4 volana lasa izay
1. bazylou
(
14/07/2009 10:37)
no naharesy an'le8 teo,, 4 volana lasa izay, tsy ho tafaverina eo mandrakizay ilay iny, veloma lava ry amperoran'imerikasinina mpietry ronono andro ririnina, :-D :-D :-D
répondu par xxx le 16/07/2009 22:16
2. nalison
(
14/07/2009 14:48)
tsy aleo ve mpitery ronono toy izay andevolahy nahita fotsimbary toy
ny karazana mainty ao anaty Hevitry ny Andevo sy Tanindrana
ny manaja tena no mety hoy ny mamanay izay fa tsy tsara ny miady amin'ny olona manao vavan'andevo toa an'i tgv
ny karazana mainty ao anaty Hevitry ny Andevo sy Tanindrana
ny manaja tena no mety hoy ny mamanay izay fa tsy tsara ny miady amin'ny olona manao vavan'andevo toa an'i tgv
3. nalison
(
14/07/2009 14:52)
4 bolana lasa izay noentin'ny mainty ny firenena .miha mainty koa ny lanitra manoloana izao tontolo izao. toa lasa miha tsy tazana intsony gasikara fa saronan'ny hevitra maizina toy ilay mitondra azy
4. benkintana
(
14/07/2009 15:33)
vao nihainga bazilou de petsa klé ha ha ha,zany refa miteniteny foana,fa hono hoa lesy elah ve tsy nahita an'i patrick2002 ?tsy zany mantsy fa midy irery le tgv fopla andrywui ao ambany ao :-D :-D :-D
6. benkintana
(
14/07/2009 16:02)
:-D :-D :-D
voatifitra ndray ny bôfin'i bazilou klé ha ha ha,ao lesy fa endasinay tsara a,ary haingana elah fa mbola miandry ao ny bçofin'i andrywui klé ha ha ha
voatifitra ndray ny bôfin'i bazilou klé ha ha ha,ao lesy fa endasinay tsara a,ary haingana elah fa mbola miandry ao ny bçofin'i andrywui klé ha ha ha
7. milamm
(
14/07/2009 16:38)
=)) ka i bazily toa nangataka tsodrano tany @ tsimatimanota ka aiza no tsy omeny =))
8. diloo
(
14/07/2009 22:24)
Ry Nalison an
Mba amboary ny foto-pisainanao fa tena tsalo raciste be ianao marina an.
Tsss :? :(
Mba amboary ny foto-pisainanao fa tena tsalo raciste be ianao marina an.
Tsss :? :(
9. max2
(
16/07/2009 14:22)
odry ity fisainanao ry bazilou de tena fisainana andevo tsotrizao tsy mahagaga kay satria foza efa mitorina io ange tsy misy manery ano fa rehefa tsy zaka le môly de ajanony efa io no mapisosa ny raperisiliazo sy cmd charl sy lylisaona menakavy de mbola atao iany
10. xxx
(
16/07/2009 22:16)
bazen'ireny anie dia loup e tsy mahagaga raha mivovoha ohatran'ny alika :-D :-D :-D
