Mandainga be ny HAT, tsy mila silamo ny malagasy

1. rabaradaka ( 06/07/2009 11:25)
Io lainga io no spécialité-n'ny HAT ary efa tsy takona afenina. Aiza ve dadatoa ka sahin'ny HAT ny milaza hoe haampy antsika ny Arabie Saoudite nefa ange ka orinasa privé no niantoka ny lany, ny hotely tamin'ilay mpisandoka ho opérateur économiqye arabo farany teo, izao ho avy indray hoe ny Prince saoudien. Ny loza ange dia ny hidiran'ny fivavahana silamo sy ny extremiste musulman eto. Efa misy "tsaho" sahady fa hataon'ireo terroriste les plus recherchés du monde fialokalofana eto amintsika
répondu par fijo le 08/07/2009 22:10
2. xxx ( 06/07/2009 11:35)
Io indray ilay manao hoe mpangalatra akoho Ialasora!!! eto ary isika maro no mitono-tena fa kristinina nefa jereo ny ady an-trano ady alika atao-tsika. TSY MILA KRISTIANINA KOA IZAHAY GASY!!!
3. reeves ( 06/07/2009 14:10)
Antony maro no mety azo handikana ny fihetsiky ny HAT .
1)-Te hampiseho am`Amerikana fa hiara-dia am`terroriste rehefa tsy hahazo ny fankatoavana iraisam-pirenena izay ny amerikana no mitarika azy am`ankapobeny .
2)-Hi-financer ny propagande HAT am`fifidianana atsy ho atsy ireo Saodianina ireo ka mila tapi-maso ny vahoaka ( PPN morabe , petrole am`vidiny mirary ..sns ) izay TSY MAINTSY MISY TAKALONY dia ireo harena an-kibon`tanintsika ( Petrole , vatosoa , rano ..sns ) fa indrindra indrindra ny URANIUM izay zava-doza raha tonga eny an-tanan`ny Terroriste . Tsara ho fantatra fa anisan`ny mpamatsy vola ny propagandin`Ing Lahiniriko tamin`ny fotoan`androny ny Iranien izay haintsika ny fifandraisany akaiky am`mpampihorohoro .
3)-Azo hanadiovana vola maloto avy am`trafique de drogue avy any Afghanistan ny fampiasana izany amin`ny PPN morabe eto amintsika .
Ny mahatonga an`izany dia satria tsy hisy mpandraharaha na mpanambola vahiny ka hanome fotsiny zavatra MORA VIDY ho anao raha TSY MISY TAMBINY ka tsy tokony ho fahanan-dalitra ny vahoaka .
4. zandikely ( 06/07/2009 14:14)
Sao dia ianareo no tsy Tia Silamo dia ny Malagasy lazainao. Ary misy Malagasy silamo ary tena olona tsy tia herisetra izany iany koa.
Mandreraka koa fa angaha ianareo tsy maharaka tantara mihitsy, ny silamo enga efa tonga teto Madagascar hatramin'ny taonjato faha 16 tany ho any e.
Aza hosoram-potaka ny silamo Malagasy fa olona tena tia filaminana fa ny hafa any tsy fantatra.

Avelao ity ISLAMOPHOBE dia fa karazany fanambaniantsaina, fa misaina lavitra ny Malagasy sy ny vahoka silamo Malagasy fa tsy miteniteny foana.
5. Noue ( 06/07/2009 19:44)
de toute façon , ohaviana moa ny FAT(Y) no tsy nandainga hatramy naha teo azy ee ??? :^) :^) :^)
6. xxx ( 06/07/2009 20:03)
Fa na iza na iza teo dia mbola ilay fika taloha ihany no fika @izao.Omena vary, savony,hanaovana hopitaly...dia fidio zaho rehefa tonga ny fifidianana.Ary ireo nanampy ahy t@ izany dia omena tombotsoa manokana @izay tiany atao eto Madagasikara.Isika anie ka manana é!oh:rubis tao Antanifotsy dia potika ny tendrobohitra avy eo lasa nody mangingina ny mpitrandraka.Inona no tsy misy eto raha jerena?ary raha notohizana ny fambolena tao Ankazobe ilay nataon'i zoky be,ka ny fanjakana no mitantana azy!ary inona no nanaovana ireny village pilote ireny?aiza ireny izao?efa hitatsika ny fikan'ry karana teo koa ny sinoa 'zao ho avy indray ny silamo fa ahoana ihany é!dia inona koa ny manaraka?dé mbola tsy leo fanjanahana ihany vé?fa na ilay akanjo nomena ny miaramila t@ izany ary anie milay be fa tena tenue délavée no nomeny é!milay ka aleo ireo indray hoavy ho jerena!tsy hiisy kisoa tsony eto.
7. xxx ( 06/07/2009 21:32)
zandikely:

Sao dia ianareo no tsy Tia Silamo dia ny Malagasy lazainao. Ary misy Malagasy silamo ary tena olona tsy tia herisetra izany iany koa.
Mandreraka koa fa angaha ianareo tsy maharaka tantara mihitsy, ny silamo enga efa tonga teto Madagascar hatramin'ny taonjato faha 16 tany ho any e.
Aza hosoram-potaka ny silamo Malagasy fa olona tena tia filaminana fa ny hafa any tsy fantatra.

Avelao ity ISLAMOPHOBE dia fa karazany fanambaniantsaina, fa misaina lavitra ny Malagasy sy ny vahoka silamo Malagasy fa tsy miteniteny foana.

mbola tsy mahafanatra ny tena silamo sy ny tanatran'ela f'aza be vava mbola misy ny branche chite sy ny sunite ,


8. ndotofetsy ( 06/07/2009 22:36)
tsy tia slamo de rehefa avy eo koa tsy tia katolika dia avy eo tsy tiaadvantista dia tsy tia ny fivavahana rehetra
tokony nankany @ reska fivavahana ilay sujet
:-D :-D :-D :-D :-D
9. xxx ( 06/07/2009 22:56)
izahay aloha tsy tia silamo fivavahany teroristeun point c tout
raha tsy mahatoky dia jereo tsara ny fivavahana silamo misy arabie saodite
10. fijo ( 08/07/2009 22:10)
efa zavatra nandraman'i zafy io fomba io fa tsy mandaitra.
ny voalavo no indro avoadona.ka asa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3212