tsy maintsy avoaka Manandafy

1. RakotovaoJo ( 10/07/2009 09:55)
Dia tsy maintsy avoaka zany ny praiminisitra Manandafy satria nahazo fanasana avy @ lafrantsa izy @ io fetim-pirenena frantsay io.
Matoa zany nahazo io fanasana io ny praiminisitra dia nankatoavin'ny lafrantsa ny maha praiminisitra azy.
Inona re zao no adin'ny HAT e? hamoaka sa ahoana? toa ahazo raharaha eo manko ry zalahy raha milaza Manandafy fa tsy navoakan'ny HAT ka tsy tonga @ io fanasana io.
répondu par ndotofetsy le 12/07/2009 19:12
2. Mirananirina ( 10/07/2009 11:15)
ahoana indray ary izany.Tsy ry zareo Tgv ve no ho avy any dia mody hoe solotenan'i Manandafy izahay e
3. xxx ( 10/07/2009 11:36)
Mbo mahagaga marina ity kilalao politika ity. Nolazaina sy nohenjehina i Frantsa fa izy no tao ambadik'izao korotana miseho eto M/car izao. Nanenjika sy niteny ampahibe maso i Ra8 fa tsy mankatoa an'i Frantsa. Nefa dia izao indray hoe hasain'i Frantsa i Manandafy @ 14 juillet ka dia mitabataba ny tim fa sao tsy avoakan'ny hat i Manandafy hamonjy fanasana.
Raha tena marina fa tao ambadik'izao i Frantsa ka tena tia tanindrazana i Ra8 sy Manandafy dia tokony HANDA izao fanasana izao.
Raha toa ka mitady ny handeha hamonjy ilay fanasana izy dia mazava ary miharihary toy ny kary an'efitra fa fitiavan-tena sy seza no tena ao an-dohany.

4. xxx ( 10/07/2009 12:20)
xxx:

Ianao angamba vao omaly no nanao politika e

5. xxx ( 10/07/2009 13:06)

Ianao angamba vao omaly no nanao politika e

Tsy vao omaly aho no nanao politika fa hanomboka androany :-D :-D :-D
6. milamm ( 10/07/2009 13:18)
dikanteny @ lohahevitra ,tsy ekeny frantsa i Andry sy ratsy iraka satria tsy toa teny toy ny mpimasy tsy masina antaniny no no tsy misy mpihaino any ivelany.
Tsy hitondra tombotsoa ho an'i frantsa izy ireo,i Ravalomanana mazava ho azy no afaka hamerina ny ara-dalana na tsy mpomba azy intsony aza aho efa ela tsy hilammm io raha tsy tafaverina eto izy nefa alohany izany dia tsy maintsy avotsotry ny HAT i Manandafy satria iny sisa no tandroka hiaro ny vozona
Ny marina tsy maintsy ho tafavoaka izy na dia tsy @ io 14 jolay io aza fa tafahemotra kely
7. xxx ( 10/07/2009 14:48)
nareo pro ra8 hoa ataon'ny la Frantsa lasa adala.
Tsy aleo manda tsy mandeha mba ho olona hendry
8. xxx ( 10/07/2009 15:02)
xxx:

Ianao angamba vao omaly no nanao politika e

Tsy vao omaly aho no nanao politika fa hanomboka androany :-D :-D :-D

Lesona voalohany ary : tsy menatry ny mivadibadika ny mpanao politika
Rahampitso mila cahier 200p sy stylos 4 couleurs :-D :-D :-D
9. ndotofetsy ( 10/07/2009 17:48)
sarla ve nahazo invitation aloha eeee hahaha apoakan i lery io raha tsy mahazo invitation izy an
10. locl ( 10/07/2009 19:26)
Tsy misy hataon'ny France lasa adala izany eto, izy no miolakolaka sahala @ bibilava, mivadi-dela isan'andro, matoa izy nanao io fanasana io dia misy raha ambadika ao.

Fa tokony ho mailo ny praiministra Manandafy
11. fijo ( 10/07/2009 21:07)
io voalazan'i milammmm io;asa raha tadidinareo le efa nasehon'i noue teto momba ilay tatitra nataonn'y parlemantera frantsay nivory momba ny madagasikara.
mazava be tamin'iny fa nilaza mivantana ny frantsay fa tsy mila an'i andry hilatsaka izy.tsy nafeniny koa nefa fa izy no namonjy an'i andry tamin'ny fotoana naha reraka an'i andry,ka hafatra io.
ny dikan'io dia hoe tandremo ry boay kely,fa raha mihizingizina eo ialahy,dia efa io no ankatoavinay ary avelanay eo ialahy.
sady efa miha mazava koa izao,fa tsy tafavoak amihintsy le resaka HAT,ka efa manomboka mila hivadika ny frantsay satria maika le solika e
12. wiwui ( 11/07/2009 07:48)
inn ataony ra-Jo ato?
13. ouiandry ( 11/07/2009 15:33)
afaka manonofy lisany fa @ maha prézida ny internatinal libéral any Manandafy no nanasana anazy fa tsy @ maha praiminisitra ka ankombony ny vava fa oul migadra i Manandafy!
14. RakotovaoJo ( 11/07/2009 17:40)
ny vavan'isé aloha no tokony akombona voalohany
15. fijo ( 11/07/2009 20:19)
akombony ny vava de ampiasao ny tanana izany :-D :-D :-D :-D
16. ndotofetsy ( 12/07/2009 19:12)
poufff bof na mivoaka na miditra i manandafy heverinareo hampiala ny hat ve izany Ny olona fotsiny no mivazavaza esty sy eroa fa vao mahita an i sarla sy ny ekipany dia dila daholo. Atao ahoana ee zay no fandehany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.118