Confere reg. raikitra ady tsaramaso

1. Onjakeli ( 03/07/2009 17:53)

Hita mihitsy hoe olona mamba vola sy sakafo ireto foza nantrika ny fikaonandoham-paritra. Raikitra ny ady tssaramaso tetsy amin'ny Palais de sport satria nisy tsy nahazo tsy nahazo, nisy ny narary kibo fa nangatsiaka be ny andro.
Omaly indray:natao hitazomana andry foza hijnanona tao hatramin'ny fanombohana'ny assamble generale ny fizarana ny ticket hangalana ny sakafo atoandro. ny tena mampiome de raikitra ny tehaka rehefa nilazaina fa efa mandeha ny fizarana ticket sakafo atoandro. Mirangorango!

.
répondu par bozyboleta le 05/07/2009 17:31
2. xxx ( 03/07/2009 18:09)
Wouk wouk wouk ?wouk wouk wouk wouk wouk ;wouk wouk wouk ,ndana mahazo fa tsisy hanozona anao eo ry onjakelin' ny foko ô !! Gros bisous mipoletaka bé na dé zany aza !!!
3. Noue ( 03/07/2009 19:18)
Onjakeli:

Hita mihitsy hoe olona mamba vola sy sakafo ireto foza nantrika ny fikaonandoham-paritra. Raikitra ny ady tssaramaso tetsy amin'ny Palais de sport satria nisy tsy nahazo tsy nahazo, nisy ny narary kibo fa nangatsiaka be ny andro.
Omaly indray:natao hitazomana andry foza hijnanona tao hatramin'ny fanombohana'ny assamble generale ny fizarana ny ticket hangalana ny sakafo atoandro. ny tena mampiome de raikitra ny tehaka rehefa nilazaina fa efa mandeha ny fizarana ticket sakafo atoandro. Mirangorango!.
ka sakafo gratos io koo ! firy 300 personnes ? zay azo hararaotina aloha dia mirongatra ny foza !


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. fijo ( 03/07/2009 19:25)
ka olona mora rebirebena anie no ilaina,handalian any hevitra tiana haroso e,
5. ndotofetsy ( 03/07/2009 20:51)
nisy narary kibo nangetotra no niafarany tao zany an lol
6. menalamba ( 04/07/2009 07:26)
Noheveriko hoe ny olona jamban'ny vola.... hay ka hanina fotsiny dia efa tampina ny masony, Izay indray tsy mba hoe hanim-pitoloha akory fa tsaramaso...! :^) :-D
7. halloween ( 04/07/2009 09:07)
Onjakeli:


Hita mihitsy hoe olona mamba vola sy sakafo ireto foza nantrika ny fikaonandoham-paritra. Raikitra ny ady tssaramaso tetsy amin'ny Palais de sport satria nisy tsy nahazo tsy nahazo, nisy ny narary kibo fa nangatsiaka be ny andro.
Omaly indray:natao hitazomana andry foza hijnanona tao hatramin'ny fanombohana'ny assamble generale ny fizarana ny ticket hangalana ny sakafo atoandro. ny tena mampiome de raikitra ny tehaka rehefa nilazaina fa efa mandeha ny fizarana ticket sakafo atoandro. Mirangorango!

.

zay njay onjakley vohita rehefa avy nanao voazy d nosy niaraka t@ le lelah somary fohifohy tonga t@ 25juin 2009 teto madagasikara iny, ary toa nataon'ny petsa mitsy onjakely ka nanonjanonja mintsy an, sady toa hoe lonaka be hono ka mando tsara hahahahahaha


8. pikatti ( 04/07/2009 13:22)

hoy haloween

sady toa hoe lonaka be hono ka mando tsara hahahahahaha


zao sisa ve no resak'elahy ry andrywui koa aiza elah no tsy ho faizin'olona raha vao mipoitra eto :D
9. ndotofetsy ( 05/07/2009 16:54)
Olona 350 narary kibo nihinana besisika
Saika nidiran-doza ireo mpizaika marobe tamin’ny fikaonandoham-paritra tany Alaotra Mangoro. Olona 350 no indray narary kibo avy eo nivalana vokatry ny fihinana besisika voalaza fa efa nisy simba. Ny alakamisy sy zoma no nitranga ity zavatra ity. Ny vaovao no nahalalana fa nisy karazany ro any laoka nohanina tamin’ny andron’ny fihaonana. Ireo nihinana io hazandrano io ihany anefa no voa. Raha vao avy nihinana kelikely dia poritra mafy ary lasa haingana namonjy trano fivoahana. Ny zoma no tena maro ireo narary. Voatery nahato mihitsy ny fivoriana omaly.
Avy hatrany dia nandray ny andraikiny ny dokotera tany an-toerana ka ry zareo mihitsy no nanatona ireo olona nitondra sy nanome fanafody. Soa ihany fa nalaky ny fisehoan’ilay aretina ary vetivety ihany koa ny fitsaboana. Tsy nisy ny nampidirina hopitaly fa voavonjy daholo ireo olona marobe ireo. Efa nanao tatitra tamin’ny lehiben’ny faritra sy ny minisitry ny Fitaterana, nandalo tany an-toerana nitokana ny fiantsonan’ny taxi-brousse, ny talem-paritry ny fahasalamana mikasika izao zavatra izao.

Janus

source midi =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. Onjakeli ( 05/07/2009 17:02)
Fa be ko no narary kibon'ny tsaramaso e!ilay olona mpikarakara sakafo koa tena zatran'ny nahantra angamba ka na efa vola tahaka in aza no natotona tamin'iny fikaonbandohana iny de mbola nanao fahandron'ny mafy ady ihany. ny tena maraina nataon-dry zareo apaosy ny vola de mbola hanaovan-dry debakely ampamoaka izay notapahana tamin'ny conseil de Ministre tamin'ny zoma.

11. bozyboleta ( 05/07/2009 17:31)
Ny nanao am-paosy tsy ferana. Fa ny vola mihitsy koa no tsisy ary ny fikarakarana aotra nefa te-hanao amboletra @io fatina fivorivoriam-poza tsisy dikany io.

Avy eo notambazana omby 10 indray ny fozan’Antananarivo teny Antsonjombe androany.

Efa mahantra hatrany anaty atidohany reto foza reto ka tambazana sy atao tapi-maso @ sakafo dia laza zao. Avy eo rehefa tsy mahazo dia io manangam-bovona miady an-kanina io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1414