Raha miziriziry @heviny Andry TGV dia tokony ho samborina

1. Radomy ( 12/07/2009 09:28)
Miarahaba indray,

Mahagagasy mahasadaikatra ihany ny mahita fa @ izao fotoana izao(2009) dia mbola tsy misy tompon'andraikitra sy olona matotra ihany eo@ fitantanana ny raharaham-pirenena.

Hita izao fa ny hatanoràna dia tsy ampy hamaritana ny fahendrena. Raha izao ataon'ingahy Rajoelina Andry izao no hateraky ny tanora malagasy dia aleo ihany ny be be taona no hitondra fa tena manahirana.

Ny hajamban'ity tanora ity amin'ny sehatra politika dia mitondr ny firenena any an-kady. Aoka ho tonga saina isika tompoko ô.

Tsy manana ny "monopole" @ rariny sy ny fahamarinana aho. Raha ratsy ny voalazako dia aoka ny teniko no ariana fa aza ny tenako. Tena tsy tantin'ny foko ny mahita izao famiravirana ny firenena sy ny hasin'ny malagasy ataon'ny TGV izao. Ka somary henjakenjana ihany ny fiteny fa aleo zaraina ny hevitra: http://gasikarasahy.blogvie.com

La démence d’Andry Rajoelina va de mal en pis:

Le pouvoir peut rendre fou tous ceux qui cherchent à s’y accrocher. Tout ce que j’ai écrit sur ce Tsalo (Raciste Merina) Andry TGV vient d’étre confirmé au de là méme de ce que je pensais. A écouter ses baratins durant 2 heures d’horloge a permis à tout le monde de comprendre, de façon, catégorique que l’immaturité d’Andry TGV est telle que ce n’est méme plus la prison qui lui convient mais carrément un asile de fou. Et encore une fois, je n’exagère rien. Avec un tel inconscient, c’est la population malgache qu’il compte ni plus ni moins sacrifier. Voyez où cela mène lorsqu’on est assoiffé de pouvoir. Il est prét à vendre père et mère quitte à assassiner ses frères et sÅ“urs.

Amin'ny manaraka indray.
répondu par benkintana le 14/07/2009 08:56
2. ndaty ( 12/07/2009 12:05)
t'es trop excessif mon pote, tout ce que tu ecris là pue la haine;

ho anao dia indro citation 2:

"L'excès de sévérité produit la haine. L'excès de l'indulgence affaiblit l'autorité. Sachez garder le milieu et vous ne serez exposé ni au mépris ni aux outrages." (Extrait de: Le Jardin des roses)
[Mocharrafoddin Saadi]

> Les passions sont toutes bonnes de leur nature et nous n'avons rien à éviter que leurs mauvais usages ou leurs excès.(Extrait de: Les Passions de l'âme)
[René Descartes]

Et surtout, n'oublie pas qu'on est dimanche, donc la haine et la violence verbale doivent étre, au moins , mis au repos




3. Radomy ( 12/07/2009 12:21)
Ny fanontaniana iray ihany anefa no mipetraka: La Haine contre quoi?

Raha olona tsara fanahy mantsy dia misy marina io lazainao io.
Raha hevitra tsara koa dia maro ny marina amin'io lazainao io.
Raha toe-tsaina tsara koa dia tena mitombina io lazainao io.

Fa raha olona ratsy fanahy kosa dia manompa an'ireo niady an-dry Hitler, mussolini, ben landen sy ireny olona miady amin'ny mpamono olona ireny ianao.

Fa raha hevitra ratsy kosa dia diso ilay reférence noraisinao
Fa raha toe-tsaina ratsy kosa dia tena diso ilay hevitra vohizinao.

Ka miverina ilay fanontaniana: La Haine contre quoi?

Am-bava homana! am-po mieritreritra.

Fankasitrahana ihany. ampiadio ny hevitra.
4. bozyboleta ( 12/07/2009 12:30)
Et surtout, n'oublie pas qu'on est dimanche, donc la haine et la violence verbale doivent étre, au moins , mis au repos
:roll: :roll: :roll:

Izao no atao hoe mihatsaravelatsihy.
Mody manaja alahady ary manao ny toetra ratsy vao manomboka ny alatsinainy.
5. Radomy ( 12/07/2009 12:33)
bozyboleta:

Et surtout, n'oublie pas qu'on est dimanche, donc la haine et la violence verbale doivent étre, au moins , mis au repos
:roll: :roll: :roll:

Izao no atao hoe mihatsaravelatsihy.
Mody manaja alahady ary manao ny toetra ratsy vao manomboka ny alatsinainy.


