hat tgv

1. fijo ( 02/07/2009 21:31)
milamina ihany ny aradalana,fa ny tsy vitantsika amin'ny herisetra,dia ny ekipan'i ratsiraka sy zafy no hanao azy.ary ahita raharaha ireo tgv ireo,fa ireo miaramila resep ireo ihany no havadik'i ratsiraka hamelezana azy.isika eo mitazana fotsiny,fa aoka isika tsy hitehaka fa samy biby no hifanehatra
répondu par pink le 04/07/2009 12:21
2. zoam ( 02/07/2009 22:05)
marina izany fijo an ,
3. ndotofetsy ( 02/07/2009 23:04)
nga misy mikonokonona zavatra ndray ao ambadika ao ra fijo?????
4. diloo ( 03/07/2009 00:13)
Possible ho i Ra-Pierrot no ho tohanan'i Ra-kosonera sy Ra-Sarikaozy atsy ho atsy,
Somary manomboka kopy ny raharaha aty gasikara ny vazaha tsotra: ohatra nisy hetsika natao angaha tany Thionville izany, ho fiarovana an'i Ingahy Tonton Ambroise pris en otage sy menacer de mort eto Iarivo.
Ka io endrika ny herisetra @'zao fotoana hiainana io, manoloana ny capsat sy ny Hat io, no somary manahiran-tsaina an'i ra-Sarykaozy.
I Ambroise toa élu municipal ao @'io tanàna ihany koa. Any ka naneno sy nanao manif contre an'i ra-Sarykaosy ny mponina ao satria manohana an' Andry ao ambadika i lery.
Ary tsy tantin'ny vazaha tsotra izany hoe mampiasa ny volan'ny contribuables frantsay fahatany.
Araka izany dia mety tsy ho crédible intsony i razandry kely, dia mety mahazo vahana @'i zay i ra-Pierrot sy i jamba.
Dia mihandry ny film manaraka indray izany: Andry contre Pierrot.
:wink:
5. sitlo ( 03/07/2009 03:37)
Vazaha mody miady
6. benkintana ( 03/07/2009 04:07)
Matahotra le vraie force one le copie-coller force one
Aleo fa ajedakay @ bala plesy zany baina a :twisted:
7. Mirananirina ( 03/07/2009 06:09)
milamina ihany ny aradalana,fa ny tsy vitantsika amin'ny herisetra,dia ny ekipan'i ratsiraka sy zafy no hanao azy.ary ahita raharaha ireo tgv ireo,fa ireo miaramila resep ireo ihany no havadik'i ratsiraka hamelezana azy.isika eo mitazana fotsiny,fa aoka isika tsy hitehaka fa samy biby no hifanehatra

O ry Fijo an,tena ho avy any mihitsy aho hitourné io FILM io an.film commando sa film terreur sa inona re ee!!sa mety film horreur??
8. fijo ( 03/07/2009 20:10)
ny tena tian'ny frantsay apetraka eo dia i sylla.saingy i pierrot tsy hanaiky an'izany mora foana.ka io izay tena eken'ny frantsay no tafapetraka eo amin'izy roalahy.
9. diloo ( 04/07/2009 10:06)
Maivana @\'i ra-Pierrot i ra-Sylla. Tsy misy maharaka ny fond de roulement an\'i ra-Pierrot na i Ra8, na i ra-Andry, na i ra-Sylla, nai ra-Zafy, na i Ny Hasina Andria, na i Ramaroson: ny vola eo ampelatanany dia177,7 millions de dollars provenant des bons de trésors (info itako t@na ps izay io).
Io no mahatonga an\'i Kolonely Rossy tany Toamasina hoe, azonay atao no manainga mpanohana 250000 mahery.
Koa na dia nahilikin\'ny assise tao Analamanga aza ra-Pierrot omaly noho ny taonany manoloana ny kandida ho filoha, mangina i lery izao.
Kanefa, eo anelanelam-potoana izao izy manomana am-pahanginana ny paik\'ady hafahany mametraka tsomoramora ny fahazoany ny fitondrana.
Fetsy ihany aloha izy e, avelany eo ny samy tsalo Andry contre Ra8 hifamely pour prouver hoe les tsalo n\'ont pas la capacité de diriger Madagascar.
Io resaka io dia nofanafakain\'i Radomy. :?
10. pink ( 04/07/2009 12:21)
tsy mino aho ra i pierrot no ho maminbahoaka. Diso lalana ireny fa tsy mba nizara na nanome asa ny malagasy akory.Efa zatra nikepoka irery ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1053