Inona no atao mba hitiavana olona iray
1. Onjakeli
(
13/07/2009 17:16)
Mbola olan'ny sipa akama ihany izy ity. fa namana hafa indray.
Misy namako izay. Misy olona tena tia azy. Tena tia azy tsy misy otran'zany. Efa nambaran'ilay bandy azy avokoa na hatramin'ny mariazy aza. Tsy haiy anefa izay tena mahazo ity namako fa tsy mety tia an'ila bandy mihitsy izy. tsy mety "amourese" miçhitsy hono izy saingy tsy indifferente amin'ilay bandy ihany koa anefa. Tsy hitany izay atao. ilay ban,dy koa anefa mijaly manoloana io zavatra io.
Miantso, manambitamby, sns. izay azony hatao hanehoana fa tiany ilay sipa akama dia efa nataony avokoa saingy tsy nisy vokany io hatreto. Efa telo taona izay no nifankalalan-dry zareo fa mbola miandry an'io sipa io hatramin'izao ilay bandy. tsy nanao sipa, tsy niaraka tamin'iza na tamin'iza.
Koa inona no mba toro hevitra avy aminareo.
misaotra indrindra

répondu par kotobekibo le 28/07/2009 00:26
2. xxx
(
13/07/2009 18:07)
Kristianina ve kala raha kristianina mnko izy de sarotrarotra hoazy ny mitia olona fa ny fitiavana sy ny fanajana Atra no betsaka ao anatiny afaka miaraka amin`olona izy fa tsy mety tena ho potika amininy olona iny zany fa za koa nanana anio olana io ary efa manambady aho zao fa za tsy mety tena tia ny vadiko zany tsy haiko fa za ary mba gaga
4. simplex
(
13/07/2009 18:26)
voalohany alou,
izao tenenina an'le bandy miaraka aminy:
aza mitady rara lesy ry baina a! zaran'i toi aza izy tsy mizizo hotiavana :)
momba an'ilay sipa indray:
sao dia manatena olon-kafa izy na otran'zany... mety hoe misy bandy tiany na hoe nahatara azy taloha fa mbola tsy libre na hoe miaraka aminy fa lasa any @ toerana alavitra na otr'zany... dia otran'ny hoe fanalana andro fotsiny le bandy miaraka aminy @ zao?
ra zay le izy dia tsy misy zavatra azo atao dia fa dia ankafizo fotsiny ny fiarahana ee... indrindra fa ny porofom-pitiavana :roll:
fa raha ohatra ka tsy izay dia tsy haiko... fa en general aloha, raha te ho tia olona iray enao na hoe te hahatsapa hoe hatraiza ny nitiavako olona iray dia misaraka aminy ny fanafodiny ee... rehefa misaraka aminy enao vao mahatsapa hoe tsy ahita sipa otran'iny tsony ah lelika ee.
Ka zay eee, asaivo misaraka @ le bandy izy mba hahatsapany ny fitiavany azy... misaraka pour de vrai fa tsy mety raha hoe hifainty fotsiny an :)
;-)
5. ni81
(
13/07/2009 18:29)
Kristianina ve kala raha kristianina mnko izy de sarotrarotra hoazy ny mitia olona fa ny fitiavana sy ny fanajana Atra no betsaka ao anatiny afaka miaraka amin`olona izy fa tsy mety tena ho potika amininy olona iny zany fa za koa nanana anio olana io ary efa manambady aho zao fa za tsy mety tena tia ny vadiko zany tsy haiko fa za ary mba gagany fitiavana ange ka avy amin'Atra e? ka ahoana no hilazanao an'io? Afaka manaja an'Atra foana koa izy raha toa ka manambady aza! Hafa indray raha nanolo-tena hanao masera na mopera.
6. milamm
(
13/07/2009 23:29)
hafatra kely fotsiny >> misy hira 1 tsy tadidiko izay milaza hoe
" Izay tia atao hoe adala fa raha olonkendry ianao miala..."
misy fahamarinany ko io hira io fa asaivo eritreretiny kely :lol:
" Izay tia atao hoe adala fa raha olonkendry ianao miala..."
misy fahamarinany ko io hira io fa asaivo eritreretiny kely :lol:
7. perfectly
(
14/07/2009 04:43)
raha olona iray no tsy tia, mitotoa koba hatavy
otrany tsy bandy kou léry zany! very ankazo tokana
otrany tsy bandy kou léry zany! very ankazo tokana
8. Papoose
(
14/07/2009 15:24)
raha olona iray no tsy tia, mitotoa koba hatavyinona kay no tena dikan'io?
