ra-hery le légaliste lol...
1. xxx
(
08/07/2009 09:30)
Maha-talanjona ihany ireto hoe pseudo-légaliste, ry No sy ra-hery-sona sy ny tariny.
Ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe: mila haverina ny ara-drariny. Ataoko samy dakoro daholy isika eto.
Ny maha samy hafa antsika fotsiny dia ny hoe ny ara-drariny aminay ny fanaovana éléction vaovao, tsy misy an-dravalo volera. Ny anareo kosa ny ara-drariny aminareo dia ny fiverenan-dravalo. Nefa ataoko fa ekenareo hoe i ravalo ange mpanao didi-jadona koa, sa tsia ekenareo io??? koa maninona no tadiavina haverina izy??? sa rehefa lanim-bahoaka dia afaka manao izay tiana atao rehetra ty eo amin'ny fitondrana???
Ary na ho ekena aza ity délire-nareo hoe haverina i ravalo, dia ahoana??? ho gadraina daholo ry HAT mianakavy?? dia i ratsiraka koa???dia mitohy indray mandat sy ny didi-jadona. Tsssss Mieritrereta ihany fa tsy izany no atao hoe rariny.

répondu par dadabe le 14/07/2009 08:25
2. Mirananirina
(
08/07/2009 10:08)
Izaho manokana aloha tsy mangataka ny hiverenan-dravalo mihitsy.
fa rariny kosa raha ohatra ka mangataka izany ireo mpomba azy ,satria tsy vita n y mandat-ny.no naongana teo izy.Avelao taperiny ny fitondrany.

3. xxx
(
08/07/2009 10:19)
xxx:fakafakao tsara aloha inona no atao hoe légaliste sy pro-Ravalomanana, aza hafangaro ireo fa zavatra 2 samihafa. Raha milaza aho ho légaliste, tsy midika velively akory zany fa mpomba an'i Ravalomanana , fa kosa raha samy hifidy ihany dia aleko lavitra mifidy an'i Ravalomanana toy izay hifidy an'i rajoelina pokaty !
Maha-talanjona ihany ireto hoe pseudo-légaliste, ry No sy ra-hery-sona sy ny tariny.
Ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe: mila haverina ny ara-drariny. Ataoko samy dakoro daholy isika eto.
4. ouiandry
(
08/07/2009 11:18)
xxx:
fakafakao tsara aloha inona no atao hoe légaliste sy pro-Ravalomanana, aza hafangaro ireo fa zavatra 2 samihafa. Raha milaza aho ho légaliste, tsy midika velively akory zany fa mpomba an'i Ravalomanana , fa kosa raha samy hifidy ihany dia aleko lavitra mifidy an'i Ravalomanana toy izay hifidy an'i rajoelina pokaty !
volohany aloha d tsy afaka miteny elah fa pokaty i Rajoelina satria tsy zakanlah ny zavatra entiny @ zao fotoana zao, manaraka zany koboko tsara ny fomba fikozin'elah mitaky ny fandravana ny HAT sy ny fananganana fanjakana na misy na tsy misy an'i lé8 elah tsy sah miteny mintsy oe fananganana fanjakna tsis an'i lé8, nenay lity tonga d fananganana fanjakana tsisy an'i lé8 notadiavinay d avy eo lé8 tsarain'ilay fanjakana vaovao a,zahay tsy mila an'i lé8 mpangalatra sy mpampihorohoro ny mandinika noizy,tenenoko anlah fa ny zanak'i lé8 refa ampinanina tsisy atokona fa ny moly no fohany fa saingy teo @ fitondrana ny dadany d nanararaotra, PETSA LEHERY FA TSY AMPY!
5. xxx
(
08/07/2009 11:22)
fakafakao tsara aloha inona no atao hoe légaliste sy pro-RavalomananaZà ange tsy niteny hoe pro-ravalomanana mihitsy na kely aza. Ireto milaza ny tenany ho légaliste mihitsy no resahiko.
Izay no mahatonga ny fanontaniako hoe: ny fiverenana ho amin'ny légal ange tsy voatery hoe miverina eo i ravalo. Koa inona no hangatanareo ny fiverenan-dravalo raha izany. Maninona raha havela hisy éléction, satria nareo rahateo milaza fa be dia be nareo. Ny safidy rahateo hoy ra-hery-sona tsy anakiroa ihany. Fa ny fiverenan-dravalo kosa aloha dia pas question. zany akory tsy manakana hoe misy olona atolotry ny mouvance TIM.
6. xxx
(
08/07/2009 11:24)
Miranirina:
Izaho manokana aloha tsy mangataka ny hiverenan-dravalo mihitsy.
fa rariny kosa raha ohatra ka mangataka izany ireo mpomba azy ,satria tsy vita n y mandat-ny.no naongana teo izy.Avelao taperiny ny fitondrany.
Ka olona very finanàna sy voan'ny ody ve no ho resahina. Normal be raha tiany hiverina eo i Marc.
7. mihitsy
(
08/07/2009 11:35)
Mirananirina:
Izaho manokana aloha tsy mangataka ny hiverenan-dravalo mihitsy.
fa rariny kosa raha ohatra ka mangataka izany ireo mpomba azy ,satria tsy vita n y mandat-ny.no naongana teo izy.Avelao taperiny ny fitondrany.
tena mampime miitsy reto mpomba andra8 reto, fa nanonofy daolo ve sika tam le ra8 nanasonia nanome ny fahefana an'miaramila? zany ve midika oe naongana izy? izy anie no te-hanala ny tenany e! rahoviana ary zany vao hotafiditra ao am lohan'reo mpiaro ny adalana reo? atoro foana fa hehehe!, zanak'idada? tel père tel fils
8. xxx
(
08/07/2009 11:39)
mihitsy:

