sao d mba misy mahita portable PII Raneny ireny ianareo fa tena misy antony maika hilana an'ilay izy. Raha mba mety d mba valio eto. Marina hoe efa dépassé io article io fa ny tena hilana azy izany d hamakiana hira fotsiny mandritra'na animation fianakaviana ireny. Mba mbola azo ampiasaina kosa aloha fa tsy ilay ohatra hoe efa tsy mande ny atsasaky ny clavier, ny écran efa miha-manjavona, etc etc.