Ohatra iray io hilazaiko fa "je hais l'hypocrisie" (Mody manaja alahady ary manao ny toetra ratsy vao manomboka ny alatsinainy; mody mpivavaka kanefa..., mody tatanindrazana kanefa mamono vahoakany etsetra). Rariny va raha misy izany "haine" izany?

Aoka ny foto-kevitra no jerena ary indrindra indrindra fa ny "tanjona" (Ny tombotsoam-pirenena sy ny vahoaka ihany).
6. ndotofetsy ( 12/07/2009 18:07)
ary mbola manofy foana anie nareo izany ee n iza n iza tonga eo dia resak e fotsiny izany hanampy vahoaka izany. Ny vahoaka atao fiakarana fotsiny fa ny interet personnel ihany no ady eo rehafa tonga @ fitondrana. Avy eo dia manao demagozia be hampandriantany, mividy miaramila sy fitaovampiadiana hiarovana ny harena ho samborina rehefa eo. Jereo i ra8 fa tsy niraharaha ny miaramila dia zao no niafarany. Ny tgv koa rehefa tsy mahay miaina ka mampizarazara miaramila eo dia ireo ihany no hampipitika azy eo. Raha ny fandehan ny resaka ataon i radomy koa dia misy hadisoana be mihintsy ty ataonao manoratra ny fankahalana ny merina ty, misy olona mora sendaotra mamaky an io dia lasa mankahala tanindrana koa ny hiafarany tsy hoe olona (maranintsain) toa anao (angamba) daholo anie ny olona na mitovy hevitra aminao eee raha ny famakiako an io dia fiantsiana @ merina sy ny tanindrana io ataonao io. Mba dinidiniho ihany fa fampandrosoana ny firenena no tadiavina fa tsy vao maika hampizara indray.
7. Radomy ( 12/07/2009 18:22)
ndotofetsy:

Raha ny fandehan ny resaka ataon i radomy koa dia misy hadisoana be mihintsy ty ataonao manoratra ny fankahalana ny merina ty, misy olona mora sendaotra mamaky an io dia lasa mankahala tanindrana koa ny hiafarany tsy hoe olona (maranintsain) toa anao (angamba) daholo anie ny olona na mitovy hevitra aminao eee raha ny famakiako an io dia fiantsiana @ merina sy ny tanindrana io ataonao io. .


Manao ahoana,

Raha mbola io fisainana minia ty mijery ny "marina" io no mbola entinao dia mbola ho maro ny mitovy amin-dRadomy satria mbola tsy vonona foana ianao hamingana ny tena loza voatsikera io. Io fanahiniana mikipy maso io ihany nomahatonga antsika 100 taona aty aoriana dia mbola coup d'Etat sy fijaliana foana no misy.

Sahia mijoro. Sahia miatrika ny fiainam-pirenena ary ho sahy hanohitra izay manelingelina ny tombotsoan'ny Malagasy sy Madagasikara.
8. ndotofetsy ( 12/07/2009 18:50)
hoy i ndaty

ndaty:

t'es trop excessif mon pote, tout ce que tu ecris là pue la haine;

ho anao dia indro citation 2:

"L'excès de sévérité produit la haine. L'excès de l'indulgence affaiblit l'autorité. Sachez garder le milieu et vous ne serez exposé ni au mépris ni aux outrages." (Extrait de: Le Jardin des roses)
[Mocharrafoddin Saadi]

> Les passions sont toutes bonnes de leur nature et nous n'avons rien à éviter que leurs mauvais usages ou leurs excès.(Extrait de: Les Passions de l'âme)
[René Descartes]

Et surtout, n'oublie pas qu'on est dimanche, donc la haine et la violence verbale doivent étre, au moins , mis au repos








