Misaotra anareo namana tamin'ny toro-hevitra

1. Onjakeli ( 10/07/2009 14:40)
Mankasitraka sy mankatelina anareo namana rehetra nanoro hevitra. Efa nampitaina tany amin'ilay sipa akama ny toro-hevitrareo. Tapa-kevitra izy fa hanadaboka an'ilay bandy any an-dafy. Nataony otra tsy nisy ny zavatra noresahin'izy ireo tamin'ny voalohany. ary ny zavatra mahafaly amin'izao fotoana izao dia nihaona tamin'ny olo-tiany efa ho roa taona izao ity namako ity. Roa taona tsy nifankahita, tsy fantatra izay anton'izay saingy nifanena tampoka teny an-dalana ary hita fa samy mbola tia. Dia raikitra fa hiraka indray.
Misaotra sy mankatelina indrindra ry namana isany
répondu par ari.malala le 15/07/2009 06:16
2. tess ( 10/07/2009 16:56)
3. simplex ( 10/07/2009 19:03)

Tsisy fisaorana eee...
... vola omena ra misy :lol:

:roll:
4. tsikiowa ( 10/07/2009 19:06)
:lol: :-D
5. ni81 ( 10/07/2009 20:40)
Tsisy fisaorana eee...
... vola omena ra misy
:lol: :lol: :lol:
6. ari.malala ( 15/07/2009 06:16)
simplex:


Tsisy fisaorana eee...
... vola omena ra misy :lol:

:roll:



:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4662