Efa mba nandroso ve Madagascar?
1. TsongYong
(
09/07/2009 14:40)
Raha ny hevitro dia eny efa mba niezaka ny Malagasy nanao izay hahatafita an'i Madagascar. Raha dinihina sy fakafakaina ny zavabitan'ireo mpitondra (filoham-pirenena) @ lafiny (positive sy negative) nifanesy teo dia ny ex-Pd Marc no hita fa nanao izay hoafany hampandroso teo @ lafiny maro. Fantatr'izao tontolo izao i Mada eo @ resaka fizahantany noho ny ezaka fanaovana film na movie antsoina hoe MADAGASCAR I, II. Maro ny olona no mba te hanitsaka izany Paradis Island zany. Ny fandrosona eny ambonivohitra sy eny ambanivohitra dia hita taratra izany vokatrin'ny fanamboarana ireny lalana ireny. Hany ka faly ny avy any @ sisitany fa mora izany hoe hitsidika an'i Iarivo, faly ko ny avy ao ampovoantany fa tongan'ny fiara ny morontsirak'i Mada hanaovana vac.
Teo anefa ny namahan-dalitra an'i Mr. Marc ka nahakofina azy satry mialona ny teo aloha na ny mpitondra na ny mpanjanaka satry ny mpiterironono no nahavita azy fa tsy ny ambony diploma izay mihevitra ho be saina sy mahavita azy. Tsy vitan'ny hebohebo mantsy ny fiainana fa ny hetsika arahina ambopo ary toetsaina ambony no mampandroso fa tsy ny fitanisana ny doctorat na izay diplomanao any aposy.
NB: Ranenina ny Malagasy ary tsy hisy intsony ny olona afaka hahavita azy satry samy te ho filoha na ireo mihosombovoka ka izy ireo no entin'ny sasany hatao tohatra fiankarana.
Vokany mitaraina ny tany manenina izay lasa tohatra!
Thank you GOD BLESS MADAGASCAR

répondu par benkintana le 12/07/2009 22:01
2. rakapy
(
09/07/2009 14:47)
Ka anisan'ny problem ihany anie ny nahalany ho filoha ny mpivarotra ronono tsy ampy baoritra raha dinihina letsy e! taitra daholo ry zalahy manana baoritrasy sy tsy manana isany ka ny DJ avy no mba nilatsaka, Mbola maro ny film ho avy fa jereo tsara.
Aza gaga fa mety hiisy mpivarotra saribao na ramanonaka hilatsaka koa eo! :-D :-D :-D lalakitan'amboa

3. bozyboleta
(
09/07/2009 14:48)
Efa kely sisa dia ho paradisa.
Na ny endriky ny olona eny an-dalana rehetra eny aza dia hita ho faly sy sambatra.
Nidina be ny vidim-piainana, manana amby ampy daholo ny Malagasy. Vita tsara daholo na fotodrafitrasa na lalana ary madio na rivotra na ny tanàna. Tsisy intsony 4mi sy trano sachet.
Tsisy intsony ny mpangalatra fa mandry ivohon'ny vato ny vahoaka eo @ lafiny fandriampahalemana.
Nofy ririnina.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D

4. AndriambyII
(
09/07/2009 15:48)
Dé aôna ilay soucoupe volante nampanantenaina isan- tokatrano ? :lol: :oops:
5. xxx
(
09/07/2009 16:02)
bozyboleta:
Efa kely sisa dia ho paradisa.
Na ny endriky ny olona eny an-dalana rehetra eny aza dia hita ho faly sy sambatra.
Nidina be ny vidim-piainana, manana amby ampy daholo ny Malagasy. Vita tsara daholo na fotodrafitrasa na lalana ary madio na rivotra na ny tanàna. Tsisy intsony 4mi sy trano sachet.
Tsisy intsony ny mpangalatra fa mandry ivohon'ny vato ny vahoaka eo @ lafiny fandriampahalemana.
Nofy ririnina.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Enao marina ... t ay be fa tsy hita intsony izay teny ilazàna azy e , asa ho aiza ity isika mandeha TGV mandeha mafy mitsotsotsotso midina any ity
6. xxx
(
09/07/2009 16:48)
Mbola mfanala azy iany ny alika sy ny lambo ato .Lelennaa ,toizo fa manj'éééé !!! Reefa tonga any ambondrombe tsika miala litika daôly !!! :twisted: :twisted:
7. benkintana
(
10/07/2009 07:55)
Aza mikorontana enao ry lambo a,reo tgv reoa ngah heverinao fa hiantra anao eo ,bandy foza ,mamely ny akamany daholo reo de elah ve manantena fa omeny bisous ,tssssssss
8. milamm
(
10/07/2009 13:29)
:-D :-D :-D efa aty ambondrombe i dago fa ela sisa no andrasana ry xxx a,tongava haingana miala litika
9. TsongYong
(
10/07/2009 14:41)
90% ny Malagasy dia tantsaha daholo zany hoe miompy sy mamboly, ny mpitondra teo aloha nefa dia izany no tena diploma ananany.Noho izany dia hainy ny nampivoatra ny teny ambanivohitra ary hainy ko ny nampifandray izany tao andrenivohitra. Amizao fotoana izao dia tsy voatanisa ireo any ambanivohitra mihinan....satry ny orin\'asa mpandray ny vokatra nohidina. Vokatr\'izany dia mijanona mianatra ny ankizy ny fiompina sy fambolena simba satry tsy misy fanafody sy provande.
Anjaranao sisa mireritreritra, hitaingina TGV ve sa hande kamiao mpitondra rorono?

10. TsongYong
(
10/07/2009 14:46)

11. ndotofetsy
(
10/07/2009 17:44)
hain i lery ny nampivoatra ny teny ambanivohitra fa tena nodakan ny dj avy aty ambonivohitra nedala
13. dadabe
(
11/07/2009 02:59)
resaka n'importe qoui daholo zay aleha rehetra ...tsy mba misy resaka fampandrosona ny malagasy fa ..tsssss
14. benkintana
(
12/07/2009 22:01)
Diniho tsara dadabe a,ka nareo kosa zany diso e,radiavo tsara fa misy mamabe sahaza anao ao é :-D :-D