KABARIM-PIANAKAVIANA MAIKA HO ATSIKA TGV ATO
1. terrywui
(
07/07/2009 16:45)
Tompokolahy sy Tompokovavy !!
Hilazana isika fianakaviana TGV rehetra sy zay anti-TIM rehetra zay monina ato amin'ny serasera.org fa dia tratran'ny teritery isankarazany amin'ny fanesorana PS isika rehetra mianakavy ! izany moa dia vokatry ny tsy fahatantesana politika ataondRamosé ! ka mampilaza atsika rehetra aho fa voatifitra bazooka tanikeo koa i andrywui nanaraka an'i general izy ,mandria ampiadanana letsy andrywui a! fa izaho rahalahiny terrywui no misolo toerana vonjimaika ny birao amzao fotoana izao ! aza matahotra ny fianakaviana fa hisy fizarana fitenenana tsy ho ela amin'ny anaran'ny lohampianakaviana tsy ho ela any amin'ny email any fa jereo matetika !
ha ha ha !! tsisy miala eo rastà a! efa tongotra mby andakana ty !
tsisy tsiky

répondu par fijo le 08/07/2009 21:26
2. ouiandry
(
07/07/2009 16:55)
terrywui:

tsy mazaka resaka i lé..n'io terrywui a! voa nopetsaina kely fotsiny le noue mpametaka afisy maina be iny d nihazakazaka avy any nedala, tsy misy miala zany eto fa na inn ataon'elah ra-hery na inn d elah tsy maintsy petsaiko eto elah, fa tsy misy matahotra anlah eto, zao fotsiny koziko amilah aza averina ny PS-nay pehanlah fa tsy koi zany fa elah less tsy maintsy petsainay eto elah ary vo maika homafy ny TGV eto fa tsisy miala eto ah.tsy misy atahoranay bandy mpanao hatsikana lity ah!
3. terrywui
(
07/07/2009 16:59)
lery anie (hery)mahagaga fa milaza olona ho tsy nahita fianarana sy vendrana nefa lery refa atao tonga de entimpo be amin'ny oe esoriko ny PS nlah androany !! tssss otran'ny zazakely ve letsy laisany ry hery klé ! vao voapeka de mikonetaka hanala ny PS n'olona
4. Onjakeli
(
07/07/2009 17:00)
manaova maditra ihany andrywui a, navadika terry indray ilay ps. ts Terry mo no anaranao. Mba hendry amzay ary e, de mba afaka miresaka sy miady hevitra eto foana sika. kony an!
5. xxx
(
07/07/2009 17:26)
AZA MISY MAMALY ZAY DINIKA ATAONY FA MANKALEO !! MIOVA PS FOANA DIA MANENJIKA NO MBA ATAO !!! MAHARIKORIKO !!!
6. sakaymena
(
07/07/2009 19:07)
salut terrywui tsika tsy miala zany fa tgv foana an.zay toerana nalehanay zao aty dago de to mirevy tgv ko. milaza rty zareo fa tena leo ny korotan'ndry le8 mianakavy
7. hery
(
07/07/2009 20:41)
petsa indray ra andrywui lolll...
Efa voara-maso koa ra ouiandry sy terrywui ka. raha vao manova fitsipika dia any dia dila... fa afaka mamorona ps vaovao foana ka :-) mampitombo. Ny anay ny saosy miditra ihany :-)
Rehefa tsiky de tsiky :-)

9. ouiandry
(
08/07/2009 03:43)
hery:
petsa indray ra andrywui lolll...
Efa voara-maso koa ra ouiandry sy terrywui ka. raha vao manova fitsipika dia any dia dila... fa afaka mamorona ps vaovao foana ka :-) mampitombo. Ny anay ny saosy miditra ihany :-)
Rehefa tsiky de tsiky :-)
elah zao no petsa ry lé..ty ah, aiza ka elah tompon'ny site kanefa ampinan'ny bandy eto d tsy mahita atao, d zay kou lity raha mamorona PS jonjany be tsy mando na ny 1€ sady tsy koi na miova fona aza ny PS satria efa FANTATRIN'NY MPISERA NY FIANAKAVIANAY RAH VOMIRESAKA D TAFITA FONA NY HAFATRAY, fa elah zao eto lasa girda miandry vavahady d miandry anay hiteny voa saha manao zavatra, hita mintsy ny mahadondrona an'elah lazaina fa sosy miditra kanefa mpanopo olona, ary ahona aloha elah le norohan'ny vadin'elah fa lozalah nanenjika vevavy teto @ serasera é! PETSA ELAH WA, ny any azon'elah atao d mipeka ny PS-nay fa zay tsy vitan'elah ny manakana anay tsy hiditra eto MAZAVA VE RY LETY a!
PETSA RA-HERY KA TSY AMPY
10. sakaymena
(
08/07/2009 05:41)
tsys idirako ny amin'iny fa zao kosa no iangaviako na aona hatezerana less aza idirana ny vie privé ny hafa fa politika ny resaka hatreto. fa aoka haneho fahendrena mandrakariva. fa aza de entim po loatra fa manimba zvtr.
anatra tsotra fotsiny iny e.
anatra tsotra fotsiny iny e.
11. ouiandry
(
08/07/2009 06:04)
sakaymena:
tsys idirako ny amin'iny fa zao kosa no iangaviako na aona hatezerana less aza idirana ny vie privé ny hafa fa politika ny resaka hatreto. fa aoka haneho fahendrena mandrakariva. fa aza de entim po loatra fa manimba zvtr.
anatra tsotra fotsiny iny e.
marina ny an-dry ry sakaymena fa ny an'i lery anie misy bandy tena miteny ratsy direkta be tsy asian'i lery olana fa zahay raha voa miteny zavatra tsisy dikany d efa romotra be lery satria ny FIanakams-nay ihany no saha mamely an'i lery eto d miandry kendritohana fotsiny lery sy kala noue, d efa nasehoko anazy izay fa za tsy matahotra an'i lery na ina na @ ina d io ndray zao lery fa romotra otran'ny tratran'ny aromontana satria maneran-tany ny fianakams andrywui elah ry lehery petsainay elah.misaotra @ anatra ry sakaymena a!
12. xxx
(
08/07/2009 06:30)
hery:ilay mamorona ps bobaka be moa maninona fa ilay mampihesona no tsy tafa e ! dia nitombo indray zany ilay fianakams mandé ao @ cyber ? lasa nitombo tampoka teo ny rahalahy sy ranabavy ? ahahahahahahaha petsa marina lollll !
petsa indray ra andrywui lolll...
Efa voara-maso koa ra ouiandry sy terrywui ka. raha vao manova fitsipika dia any dia dila... fa afaka mamorona ps vaovao foana ka :-) mampitombo. Ny anay ny saosy miditra ihany :-)
13. swann
(
08/07/2009 13:23)
hoy HERY
efa manomboka mahay manao fammpihomehezana ato kou letsy elah ra-hery kah ! :-D :-D :-D :-D
tsisy tsiky kah ! :-D :-D
petsa indray ra andrywui lolll...
Efa voara-maso koa ra ouiandry sy terrywui ka. raha vao manova fitsipika dia any dia dila... fa afaka mamorona ps vaovao foana ka mampitombo. Ny anay ny saosy miditra ihany
Rehefa tsiky de tsiky
efa manomboka mahay manao fammpihomehezana ato kou letsy elah ra-hery kah ! :-D :-D :-D :-D
tsisy tsiky kah ! :-D :-D
14. terrywui
(
08/07/2009 16:23)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D rahery anie lety ndraindray lery bandy milay ee!!