Nampian-dry Sud AF ny sôsy :Zay vao ROMBO

1. TEGEVE ( 03/07/2009 04:16)
Anaka isany ,hay ilaina ihany ny fitaovana fiarovan-tseza refa may volo-tratra '
mihetsika ny valalabemandry mantsy izao;nahazo ohatra avy any Iran izahay fa dia fanaporetana ihany no ady eo,tonga tsy ho ela intsony ny ppn23 helikopitera
(l) (l)
répondu par xxx le 05/07/2009 20:46
2. benkintana ( 03/07/2009 04:26)
Ny hifandripaka ve no maha maika sa ny hamelona ny Malagasy ???
Matahotra MERCE sud africain ve nareo de manao am-pataloha sahady
Miala any ary ireo tsy homenareo amnistie reo fa handromba aman-keriny ihany koa,
ary tsy sud af no hamatsy anao fa ny volan-drano namidy tany @ Saodianina ve de nahavidy sahady klé,
lanin-dragahy ty ny volan'ny Banky Foibe :twisted:
3. essera ( 03/07/2009 04:53)
=)) =)) =))
Reo fa marary fo be leazhhhhaaaaa.
4. Mirananirina ( 03/07/2009 05:57)
Anaka isany ,hay ilaina ihany ny fitaovana fiarovan-tseza refa may volo-tratra '
mihetsika ny valalabemandry mantsy izao;nahazo ohatra avy any Iran izahay fa dia fanaporetana ihany no ady eo,tonga tsy ho ela intsony ny ppn23 helikopitera

Ka fantany fa tsy ho lanimbahoaka mihitsy ry zareo dia mitady fika higejana mafy any Gasikara e.Mamy manko ilay mahazo toeran surtout nangalarina
5. pikatti ( 03/07/2009 12:23)
ha ha ha kotsa i essera ato zany klé elah anie efa lazain'ny bandy ato hoe mieritrereta aloha refa manoratra :-D
6. essera ( 03/07/2009 14:00)
pikatti:
ha ha ha kotsa i essera ato zany klé elah anie efa lazain'ny bandy ato hoe mieritrereta aloha refa manoratra

Le oul sahirana mi-composer phrase io eeee. Bado sad ts'isy apoaka wa fa mahay manokatra IE d manoratra fotsiny. =)) =))
7. fijo ( 03/07/2009 20:01)
ny olan'i andry tgv izao dia miady aminy daholo ny rehetra.na ny hat pro zafy io,na ny hat pro ratsiraka,na ny magro,na ny vahoaka tsy miteny.ary indrindra ireo manodidina azy mitady seza
8. xxx ( 05/07/2009 10:18)
Hoy fijo


ny olan'i andry tgv izao dia miady aminy daholo ny rehetra.


Maty aho tgv
9. xxx ( 05/07/2009 20:46)
faly be izao ry rabazy sy essera hoe tonga ny ppn 23helico be izao,ny bas quartier aloha dia hazo an'io tsara e
ntsoo le malagasy kely mbola hiteny ireo atsy ho atsy hoe aleo ihany t@ andron'ny dada e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0614