Fanontaniana tsy mety ahitako valiny hatramizao
1. xxx
(
03/07/2009 23:44)
Misy mpiara miasa amiko zay any am-pesana. Matetika izy io tena manirikiry ahy ny zavatra ataony nefa ndraindray mba azo leferina ihany no ataony. Efa elaela ihany anefa zay de nanofy azy foana za, ary tato ho ato aza de tena matetika za manonofy azy foana nefa za tsy mieritreritra azy mitsy sady tsy mampiraika ahy izy. Ny tena tsy fantatro de hoe in aza no tena dikan'io nofy io?? Inona no mahatonga ahy hanofy azy foana?
répondu par sakamalao le 31/10/2009 00:42
2. Koditra
(
04/07/2009 15:14)
Lé nofy ve aloha mba mafinaritra anao ihany sa mandaginina? Raha tinao mantsy lé nofy, inona mo no olana na sanandrosanandro aza anofy azy fòna.
Mety ilay ahiahinao isanandro hoe inona ndray no kirikiry ho azonao @io olona io no mety mahatonga anao manofy azy, marina fa tsy mieritreritra azy enao nefa kosa mitebiteby isanandro. Asa aloha.

3. endrika01
(
04/07/2009 18:23)
Mety hoe ny tahotra na ny fankahalana anlay olona no mahatonga anilay nofy. :D
4. gabidemony
(
07/07/2009 12:50)
Diso tany aminy lòtra le sainao nandritry andro zay de iny nampanonofy anao azy. @alina mantsy ao anatin'ny torimaso, matetika ny vatana efa m-dòdò fa ny saina no mbola mandende de mieritreritra ireo zavatra tsara na ratsy vòrain'ny sainao,indraindray aza tena lasa òtran'ny hoe manao film @ le sujet mintsy aza ianao...de le antaon-tsika hoe nofy io.
@ manaraka ra tsy te hanonofy azy anao de aza de mieritreritr'azy lòtra :^)

5. Papoose
(
08/07/2009 13:14)
Diso tany aminy lòtra le sainao nandritry andro zay de iny nampanonofy anao azy
Za nisy fotoana tena nanao an'izany foana rehefa mifaneraserana @ olona eritreretina lava sy mampiasa saina, na olona mahasarika io na olona mahasosotra sy mahatezitra...dia tena lasa nofisina ho azy mihitsy..tsy tana intsony... fa lasa ihany le izy rehefa tsy iasana saina be intsony!
6. xxx
(
08/07/2009 21:18)
Mpandefa : Koditra [ Valio ] 04-07-2009 17:14:12
Lohateny : Re : Fanontaniana tsy mety ahitako valiny hatramizao
Lé nofy ve aloha mba mafinaritra anao ihany sa mandaginina? Raha tinao mantsy lé nofy, inona mo no olana na sanandrosanandro aza anofy azy fòna.
Mety ilay ahiahinao isanandro hoe inona ndray no kirikiry ho azonao @io olona io no mety mahatonga anao manofy azy, marina fa tsy mieritreritra azy enao nefa kosa mitebiteby isanandro. Asa aloha.
Mahafinaritra ahy daholo aloha ny nofiko rehetra momba azy e. Fa ny mahagaga ahy de za tsy de mieritreritra be an'azy fa indroa isan-kerinandro ihany izy no hitako any am-pesana fa tsy mitovy ny fotoana iasanay. Refa za avy manofy azy fotsiny no lasa saina be avy eo.
7. soanja
(
09/07/2009 02:06)
xxx:
Misy mpiara miasa amiko zay any am-pesana. Matetika izy io tena manirikiry ahy ny zavatra ataony nefa ndraindray mba azo leferina ihany no ataony. Efa elaela ihany anefa zay de nanofy azy foana za, ary tato ho ato aza de tena matetika za manonofy azy foana nefa za tsy mieritreritra azy mitsy sady tsy mampiraika ahy izy. Ny tena tsy fantatro de hoe in aza no tena dikan'io nofy io?? Inona no mahatonga ahy hanofy azy foana?
Isan-karazany ny dikan'ny nofy raha atrehina amin'ny lafiny psy sy kolontsaina ary fahasalamana.
Fa isan'ny fikarohana faram-parany hita momban'ny nofy dia ny fahafantarana fa mandamina ny saintsika izy amin'ny zavatra tsy tiantsika hitranga amin'ny fiainantsika. Zany hoe raha ohatra ka misy olona iray tsy tianao ohatra dia hoy ianao any an'enritreritra hoe an an avelao any iny fa manjary mahasorena ahy fotsiny ny mieritreritra azy, kanefa iny saina nandinika zavatra iny na dia navela aza tsy hoe mankaiza fa milentika any amin'ny lalina any anaty ati-doha. Rehefa tena milamina tsara ny sainao ka tsy misy hodinihina intsony na ho-processiavana dia tonga ny nofy manome anao fahafahana mampitranga izay rehetra tsy tianao hitranga amin'ny tena izy, ka eto dia matetika lasa hitanao ao anaty nofy fa miady amin'lay olona ianao, mivazavaza aminy na tena raikitra mihitsy ny tolona sns....
Mahasalama ny nofy satria matoa ianao manonofy dia matory tsara izay ny sainao. Afaka kajiana tsara hoe raha matory ny olona iray dia manomboka amin'ny minitra fahafiry izy no manonofy ary matetika dia in-telo manonofy isika vao maraina ny andro. Ka ny karazan'ny nofy amboalohany sy ampovoany sy amin'ny farany efa ho maraina dia samy misy dikany avokoa amin'ny fahasalamana sy ny saina miasa eo ampatoriana. Tafiditra ao anatin'io koa ny fiodin'ny maso rehefa matory sy ny sakafo levonina eo am-patoriana ary ny hafanana tsapan'ny vatana.
Saingy kosa misy ny nofy ratsy izay isan'ny mifandray koa amin'ny fisafotofotoana ao anaty ati-doha ao. Io indray dia resaka hafa mihitsy ary mety ho aretina tokoa.
8. xxx
(
09/07/2009 04:11)

