ahoana kay
1. JOSIAH
(
16/07/2009 18:24)
Ahoana kay ny fanaovanareo anilay hoe jereo eto reny fa tsy haiko mihitsy nefa aho mba te hizara zvt hojerenareo eto misaotra mialoha :roll:
répondu par JOSIAH le 17/07/2009 06:52
4. Lejoba
(
16/07/2009 23:44)
raha vao mampiditra rohy eto fotsiny ianao dia rehefa alefa ilay hafatra dia tsy ilay adiresy no miverina misoratra eo fa mivadika ho azy hoe "jereo eto"
