Fanontanina TENA SERIEUX

1. essera ( 02/07/2009 05:26)
sali daholo a !!!

Samy anontaniako an'ity daholo izany na ny namana andaniny na ny ankilany :
Mba manao ahoana izao ny toul ao am Magro fa ohatran'ny ts d naheno2 vao2 ah tato ho ato. Herinandro vitsy2 lasa mantsy izay d nilaza izy ireo fa hampakarina avo2 ny degré-ny tolona.

D hitako tokoa aloha fa nanao fanentanana tamina secteur maro2 ry zareo (tana ville, atsimondrano), d ohatran'ny ts fantatro indray fa ts nitohy.

Ny tao aoriana kelin'io d resaka bombe artisanale no nalaza. Dia niala ilany moa ny mpitarika tao amin'ny zanaky dada hoe : "TSY NAMANY AHO, TSY NAMANY AHO". Tandremo amin'ny tsindri-peo sao miteny ratsy a !! :-D :-D .

Ka andro vitsi2 izay tena mangatsiaka izay tsy izy eto Tana ka manaraka an'io ve ny volon'andron'ilay toul ?

répondu par fijo le 02/07/2009 21:25
2. yuka ( 02/07/2009 06:15)
Tsy efa hain' essera ny antony e! :roll: :roll: :roll:
Inona no anton'ireny fisamborana tamin'ny fety ireny :roll: raha vao mitady hafana mantsy ny toul d mitsatsaka nareo dia manao ramatahora :-P
Ny eny amin'ny MAGRO no mangatsika fa ny fitiavan-tanindrazana mafana foana e! :D :) :P
3. essera ( 02/07/2009 06:24)
Tsy haiko kosa ry Yuka mato a manontany.


Inona no anton'ireny fisamborana tamin'ny fety ireny

Hanao fety kosa ve d asiana bomba mipoaka fa tsy mba tafondro le am mahazatra.

raha vao mitady hafana mantsy ny toul d mitsatsaka nareo dia manao ramatahora

Tsy misy mitsatsaka kosa fa raha izay d efa ela no noravaina ankitsirano ny teo am Magro.

Ny eny amin'ny MAGRO no mangatsika fa ny fitiavan-tanindrazana mafana foana e!

Fitiavan-tanindrazana ve ny tsy hidirana an-databatra am zao assise izao. Jereo zao ry Louis Bernard Rakotomanga nasehony hoe vonona ny tenanay tena haneho ny hevitray na dia TIM aza fa le extremisme ange mis fotoana tokony sy tsy tokony hametrahana azy.


4. Noue ( 02/07/2009 06:36)
sali daholo koa eee

taraiky be elàh zany ry essera aaa ! eny ee ! elàh moa zany tsy legaliste na pro-Ravalomanana ka tsy omena tsiny raha tsy maharaka ny vaoavaon'ny adv ee ! :-D :-D :-D
fa raha te ahalala ny vaovao elàh oe mbola mitohy hatrany ve ny tolona sy mbola mafana be ve dia io misy lien dia mba diniho ao ee ! ery ambanimbany ery !!
http://gasytiatanindrazana.free.fr/


Tisy miala eo fa mitohy ny TOLONA !!
5. essera ( 02/07/2009 06:57)
Tam 25 juin izao reo sary ireo. Ary ity ko ltia ry Noue, site GTT izany io omen'lah io ka manabontsina matetika ny am reny. Araka ny nolazaiko efa ela hoe zah zao tsy tia mijery TV VIVA raha journal mihitsy fa any am hafa no mijery satria fantatro fa tsy maintsy hanisy sira, voninkazo etc etc r zalah d mahamonamonaina be.
Kôp elah ???
6. Mirananirina ( 02/07/2009 06:57)
Mafana marina izany tolona izany ry essera an.
7. essera ( 02/07/2009 07:08)
Abontsina am cocotte minute wa. Tsy haiko izay tena faritra misy anareo ireo fa eto Antananarivo aloha d tena tsy hahitana soritra tolona zanaky dada teo aloha.
D fanampiny kely, maninona no izay any ivelany no miseho mafana fo fa ny eto an-toerana manomboka laony ny mpitoul. Jereo ange tam fotoan'andron'i Dada ireny niainga ny goaik'antitra zafy, Jeneraly fidy, opposition tam zany fotoana nanao fanoherana fa tsy niainga nanaovany an'ilay demokrasia : "Causes toujours !!!".
Tokony manofa vol anankiray ireo d manao navette maka ny any laroun, frantsa etc etc d ho hitanao fa vahoaka b maro tsita isa.

:-D :-D
8. Noue ( 02/07/2009 07:13)
29 Juin leisy io essera aa ! Photos des nombreux légalistes MAGRO le 29 juin 2009...
9. maryline ( 02/07/2009 07:27)
Mbola ho lasa adala ianao ry essera amin' ity fanejehana an' i dada ity , olona tsy mihazakazaka no henjehinao , reraka eo ampiodikodinana , mba maka soufle ohatran' ny sasany fa tsy henjikenjika be foana
10. hery ( 02/07/2009 07:27)
Mangingina ahoana koa? :-) Teny @ Magro angaha i essere?

Aza manahy fa mafana be foana eny ka.

http://jentilisa.blaogy.com/ ny patiny sa mila sary? http://gasytiatanindrazana.free.fr fa misy sary ao dia aza malahelo indray
11. essera ( 02/07/2009 07:32)
Aiza aaaaa !!! elah ko les tena diso ti an reo loatra.
12. xxx ( 02/07/2009 11:12)
be olona fôna ao kah !!! (zah tsinona miasa eo akaiky eo). Ny antony tsy fantatro. Lasa ihany ny saiko indraindray hoe mety misy fizarana vola ihany angamba ao. Satria ôtran' ny misy karazan' olona miandry "appel" zany fotsiny. Tsisy ifanomezan-tsiny anefa izany fa samy manana ny fitadiavany eh !!!!
PS : fa le tarika manao animation ve mba azo ovaovaina fa mankaleo. Zah sur fa manana artista betsaka ianareo ao @ Tim ao.
mazotoa eh !!!
13. essera ( 02/07/2009 11:39)
Dia ahoana ianao Rahery amin'io resaka eo ambony io. Mandainga v xxx ? Efa nolazaina teto daholo izany fa fanamafisana sisa. Tadidy ve ilay hoe PREAVIS.
Efa ho ritra wa io fa ny rano ao am-patsakana aza ...


:-D :-D
14. pikatti ( 02/07/2009 17:51)
petsa ndray i essera zany anie no izy refa tsy mahalala vaovao fa miteniteny foana e
15. fijo ( 02/07/2009 21:25)
raha resaka fizarana vola aloha izao,di any HAT no ita ofisialy fa mizara vol ahoann'y miaramila,io tsy misy hafaka manda
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2384