Tsara ho fantatra daholo reo. Efa saika niahiahy ihany manko za hoe sao de tsy normal ilay nofy.
10. xxx
(
13/07/2009 10:53)
8. Mpandefa : xxx [ Valio ] 13-07-2009 12:23:04
Lohateny : Re : Fanontaniana tsy mety ahitako valiny hatramizao
ary le nofinofy ndray ary mba aòna ?
Mahafinaritra foana le nofy. Fa mba tsy nanofy aloha tato ho ato. Fa hahita azy ndray za androany zao.
11. rhina
(
08/09/2009 12:33)
xxx:
Misy mpiara miasa amiko zay any am-pesana. Matetika izy io tena manirikiry ahy ny zavatra ataony nefa ndraindray mba azo leferina ihany no ataony. Efa elaela ihany anefa zay de nanofy azy foana za, ary tato ho ato aza de tena matetika za manonofy azy foana nefa za tsy mieritreritra azy mitsy sady tsy mampiraika ahy izy. Ny tena tsy fantatro de hoe in aza no tena dikan'io nofy io?? Inona no mahatonga ahy hanofy azy foana?
Ny fanotaniana 1 loha d oe: fa nga tena asehonao azy mints fa tsy tinao izy ?
tena misy dikany ny nofy an !
ny trondro : dia midika zanaka
raha manonofy mahazo trondro ianao dia mananjanaka ra vehivavy sns... tsy ivalaparako iny
ny omby masika : dia midika ny eritreritra
mety misy zavatra mamesatra anao ao anaty eritreritra ao sns.....
ny fanofisana olona efa maty : dia midika fahafatesana na fanambarana zavatra mitranga
sns.... marobe ilay izy
fa zao sao d mba tinao io olona io d lasa alanao tsy mianiany za an!!
fa mety ho iza no anofisanao azy foana na dia tsy mahita azy ela ary ianao
12. sakamalao
(
31/10/2009 00:42)
Amiko anao mety mieritreritra tsy tia an'lay olona fa ny subconscient-nao nefa mifanohitra @zay, terenao fotsiny izao hoe tsy tiako ity olona ty, mety nisy nahasorena anao ny nataony indray andro, fa tsy ho gaga aho ra mande ny andro ny volana na ny taona aza mety hotafiaraka @io olona io enao ary ho tia be an'io olona io.