namono saka
1. sitlo
(
06/07/2009 15:22)
Nisy ankizy 18 taona izany. Dia nisaraka ny ray aman-dreniny dia nalahelo be lery dia novonoiny ny sakan-dry zareo. Dia avy eo novonoiny daholo ny sakan'ny olona mpifanolo-bodirindrina taminy. 19 teo no isan'ny saka novonoiny.
Dia avy eo iny nentina tany amin'ny fitsarana dia nahazo sazy, migadra 100 taona.
Dia ilay namako (manana saka) amin'izany faly ery hoe mindrika azy hono zany. Izaho nefa kiriko be.
Izay saka avy ve rangaha dia anagadrana olona. Ekeko hoe tokony hosaziana izy fa nanimba zavatr'olona. Fa gadra mandra-pahafaty izany kosa trop loatra amiko. Afaka 100 taona izany efa naman'ny maty.

répondu par sitlo le 08/07/2009 04:05