Tena ataovy teny gasy lesy le izy ry ndaty fa tsy azon i radomy angamba le teny frantsy nataonareo aa
9. benkintana ( 12/07/2009 21:05)
Misaotra lesy radomy a,tena le resaka misy antsipirihina hoatr'izao no hiandohany hevitra mitsiry ,mazava be ny fomba fijerinao sy le famakafakana,
aleo ry zalahy le dinika no asio tsindrin-kevitra fa tsy tonga de valim-boraingona be
10. ndotofetsy ( 12/07/2009 22:15)
tena tsy avotra nareo zay tokoa moa le hoe samy gasy fa tsy mitovy firehana
11. benkintana ( 12/07/2009 22:29)
Mrina mintsy lesy io kôzin'elah io ry ndontofetsy :lol:
12. naritsimba ( 13/07/2009 09:37)
Atao ahoana fa izay ilay demokrasia e, t@ andron'ny ra8 tsy afaka niteny malalaka toy izao ny olona na any @ haino aman-jery na any anaty gazety.
Milaza tsy Afrikana ny gasy nefa dia jereo sahady ny fifidianana eto afrika, mba inona re no andraikitry ny SADC e? toa feno hosoka sy hala-bato no betsaka, toy izay nitranga tany zimbabwe, afrika atsimo, sns, nefa dia ireo ve no ho tahafina??? izany no tsiriritinareo milaza ho mpanohana ny ara-dalana; izao koa 10% no taha pahavitrihan'ny mpifidy toy ny mitranga atsy @ firenena izay entin'ingahy denis sasoungesso(ialan-tsiny fa tsy haiko ilay fanoratra azy). DIa laziana fa ara-ponmba demokratika manaraka ny lalam-panorenana ve no mahalany an'io filoha io avy eo? izany no toe-tsaina saika napetraky Ra8 teto, ka mahatonga azy lasa nankany swaziland izay firenena tena mahantra nefa dia voaporitra mafy tokoa ankehitriny ny vahoaka, ka na ny virjiny aza dia entina ho an'ingahy filoha rehefa misy ilany azy.
Tsy barbariana toa anareo mpomba an'i ra8 akory ny tenanay.
13. benkintana ( 13/07/2009 11:07)
Diso be le kôzin'elah naritsimba
Tena mifanohitra be @ zava misy fa elah zany ve mba manara-baovao sa faly manoratra fotsiny
Avelako elah handalina sy handinika ary hamaly tsisy an-katerena na fanambatambazana ;-)
14. milamm ( 13/07/2009 23:09)
misy minia tsy mijery mihitsy ny fiandrianam-pirenena sy ny hasiny tanindrazana fa entiny fankahalana an-dRavalomanana fotsiny tsy ny TGV ihany na AREMA fa na ny olompirenena tsotra ihany,tsy midika akory izany fa momba azy aho , rehefa voaitsakitsaka ireo dia lavo ny sata sy ny mahaizy ny firenena iray .Norombahiny Andry ny satany firenena sy ny zon'ireo mpiray tanindrazana aminy,dia tapidalakaleha izy
ozy ny fampianarany Malraux izay
" La souverainété reside en peuple,mais elle n'est jamais exercée dans leur histoire "fin de citation.
15. diloo ( 14/07/2009 02:32)
Akory aby,

Hoy i ndotofetsy:

Raha ny fandehan ny resaka ataon i radomy koa dia misy hadisoana be mihintsy ty ataonao manoratra ny fankahalana ny merina ty, misy olona mora sendaotra mamaky an io dia lasa mankahala tanindrana koa ny hiafarany tsy hoe olona (maranintsain) toa anao (angamba) daholo anie ny olona na mitovy hevitra aminao eee raha ny famakiako an io dia fiantsiana @ merina sy ny tanindrana io ataonao io

