kolonel ravalomana c un vrai pro
1. zoam
(
09/07/2009 05:33)
Raha tena professionel ianao ry kolonely richard Raval. dia sambory tsy misy atakandro ingahy Andry Nirina Rajoelina noho izao antony mazava be sady misy voaporofo mivaingana. Nipetraka tao anatin'ny fiara 4x4 miloko manga izy nijanona teo akaikin'ny building iray mifanila @ Hotel Carlton t@ ny famaizan'ny Radiom-pirenena tetsy Anosy nefa tsy nisy ny antsoina "non assistance en une personne en danger" (nisy miaramila kolonely sy mpiasa voarahon'ny mpandoro tao). Nisy tale-na orinasa vhiny niantso ny sapeur pompier vao nanomboka nirehatra ny trano dia izao no valin-teny azony avy ao Tsaralalàna : tsy mahazo mihetsika izahay raha tsy mahazo baiko avy @ ny ben'ny tanàna (izay Rajoelina io). Namerina niantso fanindroany io vahiny io ary dia valinteny anavona hatrany sady tonga dia tapahana tsy misy fahalalam-pomba no setriny.
Manàna ianao fasahiana raha tena professionnel, SAMBORY io BANDY io fa tena CRIMINEL, fa aza resaka mampihomehy @ io baombabaomba tsy nandravana zavatra misy lanjany, tsy nahafatesana olona io no mba hireharehana sy dedadedahana @ olona eo

répondu par fijo le 09/07/2009 22:34
2. xxx
(
09/07/2009 05:34)
nga zany hainy fa tapin'ny milliard ny masony, iny indray ngamba no nahazo vola be farany teo fa toa iny foana no miseho télé, charle sy ny karazany moa dia isan'andro
3. xxx
(
09/07/2009 05:35)
sur aho fa izao kozy ny lery hoe :"omenareo legalistes ohatrinona anefa zaho dia ataoko io fisamborana io ??? " ary ity no tena loza ho lasa ,generaly daholo ireo colonel ireo satria tsy hisy vola omena azy intsony dia aleo-ndRadomelina omena promo ireo dia tampina ny vavany ,ny Rasila gasy matim-boninahitra !! maika moa fa vao hoe sortant ecole de guerre Frantsay dia Dray! dray!dray! manitsaka mafy ery !!
4. timy
(
09/07/2009 07:16)
xxx:

Bonjour "xxx". Hafakely le pseudo an, Zaho tsy mahalala ze momba an Col. Ravalo fa ny fantatro de manao n asany izy. Ireo manaparitaka baomba koa mo vendrana be. Mbola misy mitady hanao ratsy nga any? Ataovy eo nge e. Ka nianaran-draZoky Colonel kosa ary io ko tsy ampihariny, zany nge no olana eto amintsika e , ze manao specialisation (na tsy amin'ny tafika fa amin'ny sehatra ahfa) tsy mampihatra azy eto Dago fa mijanona any andafy (manao GTT fotsiny .... Aleo hiasa ny mpitandro ny filaminana e. Soa ary fa tsy voapanga niaraka tamin'ny GTT teo ko ny Magro. Hendre tsara ry reto an
5. hery
(
09/07/2009 07:35)
:-)
Raha tena ny GTT no hanapoaka baomba tsy ho tratran'izany kolonel zany. Mise en scène daholo ireny hoe baomba tratra sns ireny. Fikan'antitra.
Jereo fa mangina daholo ireo nahita fianarana rehefa miresaka an'io baomba io dia miteny hoe sao de heverin'i leiry paiso daholo ary ny olona :-)

6. timy
(
09/07/2009 07:54)
hery:

Zao aloha no tokony ho fantatsika, tsy fambara amin'ny tele s radio s gazety daholo zay enquete s fangalàna ambavany momba reny voarohirohy tamin'ny resaka baomba reny. Minimum essentiel tokony ho fantatry ny vahoaka no heveriko fa reny naparitaka reny. Fa matoa misy ireny filazàna reny dia efa azo antoka ny loharanom-baovao. Ary maninona n GTT tsy manao dementi amin'ny Gazety Midi sns ary fa mangina fotsiny, ngamba matahotr r zareo fa tena kobo n zavatra nokonokonenina. Ny mety de tonéna ny fo e, de mahay mionona amin'ny anjaran'ny tena ary koa manao ny soa sy ny tsara tandrify ny tena fa tsy ny ratsy sy zavatra ataon'ny sasany no tsaraina s atao mankarary andoha. Zaho mba mivavaka ihany, fa Andriamanitra mahay mamerina an-Dravalo eo amin'ny fitondràna raha sitrany izany. Miandry dia hendry tsara.
7. ouiandry
(
09/07/2009 09:01)
hery:
:-)
Raha tena ny GTT no hanapoaka baomba tsy ho tratran'izany kolonel zany. Mise en scène daholo ireny hoe baomba tratra sns ireny. Fikan'antitra.
Jereo fa mangina daholo ireo nahita fianarana rehefa miresaka an'io baomba io dia miteny hoe sao de heverin'i leiry paiso daholo ary ny olona :-)
tongava aty elah d hitanlah hoe tsy tratra marina ny mpametaka bomba é,fa porofo milay be mintsy le asa nataon'elah nametaka an'le sary teto iny kanefa tsy mbola nisy namoka anizany mintsy ny site hafa, mazava ny resaka hatreo fa d miandry ny tohiny fa aza maika, d elah aza manosontena honianatra fa manalabaraka ny nianatra less raha oul nianatra ihany no hanohana oul otran'i lé8 a!
8. fijo
(
09/07/2009 22:34)
raha mba miliar atokoa moa no mahatapina ny masony haninona fa atahorako ariary dia vita