FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA: Tsy hilatsaka izany TGV
1. Radomy
(
14/07/2009 10:41)
Miarahaba hatrany (ampiadio ny hevitra fa tsy ny olona).
Tena marina ve fa manana finiavana hanao fifidianana ingahy Andry Rajoelina? Raha izay dia TSY HILATSAKA HO KANDIDA INTSONY izany izy satria tsy misy lalàna manome azy io zo io noho izy tsyampy taona.
Kanefa miziriziry izy ny hanaovana ny "référendum" aloha mba hanovana ny Constituion. Ny tanjon'ny Constitution hanefa dia ny hanova ny taona ahafahana milatsaka ho 35 fa tsy 40 araky ny lalampanorenana misy amin'izao. Hanao Constitution vaovao mifanaraka amin'ny Taonan'ny ANDRY TGV mba ahafahany Milatsaka VE DIA MBA RARINY?
Am-bava homana.
Ato misy manakiana ny hafetsena rehetra asehon'ny ANDRY TGV.
http://gasikarasahy.blogvie.com
Izaho aloha miala tsiny fa manohitra tanteaka ary manana "Haine" amin'ireo izay mitady HANAMBAKA vahoaka.
Aoka ny hevitra no hiadiana. Ary ny tombotsoam-pirenena ihany no TANDROINA.
Mankahery!

répondu par fijo le 18/07/2009 19:47
4. Radomy
(
14/07/2009 12:23)
bazylou:
efa nivadika ny baolina fa manaraha info;
Manao ahoana,
Maro mpilalao baolina ato @ sehatra politika. Mahavelom-bolo izany.
Aiza àry izany info izany ry Bazilou mba handinihantsika azy? Ny misy @ izao aloha dia "infos contradictoire" na "infos controversées" no misy. Roindefo milaza hanao fifidianana, TGV mbola mitady vola, ny assise tsy hay ny mety hiafarany, ny assise regionale efa lasako razana satria ny tinapaka dia tsy misy noraisina.
Hangatahana ianao mba hanome "infos" mazava ka tsy misy "contradicton" (fa hevitra mifanipaka) mihitsy.
Fisaorana lehibe.
5. benkintana
(
14/07/2009 15:52)
le resaka fifidianana alohan'ny faran'ny taona aloha Radomy de fampiesonana fotsiny a, i Andry mantsy efa nanantena mafy an'iny vola avy any Eropa iny dia niteniteny foana ,sady ny ao @ fitondrana ao efa tsy mihaino azy daholo, saingy ny tsy fantany fotsiny dia izy ihany no voafatotry ny lazainy
Mora taitaitra zany le Andry zany fa aleo ho matotra kely aloha ;-)

6. fijo
(
15/07/2009 22:28)
ka heveriny fa tsy ampy saina toa azy daholo ngah any olona????izay no maha zaza azy
7. xxx
(
18/07/2009 11:34)
Mbô ty aho eto fa dia tsy maintsy hanao izay fomba rehetra hahafahany hilatsaka iny DJ foza iny mbô marina é!
Tadidido tsara io teniko io ary hampatshivo ahy raha diso ao aoriana kely ao.
Fampiesonana dôlidoly ny ankoatr'izay. Tsy efa impiry moa no nampiesonin'iny ny foza! Ny zavatra ataony rehetra dia contradictoire t@ izay nolazainy rehetra teny an-kianja.
"Tsy manana eritreritra ny hanao prezida aho fa raha hitondra ny firenena ao anatin'ny fotoana voafetra tahaky ny tetezamita dia azoko atao.":
Hilatsaka @ pre*ésidentielle ve i Andry rajoelina? hoy ny mpanao gazety iray. Valiny: "za dia tanora vonona ny handray andraikitra"
"Tsy laharam-pahamena ny sommet OUA":
Za dia anisan'ny nankasitraka ny sommet
Tohizo ny manaraka