hosorana foana ilay crème solaire hoy ny DR.
17. xxx ( 22/08/2009 19:09)
Misaotra anao nanitsy ny diso eo ambony fa t@ 1998 no izy . Ny pandalao ampiasaina hono tsy ireny amidy eny @ sisindalana @ boîte misarona ireny fa ny pommade amidy any @ pharmacie ireny hono efa mba hafahafa tsy mandoro.
Sambatra ianareo afaka !!!!
18. ni81 ( 22/08/2009 19:41)
Misaotra anao nanitsy ny diso eo ambony fa t@ 1998 no izy . Ny pandalao ampiasaina hono tsy ireny amidy eny @ sisindalana @ boîte misarona ireny fa ny pommade amidy any @ pharmacie ireny hono efa mba hafahafa tsy mandoro.
Sambatra ianareo afaka !!!!
Tsisy fisaorana e! Lafolafo ihany aloha ilay fanafody e! sady tsy remboursé toy ny aretina fa dia nikimpy e! :) efa afakafaka fa tsy mbola tena madio be toy ny taloha.
Tandremo fa misy koa hono tsy mahatanty faohina na kosehina @ servieta ny tarehy an! izany koa hoy izy mahatonga ny tasy.
19. mpisotrtoaka ( 07/04/2015 10:46)
Antony mahavoan'ny rhumatisme sy ny fanafodiny no tena tadiavina e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2235