9. Ratoa
(
14/07/2009 23:47)
raha olona iray no tsy tia, mitotoa koba hatavy
Aza kivy fa ataovy izay mahametimety anao, izay mahatsara anao
11. ari.malala
(
15/07/2009 06:22)
xxx:
Kristianina ve kala raha kristianina mnko izy de sarotrarotra hoazy ny mitia olona fa ny fitiavana sy ny fanajana Atra no betsaka ao anatiny afaka miaraka amin`olona izy fa tsy mety tena ho potika amininy olona iny zany fa za koa nanana anio olana io ary efa manambady aho zao fa za tsy mety tena tia ny vadiko zany tsy haiko fa za ary mba gaga
tsy mazava! Satria nahoana no sarotra hoan'ny kristianina ny mitia olona? d ahoana ireny kristianina mifankatia tsara rehetra ireny? @ antsoin'i ni81 hoe ny fitiavana d avy @ Andriamanitra ary Andriamanitra mitnsy aza no Fitiavana!
12. ravonjison
(
15/07/2009 08:26)
Misy fomba fiteny eoropena izay: \" Tsy hoan\' ny voninkazo iray ihany akory ny niposahan\'ny masoandro \"
13. tess
(
15/07/2009 10:14)
Onjakeli:
Mbola olan'ny sipa akama ihany izy ity. fa namana hafa indray.
Misy namako izay. Misy olona tena tia azy. Tena tia azy tsy misy otran'zany. Efa nambaran'ilay bandy azy avokoa na hatramin'ny mariazy aza. Tsy haiy anefa izay tena mahazo ity namako fa tsy mety tia an'ila bandy mihitsy izy. tsy mety "amourese" miçhitsy hono izy saingy tsy indifferente amin'ilay bandy ihany koa anefa. Tsy hitany izay atao. ilay ban,dy koa anefa mijaly manoloana io zavatra io.
Miantso, manambitamby, sns. izay azony hatao hanehoana fa tiany ilay sipa akama dia efa nataony avokoa saingy tsy nisy vokany io hatreto. Efa telo taona izay no nifankalalan-dry zareo fa mbola miandry an'io sipa io hatramin'izao ilay bandy. tsy nanao sipa, tsy niaraka tamin'iza na tamin'iza.
Koa inona no mba toro hevitra avy aminareo.
misaotra indrindra
ilay bandy koa no tsy mahalala tsy tiana raha izany, fa angaha ity fitiavana ity azo forcéna rehefa tsy ho amoureuse ny sipa?????
:roll:
izaho manokana raha tsy amoureuse am oul iray tsy hiaraka aminy mihintsy,
na hanao inona na hanao inona ilay bandy rehefa tsy ho amoureuse dia tsy amoureuse, aloe garder-na ho amour entra maha mpinamana fa iny aza mafinaritra kokoa ny relation, ny mihonona
no tokony hataoni'lay bandy.... :-P
RAHA nisy fitiavana azy ilay sipa tao aantin'izany telo taona izany efa mba nanaiky izy fa tsy réalista kou lay bandy raha izany, tokony mande miova horizon kely izy mijery oul hafa mintsy fa harary fo amzany eo
14. nathie86
(
15/07/2009 10:56)
Oudry hafahafa ko zany oe krisrianina v iz, ra kristianina zany tsy afaka no ho amoureuse drôle b zany 8O
15. Papoose
(
15/07/2009 11:14)
tena manimba zany miforcer fitiavana zany fa tokony manana volonte hitsotra ka vao miha compliquer ny vokany raha samy mijanona @zao eo fotsiny
16. simplex
(
15/07/2009 20:03)
tsy voatery mifankatia vao miaraka ka... rehefa ilay mifankahazo iny fotsiny aza izy vao tena manja ny fiarahana... le resa-pitiavana mintsy no mi-compliquer be an'le izy :)
zany hoe tsy tokony mieritreritra fanambadiana kosa aloha e. Tonga dia manimba revy be...
zay no itenenako hoe le bandy mintsy no tena fopla :(
17. tess
(
16/07/2009 05:25)
tsy voatery mifankatia vao miaraka ka... rehefa ilay mifankahazo iny fotsiny aza izy vao tena manja ny fiarahana... le resa-pitiavana mintsy no mi-compliquer be an'le izy
TSARY LASA kosa raha hiaraka anefa tsy misy fitiavana hihihi mais bon! misy koa anefa na efa mpivady aza rehefa mifankahazo mahay miaraka miaina , manana fiainana milamina sy ny karazany dia mpivady maharitra mandra-maty ao......
marina ihany aloha fa ilay fitiavana indrindra diso tafahoatra no mi kompliké ny fiarahana ka matetika mifarana amin'ny fiasarahana ny farany raha sarotiny loatra ny ankilany na izy roa tonta :{
18. nathie86
(
16/07/2009 05:57)
Misy fahamarinana kely io tenin'i Simplex io eh, ndray2 ilay fitiavana mihitsy no micomplquer zavatra :)
19. ni81
(
16/07/2009 06:24)
zany hoe tsy tokony mieritreritra fanambadiana kosa aloha e. Tonga dia manimba revy be...Ka raha efa fotoana tiany hanambadiana kosa izy? Fa zany hoe tokony tsy hisisika aloha raha hita fa tsy marisika ny ankilany e!
20. ravonjison
(
16/07/2009 09:54)
Rehefa tsy mitovy ry Onjakeli ny tadin-dokanga dia aleo adaboka any a .