WIFI

1. mala ( 10/07/2009 12:24)
sali daholo eh!
Fanontaniana fotsiny ho an'zay mafantatra:

Aiza eto Tana ngah misy WIFI gratos na non sécurisé ary afaka andehanana?
na andro alina tsy maninona.
répondu par max2 le 11/07/2009 08:49
2. gasyjean ( 10/07/2009 18:29)
Tsy tena mahafantra fa mba toro-hevitra sao mba mety hisy ihany,mandehana eny akaik'ireny hotely lehibe ireny.tsy te sûre fa mba toro-hevitra.
3. max2 ( 11/07/2009 08:49)
fanga de tena tsy misy vola anaovana cnx eny @ cyber no de manao taty reraka fotsiny ndana makany @ fat fa to makafotsy de mahazo ko :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3014