Heveriko angamba fa tsy io no votohanton'ny hevitran'i Radomy.
Raha mamaky ny seraserany ianao ( La réflexion de Rado..), marina fa lalimpaika
ny lahatsorany maromaro, ny azo tsoahina @'ny farany raha mandalina tsara ny heviny, dia:
Manao antso ampanindrimpo fanahinina ampisendaotra izy, hafahan'ny ankabeazan'ny merina hanova ny toe-tsaina hialana @'ny racisme manoloana ny lokon'hoditra sy ny fanivazimbana ireo rahalahy avy any amorontsiraka. Samy malagasy jiaby isika ary tsara raha mifanaja.
Very fotoana be isika hifampiziva ary faly be ny vazaha mahitantsika mifampitoraka: izany no mety mahatonga ny fanjakana frantsay ampizara antsika @'izay manjaka tsomoramora fotsiny izy.
Izaho manao hoe tohizo ny fandalinan'i Radomy fa misy hevitra tsara fantarina ho fampifandrosona.
:wink: :)
16. naritsimba ( 14/07/2009 05:35)
bekintana> ny ahy tsotra, aleo halalaka ny tsirairay, ny tsy fitiavako sy ny fankahalako an'i ra8 dia tsy midika fa momba an'i TGV aho, saingy t@ andro nitondran'ny ra8 moa ve nahazo naneho fanoherana malalaka toy ny @ izao andro izao? ry Zafy vao nanao tany Antsiranana, ny etsy @ Magro moa dia isan'andro, tsaroako tsara fa raha naneho fanehoan-kevitra ny tena @ maha mpitarika sendika dia nahazo fampitandremana t@ volana jolay 2008, raha ny marina kokoa dia ny 24 jolay 2008, ary hatramin'ny mpitsara dia nahazo didy avy @ ingahy Ra8 fa tsy azo ampandresena ny sendika entinay satria lasa mitarika ny mpiasa hitaky ny zony, ka hitarika fikorontanana eto @ tany sy ny fanjakana. Ary izay no anisan'ny tsy namelan'ingahy RA8 ny hisian'ny sendika tao @ groupe TIKO.
Izao no teniko t@ fotoana nivoahan'ny didy tao @ tribonaly t@ 07 Août 2008 rehefa nivoaka ny trano fitsarana teo Anosy:
Andriamanitra tsy andrin'ny hafa andriko ihany, tsy hierina angaha io taona io fa tsy eken'ny saiko iny didy nivoaka iny, satria na hatramin'ilay mpitsara namoaka didy aza dia niangavy ny mba tsy hanenjehana azy fa tsy sitrapoko hoy izy iny didy iny fa hitanareo tsara iny telephone naneno iny fa ny filoha RA8 no niantso teo.
Tsy mba mankahala olona aho afa-tsy izay olona mampahantra ny olona toa azy.
1-Nahoana aho no tsy tia RA8 nefa merina toa azy?
2-Nahoana no olona avy any anindran-tany no narovako teny @ tribonaly voalohany raha saika ho roahin'ny olona avy any anindrana toa azy t@ asa nataony?
Tsy mitady ny hanankarena ny tena fa ny sahaza ho ahy tsy omeko na iza na iza, ary izay mitady haka io anjara sahaza ho ahy io dia fahavaloko.
Hoy ny fitenintsika malagasy: Aza miady ny anjaran'olo fa reraka eo ianao.
17. benkintana ( 14/07/2009 08:56)
Tsy anjaran'i Andry mihintsy io
Aza miady ny anjaran'olo fa reraka eo ianao.

Mifanohitra ny voalazanao ry nary,tsy tim tsy tgv enao nefa milaza fa miady anjarn'ôlo ndraiky nakahy,efa mibabo ho tgv zany elah nefa milaza fa tsy an'ny andaniny na ny ankilany tssssss

t@ andro nitondran'ny ra8 moa ve nahazo naneho fanoherana malalaka toy ny @ izao andro izao?

O ry leity a,enao ve jamba fa tsy i Andry zany no mitondra fa ny miaramila,ary elah ve mahita no tsy mahalala izao fisamborana isan'andro izao ,tsssss

Nahoana aho no tsy tia RA8 nefa merina toa azy?

Sady misy conotation raciste koa ty elah ty zany bainn,efa tsy mandé lesy zany a

hatramin'ny mpitsara dia nahazo didy avy @ ingahy Ra8 fa tsy azo ampandresena ny sendika entinay satria lasa mitarika ny mpiasa hitaky ny zony, ka hitarika fikorontanana eto @ tany sy ny fanjakana.

ny dondrona ihany leroa no tsy miova a,ary hota fa raha niahaiky ny tsy mahalavorary azy ary i R8 dia ty Andry indray miaro tena tongotra aman-tanàna fa tsy diso zany nefa io fantam-poko fantam-pirenena io fa fopla be,
ary ny an'ny lery tsy sindikà ntsony zany fa ny mpiasa iray manontolo 30.000 no novonoiny ary ny mpitsara sy ny miaramila no vidiny de zany ve no hoe fandrosoan fa inona leity no mahazo anelah klé :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0592