toa efa akaiky ihany ny farany e

1. xxx ( 06/07/2009 21:18)
ny capsaty efa hoe hividy ppn helicopter 23 ny zanadary efa

La gendarmerie fera un raid manoeuvre partant de Fort Duchesne jusqu’à Ivato en guise d’exercice ce mercredi afin d’évaluer la force des agents en cas d’attaque. - 06/07/09
ny hat nitady saosy nefa tsy nahita
dia mbola hipetraka eo ambony seza rivotra ihany ve sa efa maty lolo ny sudaf dada dia mipararetra,efa miandry an le jour J hanaovantsika fety tahaka ny nahazo ny tranon'i guy rivo pds taloha teny ampasapito e,efa omany daholo ny lisitra :* :* ^^
répondu par fijo le 08/07/2009 22:03
2. zoam ( 06/07/2009 21:24)
Andry Rajoelina, le nouvel homme fort de Madagascar, a-t-il tort d’accuser Marc Ravalomanana, le président déchu, de préparer un coup de force et de recruter des mercenaires ?

Si l’on en croit certaines informations en provenance d’Afrique du Sud, Marc Ravalomanana est bien décidé à renverser l’ancien maire d’Antananarivo, désormais président autoproclamé depuis le 17 mars. Réfugié au Swaziland depuis son éviction, Ravalomanana aurait noué des contacts dans les milieux mercenaires sud-africains. Selon l’hebdomadaire The Mail and Guardian, Ravalomanana a rencontré deux recruteurs sud-africains, déjà impliqués dans une tentative de coup d’État en Guinée Équatoriale en 2004.
3. xxx ( 06/07/2009 21:26)
miandry an'i dada izahay fa tsy rariny intsony izao
mba misy kosa angamba ny atao hoe legitime defense
4. andrywui ( 07/07/2009 03:42)
afaka manonofy lisany fa tsary hisy aby zao nofinareo zao, elisany ireo no anisany hovoadoro velona raha raikitra izany, fa d tonga d miosora saribao d ataovy boule zero fa raha tsy zany d hopetsa tanteraka :-* :-* :-* :-* :-* :-D :-D :-D :-D :-D
5. vitamatavy ( 07/07/2009 05:08)
ha.ha.ha efa midelire vao maraina ry wiwi izany kle,mbola mahita tenenina foana na dia efa tsy mety intsony aza ny fitondran'i HAT :* :* :* :*
6. naritsimba ( 07/07/2009 05:36)
Manonofy ny zanaky dada, tena nofy ririnina marina sisa ny fiverenan'ny dada an, aleo ho avy fa mba afaka mitifitra mercenaire iray aloha raha izaho e! mba nahavita ihany ny tena tao anatin'ny zandarimariam-pirenena, vonona lalandava satria :
Tanindrazana sy lalàna
No banjinina eo aloha
Dina natao teny ierana
Baiko tsy maintsy ho to
Tigetra ny zava-kinasa
'Zay tsy maintsy atao

Izany no hira fanevan'ny Zandarimaria ka sahia miditra izay sahy e!


7. andrywui ( 07/07/2009 06:14)
lisany zao no vitamatavy satri tsy kopy akory lisany fa ny vola raisin'ireo mpitarika anlisany reo anie sisa no tsy maintsy anaovany an'ireny fetseketseana ireny fa zavatra efa fantany fa efa kozy perdue io é, jereo fa nividy trano ny mpitarika alisany, mpanararaopaty lity reo a! zahay kou zanaka miaramila ry naritsimba ah zahay TGV daholo ny fianakaviana na inkidona na inkiantra tsy maintsy petsa ny mpiondana sy ny osy mainty sisa tavela eto @ serasera!
8. Mirananirina ( 07/07/2009 06:56)
tsy hoe akaiky ,fa tsy maintsy hifarana eee :lol: :lol: :lol:
9. fijo ( 08/07/2009 22:03)
tanindrazana sy inona tsara hoe ry naritsimba????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1146