douleur

1. xxx ( 02/07/2009 13:45)
reef le oavy iny ny règle manaraka dé matetika mis douleur kel fôn (mety nono, mety kibo).

>> possible v io douleur io mety andé avant ny période d'ovulation sa oe après ovulation na quelq jour avant anlé cycle manaraka vô tokony isy anio douleur io.
répondu par Papoose le 08/07/2009 14:59
2. Tazana ( 02/07/2009 16:15)
Fa maninona aloha tsy manontany dokotera ianao na manontany ny gynécologue nao?....
Ny anton'ilay douleur avant cycle, avy amin'ny contraction an'ilay utérus avant ny règle iny. Satria tsy nisy ovulation dia hamaoka ilay muqueuse niforona teo amin'ny paroi (iny muqueuse no ho nandraisan'ny utérus ilay oeuf fécondé raha nisy fécondation dia iny ilay placenta rehefa teraka, ary raha fécondé ny ovule dia zay no tsy mampisy règle satria mijanona ao io ho an'ilay foeutus). Ka hialan'ilay muqueuse dia mi se contracté ny utérus (izay ilay marary) dia iny no lasa ilay règle mandritra ny andro vitsivitsy. Fa misy olona ny lamosina no marary, misy ny kibo, misy tsy marary mihitsy. Misy ihany fa vitsy no maheno ilay ovulation (mivaoka avy anaty ovaire ny ovule).
Satria koa cycle hormonal ilay izy dia misy vokany eo amin'ny vatana. Sasany tsy re sasany sarotiny amin'ilay izy.
Raha misy ahiana dia mijere re dokotera fa fahasalamana sarobidy. Aleo manontany any amin'ny radoko (na hanontanitany foana aza) fa tsara ny mahafantatra ny vatanao sy ny mitsinjo fahasalamana!
3. vale ( 02/07/2009 21:55)

reef le oavy iny ny règle manaraka dé matetika mis douleur kel fôn (mety nono, mety kibo).

>> possible v io douleur io mety andé avant ny période d'ovulation sa oe après ovulation na quelq jour avant anlé cycle manaraka vô tokony isy anio douleur io.
____________________________________________________
possible avant koa ny douleur, za tratra matetika , indray mandeha tena ambony be ilay izy ka voatery nanantona dokotera za tamzay, fa tena naharary be mihintsy ny ilako gauche tamin'izay, ka voatery nihinana fanafody nandritry ny 7 andro vao afaka. mijere dokotera rehefa ohatr'izay!!!


4. xxx ( 03/07/2009 18:56)
Za dia tena manana probleme goavana fa ny ahy ndray dia rhf tonga ilay izy vao tena marary be tsy zakako ny kiboko fa erin`andro mialohany fahatongavany de marary be tsy azo kitihina mihitsy ny nonoko,mora aminareo eto mihitsy hoa ny milaza hoe manatona dokotera manatona dokotera nefa ianao de hoe normale io fa tsisy azonao atao sy ny sisa ,fa de hefina e
5. vale ( 04/07/2009 00:43)
xxx: f'ahoana no hiafy eee?!!! rehefa tsy zaka ve tsy mamonjy dokotera ny haingana eee!!???
6. ni81 ( 04/07/2009 06:10)
xxx: f'ahoana no hiafy eee?!!! rehefa tsy zaka ve tsy mamonjy dokotera ny haingana eee!!???
Nahoana tokoa no hiafy e?
Zà taloha dia marary mandray fandriana foana mihitsy @ 1er jour (dia lazain'ny Dr sasany fa normal ihany izany), fa sady mandoa sy tsy tia sakafo na dia fofony fotsiny aza dia tsy zakako. Niova dokotera aho tato aoriana dia mihinana fanafody.
7. booboo ( 04/07/2009 07:04)
dia zà koa mbola hamerina hoe " nahoana tokoa no hiafy e ? "

Ny antony hijerena dokotera ry xxx dia hijerena hatrany an-dreniny ny antony mampa-rary ilay izy, sy ny fanafody mifanaraka @ izay hampihena ilay douleur a.

Ny ahy taloha rehefa période d'ovulation dia marary gli ao am-pandriana, miondrika² mihitsy rehefa mandeha fa marary be ohatra tsindromina @ antsy eo faritry ny reins. Dia rehefa natao echo dia hita ny antony mamparary ( sady mba mandry² ny saina rehefa mahafantatra ny antony ny tena ). Nomena anti-douleur mifandraika t@ zay.
Rehefa red red dia gli ao am-pandriana koa fa marary aby ny fe sy ny lamosina ary ny kibo iny. Dia ny hormones no niviaka dia nanao traitement hormonal dia tsy mba tsy narary be loatra intsony.

Mora mihitsy ny miteny hoe " mandeha mijery dokotera " satria zà sy ireo sasany namaly anao eo ambony ireo efa nandalo teo aby !!


8. tywa68 ( 04/07/2009 09:22)
booboo :lol: aza treromina kosa izy fa manantena consultation gartuite eto @ forum :-D
9. tywa68 ( 04/07/2009 09:23)
consultation gratuite io an :wink:
10. ikaretsaka ( 08/07/2009 04:34)
lalina koa ity fatahorana doko ty a
11. ari.malala ( 08/07/2009 12:39)
mazàna ny dokotera aty MAdagasikara manamaivana aretina mints k! otr'ahy zao efa ela b mitnsy no nitaraian marary ilakibo ankavanana, d ny averindry zareo d hoe adhérence t@ nodidiana appendicite io, d tato afara zà mints no ni insiste hoe ampanaovy echographie za fa za nge no hiala vola e! d zay vao hita hoe zany petite lame dans le cul de sac de Douglas zany ndray le izy...
12. ikaretsaka ( 08/07/2009 14:45)
ka insistena fa tsika ange vao mikozy radoko de "zay zany dokotera e".... avy eo manao hoe tsary mamely iny doko iny nony may ambondrona...

misy ny sasany izany miditra ao amin-dradoko izany ohatran'ny noforcena .. efa marary mandady vo mandeha...

de firy @ vevavy gasy koa moa no tsy manantona gyneco raha tsy nitsabaka tany sy rehefa bikina? 8)
13. Papoose ( 08/07/2009 14:59)
misy no tsy misy atokona ahafahana mandeha any @ dokotera ray

faharoa misy koa ny sasany vao voakaikitry ny moka dia mila mijery dokotera ka dia asa ihany :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.091