Pétition pour la non reconnaissance de la HAT par l'UE

1. Noue ( 04/07/2009 08:06)
http://www.ipetitions.com/petition/uemada/

eo daholo indray ary eee !
répondu par zoam le 05/07/2009 20:52
2. xxx ( 04/07/2009 08:47)
aleo hiverina mihintsy ny ara-dalana fa mahamenatra olona ty tgvt sady manala baraka,mba hitany ve ny fahorianan''ny malagasy toa azy sa ny tombotsoan'le firenena iray no imasoany,sao dia ba hanody ny taranany iray manontolo ny tsy fahatongavan-tsainy zao!!!
3. ndotofetsy ( 04/07/2009 09:54)
tena tsy mety aloha ny ataon le tgv fa atao ahoana eee toa olona mivazavaza foana no hitahatramin izao fa tsy afaka manesotra an i lery akory
4. Noue ( 04/07/2009 10:02)
tena tsy mety ka ! indrindra fa ny coup d'état ! ka mila manao an'io petition io zany ee
5. Mirananirina ( 04/07/2009 12:48)
Nous demandons l'appui des pays membres de l'Union européenne pour un retour dans les plus brefs délais de la Légalité constitutionnelle incarnée par le Président Ravalomanana, seul Président élu démocratiquement en décembre 2006.

Ahoana indray io TGV a
6. pikatti ( 04/07/2009 13:10)
Mihakenda ihany ty ny tgv ,tsisy afitsoka mintsy
Tsy mahagaga raha ny miaramila sisa no tambazana ,
Io anie dadatoa tsy ho voazakan"elah refa ny hetahetam-bahoaka no mivoaka é
7. zaytinao ( 04/07/2009 15:59)
TGV=terroriste
Mahamenatra mihitsy ny ataony.
Ravalo tsy tia ratsy fotsiny raha tsy izany efa ravarava ny tanana.
hi!!!!!!hi!!hi!!!!!!!!!!!!otrany² 2002 ihany ny fomba hitondrny an'io:TARATASY fa jerevo tsara anie!!!!!!!!!!!!!!
8. ndotofetsy ( 05/07/2009 16:44)
toa petition pour hat le izy ry noue aaa
9. bazylou ( 05/07/2009 17:19)
ry noue itony koa dia tena mpijapy soavaly maty kle, az manambe :-D :-D
10. Noue ( 05/07/2009 17:52)
bazylou:

ry noue itony koa dia tena mpijapy soavaly maty kle, az manambe :-D :-D
i bazylou nga hono ilay soavaly maty ?? tsara ho fantatra zany aaa ! asa re raha ahoana zao ny lazain'fanondro raha fantany fa soavaly maty i bazylou ?? ay ay ay !!


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. zoam ( 05/07/2009 20:52)
rehefa tsy zaka le rongony ajanony ry bazylou an,mijery ny zavtra soratan'elahy ato hita hoe bandy misy fahavoazana kely izany ,tohizo aloha fa mna misy hiomezana koa au moins e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0449