tandremor a hery famikatona daholo ni site anti hat

1. ndotofetsy ( 03/07/2009 22:29)
miova famindra i sobika
maty topmada
ela ra hery zao fantatra fa pro tim nefa tsy tokony hanao politika fa admin
tsy tafiditra eto dago ela fa wainnn be
mety misy bandy manao cagoule tampoka otran ny defilé teny mahamasina
misambotra anela tandremo ihany sady misy mitazana fotsiny nareo eto @ serasera


8) 8) 8) 8)
répondu par xxx le 06/07/2009 14:45
2. hery ( 03/07/2009 22:51)
Efa tonga tety Ampandrana ry zalahy fa nodiako fanina :-)
3. zakilinina ( 04/07/2009 05:15)
Tohizo ny lalantsika ry Hery an ! Ny lala-meloky ny sasany no aza izorana.
Misaotra
4. Noue ( 04/07/2009 05:21)
mahagaga, mahatalanjona ee! ny liberté d'expression no anisan'ny notatataina teny @ 13 Mai nefa ny journalistes aloha no samborina voalohany, ensuite hidina ny radio.
Zao indray ny site ! aiza re zany eee! tena mampi-teny mahintsiny oe tsy hain'tgvendrana akory ny dikan'io liberté d'expression io !!!
ny serasera anie tsy mitovy @ topmada ry ndotofetsy eee ! forum fotsiny ny eto fa tsisy fil info, tsisy photos, news, éditos, tsisy actualité, tsisy opinions fa forum , ny forum ao @ topmada koa anie mbola mandeha tsara ee !
5. Oay ( 04/07/2009 06:00)
Tsy mino kosa i Oay hoe mitovy @ TOPMada ny serasera é!
Momba ny sobika ny fahitako anazy dia tsy nahazo pression izany ry zareo fa mametraka structure beaucoup plus fiable ry zareo satria miketrika zavatra matanjaka be ry zareo dia tsy tehanome zavatra tsy matotra!
i Oay manokana moa dia mahita fa tsy MIANGATRA ny VAO² omen'ny sobika fa tena ny zava-misy no omeny!
indray mandeha i Oay no mba ni-participé t@ forum tao @ sobika noho izany dia tsy fantatro ny courant politique misy an'ilay Admin raha toa ka mazava tsara ny an'i Hery eto @ serasera, i Oay moa dia efa niteny nanao hoe "Manajo hiresaka politika i Hery fa kosa tokony tsy ilay PSny en tant que Admin no hilazany ny heviny satria na sur le plan business aza ilay izy tsy mety" mais en tout cas c'est à Hery d'en decider.
Fa afaka miteny kosa aloha i Oay fa tsy hotonga eto @ serasera ilay fahafatesan'ny site satria izao:
Tao @ TOPMad (i Oay aloha tena tsy mbola nisera tao fa namaky ny fomba fiseran'ny olona tao kosa dia nataony) dia tena hita fa fitenitenenampoana ny nataon'ny olona tao, dia tsy nanao ny asany ny Admin fa faly nijery ny TIM nanompa sy nilaza izay tiany lazaina, ny TGV moa dia tsy niditra tao satria NIFANDROMBAHAN'ny TIM nompaina dia nazava ho azy fa manoloana fanatique rien à espèrer an! Amin'izao fotoana izao dia maty ilay TOPMada satria maty ilay TIM noho izany dia tsy maintsy nanova famindra ny TOPMada dia io ny ataony fa strategie Marketing daholo io é!
Na izany na tsy izany dia marina fa MITONGILANA any @ TIM i hery fa na izany aza dia amiko eto @ serasera dia mazava ny resaka ka tsy tokony hotonga @ izany fanakanana ny FAHAZAHOANA mandeha eto Madagasikara izany ny serasera, satria aleo azava fa tsy mi-dependre @ domaine de juridiction an'i Madagasikara ny hebergeur ny serasera fa ny azon'ny HAT atao dia mi-filtrer ny serasera dia amin'izay fotoana izay dia tsy afaka miresaka aminareo any an-dafy any intsony izahay aty Madagasikara dia tsy mahazo spons aty Madagasikara intsony koa i Hery! Fa Tsiky Dia Ampy dia mifanaja isika fa tsy mandoto an'ity efitrano FILALAOVANTSIKA ity é!
6. xxx ( 04/07/2009 06:52)
:roll: :roll:
Io tsy fifanajana sy fifanalikana olona tsy mitovy hevitra amin'ny tena io mihitsy no tsy mampandeha ny politika eto an-tanàna. Ary rariny tokoa raha hitsahinao amin'ny tapin'ny lohany ny olona izay manalika anao. Fa kosa, tokony henoinao sy tsy kitihanao izay olona manana hevitra hafa noho ianao na dia mahery vaika aza fa atao am-panajana ilay izy.
7. Mirananirina ( 04/07/2009 12:14)
Fa angaha an'i TGV hono ity no akatony?????? 8O 8O 8O .
sao tokony ireo société-ny miasa vola vazaha ireo no hakatony aloha.
8. dadabe ( 04/07/2009 16:56)
aiza aza i essera amizao le :-D
9. pikatti ( 04/07/2009 18:02)
essera efa eny Akorondrano ,manentana fa i dadabe zany koa tsy maharaka klé
lasa any koa andrywui mpanohana mavitrika ,efa nataon-dry lerony ny fika handotoana ny serasera fa tsy poinsa le paika dia lasa Tim ndray ry zalahy ao é :-D :-D
10. ndotofetsy ( 05/07/2009 16:52)
sao dia eo ampividianana saosisy eo ampandrana eo ra hery no raofin i sarla ka mikatona eo ny serasera =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. xxx ( 06/07/2009 14:45)
hita mihitsy fa " tsy resaka demokrasia " no fototry ny Tolona TGV fa tena " Coup d`Etat prémedité " tsotra izao ! Resa-be sy excuse fotsiny ny hoe " Demokrasia , liberté d`expression ..sns . Ny zavatra tsy fantatry ry zalahy ireo dia ny hoe , tsy hijanona eo amin`ny fitondrana foana anie ianao e ! Ary misy fetrany daholo ny zavatra rehetra ary valable izany ho an`ireto CAPSAT mutins ireto .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0994