Nanonofy koa angamba ny CI dia tsy mety mi reconnaître an'ireto fozanareo ireto ... un monde de réves et de réveurs e
9. mihitsy
(
08/07/2009 11:42)
mampime koa le ol te-hanaratsy hat fa tsy sahy mampiseho ny tenany fa ataony xxxx!
10. Onjakeli
(
08/07/2009 12:23)
Aza mba tery saina ra-xxx an, fa in blem nareo am ravalo e, asehoy ny porofo fa volera izy. De maninona ko zao ra miverina ravalo?avelao hiditra izy de hita eo izay mbola tian'ny vahoaka e!fa tsy eo nareo no matahotra sy te hameno posy de tsy mahazo miverina e, oy e,
Tsy maninona ne ny milaza ny marina oe matahotra izahay fa ho lany ravalo raha mbola mirotsaka ho fidiana de aleo izy tsy avela miditra e,zahay mbola mba te hameno ny paosinay. de samy miala fa tsy eo no manao hevitra taingina hanaovana izay hisakanana azy eo.

11. xxx
(
08/07/2009 12:34)
Onjakely:

Tsy nareo pro-ravalo mihitsy no resahiko. Tsy milanareo aho fa efa mazava be hoe minia tsy mahita ny zava-dratsy nataon-dravalo ianareo. Normal io, satria ianareo no nahazo tombotsoa tamin'izany fangalarana izany. Ny fikirakirana ody moa etsy an-danininy ihany.
Ireto légaliste no resahiko satria mety misy marimaritra hiraisanay.
12. Mirananirina
(
08/07/2009 12:54)
Hoy i Mirananirina:
Izaho manokana aloha tsy mangataka ny hiverenan-dravalo mihitsy.
fa rariny kosa raha ohatra ka mangataka izany ireo mpomba azy ,satria tsy vita n y mandat-ny.no naongana teo izy.Avelao taperiny ny fitondrany.
tena mampime miitsy reto mpomba andra8 reto, fa nanonofy daolo ve sika tam le ra8 nanasonia nanome ny fahefana an'miaramila? zany ve midika oe naongana izy? izy anie no te-hanala ny tenany e! rahoviana ary zany vao hotafiditra ao am lohan'reo mpiaro ny adalana reo? atoro foana fa hehehe!, zanak'idada? tel père tel fils
NAONGANA izy na tianao na tsia.COUP D'ETAT=NANALA TENA VE?????????????? 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
13. xxx
(
08/07/2009 13:03)
mihitsy:
mampime koa le ol te-hanaratsy hat fa tsy sahy mampiseho ny tenany fa ataony xxxx!
Tsy manaratsy azy fa EFA RATSY mihintsy izy
14. pimaso
(
08/07/2009 13:32)
TSARA NY HAT SATRIA
