tsy hita intsony i yuka noue andrywui oay ravalotgv

1. ndotofetsy ( 12/07/2009 20:48)
era sa ve voasakan i hery be daholo
répondu par benkintana le 13/07/2009 11:00
2. benkintana ( 12/07/2009 21:01)
Tsy mbola nanakana tsisy antona zany teto kah , fa zavatra voatsikaritro fotsiny dia hoatrantsika rehetra ihany é,misy ny zavatra hafa hatao izay mety tsy ahafahantsika ny hisera,sady tsy hitako izay mety ratsy nataon-dry zareo teto
3. zoam ( 12/07/2009 21:35)
andrywui tao hoe nahazo carton rouge tany @ rahery
4. benkintana ( 12/07/2009 21:43)
I andrywui ndray aloha tsy mahagaga ,nedala be fo be ,aisiny toa zavatra mihatra @ tenany loatra ny resaka eto dia iny izy midegany iny sisa ,asa re na hisokatra ihany ny masony indray andro any,tsy mbola diso fanantenana ny ray aman-dreniny aloha dia efa milay izay :-D :-D :-D
5. zoam ( 13/07/2009 03:57)
ny sasany nety nalain'ny capsaty serasera teto :-D :-D :-D
6. ouiandry ( 13/07/2009 05:16)
mipetra tsara elah ry be kakana fa sao d ampiriatiko eto, rah momba ny fianakams andrywui tinlisany ho fantatra d tsy mandalo matetika toy ny taloha satria efa miaina @ nofy ny OSY MAINTY sy ny mpiandryvavady ato, sady tsy fombanay koa ny mampinana ny efa resy, efa tsy mitovy tsony ny kategoria ry zalah fa d mialatsiny a, lé8 zao super leger d i Andry Rajoelina zao efa super lourd d mbola tokony hoampinanina ihany fa ny OSY MAINTY, aleo rangah iala fa manjary PETSA be nareo ka mampalahelo a!
7. benkintana ( 13/07/2009 11:00)
ntsooo andrywuikely,aza ùanaiky zany kotabaisin'olona zany lesy a,elah anie efa notenenin'olo tatao hoe aza dia mandray am(-po loatra e,aleo aloha ela maka sasatra tsara ,ok ary averiko ndray aza MALAHELOHELO FA MBOLA HISOKATRA NY MASON'ELAH ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0711