1-NIDINA BE NY VIDIN'NY SOLIKA
2-NAHAZO ASA DAHOLO NY MALAGASY REHETRA H@ ANY ANKIBO
3-MORA BE DAHOLO NY VIDIN'ENTANA
4-FENO MENAKA 500 AR NY LITATRA , NY VARY ALAINA FOTSINY FA TSY VIDINA
5-MANANA 4*4 DAHOLO NY ISAN TOKANTRANO
6-TSISY 4 MI INTSONY ENY ANDALANA
7-VITA NY HOTEL DE VILLE
8-VITA NY ROVA
9-TSISY FAKO NA RORAKELY FOTSINY AZA ERAN NY TANANA
10-MANDRY IVOHON NY VATO NY VAHOAKA SATRIA TSISY DAHALO, TSISY MPANGALATRA INTSONY
11-MAHAZO PENSION DAHOLO NA NY ANY AMPASANA AZA
12-MITOMBO NY ARINKARENA : 100%
...
DANS NOS REVES
VIVE RA8

15. pimaso
(
08/07/2009 13:33)

16. xxx
(
08/07/2009 13:54)
Tsotra be anie io e , aleo Ra8 hisedra fifidianana , raha TSY TIAN`NY OLONA IZY DIA MIALA , dia IZAY , vita ! Tsy i TGV mihitsy akory no afaka hanapa-kevitra eo amin`ny toeran`ny vahoaka ary izay no tena manorisory amin`ity raharaha ity ! Ny lohamboto n`ny COUP D`ETAT sy ny DIDIN`NY BE SANDRY SY NY BASY tsy mamaha olana , ary tsy hamaha olana ( sinon efa nilamina tsara isika mianakavy , sinon efa nankatoavin`izao tontolo izao ) . Minoa ahy ianareo , fa rehefa tsy Tetezamita consensuelle & inclusive io , (izany hoe TSY MAINTSY ao Ra8) dia mbola hikorontana foana , ary tadidio fa marina ny tenin`i Maihol hoe , amin`izay vao ho be be kokoa nohon`ny teo aloha ny ho faty eo !!! Ny firenena etsy andaniny efa tena latsaka an-katerena . Mahagaga ahy mihitsy ny mbola hijeren`ny Tafika ( ireo ampahany betsaka tonga saina ) fotsiny izao zava-mitranga izao , fa tsy mandray andraikitra . Sa kosa ve ny MPIRAY TSIKOMBAKOMBA no be dia be ao ?
17. ouiandry
(
08/07/2009 15:13)
xxx:
Tsotra be anie io e , aleo Ra8 hisedra fifidianana , raha TSY TIAN`NY OLONA IZY DIA MIALA , dia IZAY , vita . Sa kosa ve ny MPIRAY TSIKOMBAKOMBA no be dia be ao ?
ka asaivo mody lé8 d irahamahita eo ny anamboarana anazy fa tsy misy olana ny amizany é! fa tsy eto ny OSY MAINTY No miogaoga tsy milamm eto fa petsain'ny fianakams andrywui fotsiny!
18. fijo
(
08/07/2009 21:03)
ny aradrariny aminay dia fifidianana,avelao hilatsaka izay sah yrehetra dia ny vahoak ano mitsara.raha sahy an'io ny tgv dia alefaso io fifidianana io