Sncèrement
1. xxx
(
01/07/2009 07:29)
Mba lasa ihany ny saiko hoe inona sisa no mba zavatra afaka ataonareo TIM mba hiverenan-dravalo. Tena tsy mahita vaha-olana ho anareo aho. Sincèrement, INONA no afaka ataonareo?????
Ny fiononàna angamba?. Mahereza.
Ny fiononàna angamba?. Mahereza.
répondu par fijo le 01/07/2009 20:59
2. Noue
(
01/07/2009 08:02)
izaho aloha dia tsy mpomba an'Ravalomanana saingy aleko lavitra izy raha samy hisafidy ihany toy izay ny FAT(Y) .
inona no afaka atao mba hiverenany ? asa re eee ? marina fa ao ny fivavahana saingy raha ny basy , mercenaires sy ry charles sy lilyson no mbola eo dia tsy ho tafaverina zany izy eee ! indrindra fa be vola anie ny FAT(Y) hividianana an'zareo tsy ahatafita an'zany eee !

3. pikatti
(
01/07/2009 08:18)
lay tena fanontaniana lesy dia hoe inona no nataon'ireo tgv mba hitazonana ny fitondrana halatra :-D
4. xxx
(
01/07/2009 08:26)
Ilay izy ange mety halatra na tsia. Mety mpamono olona ry zareo na tsia, mety mpivarotra tanindrazana ry zareo na tsia.
Fa ny zava-misy sy tsy azo lavina aloha dia ry zareo no mitondra ny firenena amin'izao, dia i ravalo tsy eo no sady tsy misy pouvoir intsony. Nareo TIM anefa manohy ilay fangatahana hoe fiverenany. Ka sao dia tonga amin'ny impasse ity fangatahanreo ity e!

5. Noue
(
01/07/2009 08:34)
pikatti:ioindrat dia azoko valiana elàh oe on prend largement le temps , mody hanaovana zao assise tsisy farany zao !! nefa anie na ny HAT aza n'est pas assise ee !!
lay tena fanontaniana lesy dia hoe inona no nataon'ireo tgv mba hitazonana ny fitondrana halatra :-D
6. xxx
(
01/07/2009 08:42)
@fo tsy miangatrr ss tssmisy lainga , ny moyens missy fa ny manao² fona no ts tokony atao .Samy malagasy tsika ka aleo hifandaatrra§
:oops: :oops:
:oops: :oops:
8. xxx
(
01/07/2009 09:08)
Raha azoko tsara lé zavatra miainga eto dia hoe: raha hitsikera dia taranja haintsika io fa ny hanome vaha-olana hivohana ny amin'izao dia tsy mahita isika.
Ary na hanao ny tsy fanao ary ny TIM, zany hoe hiady, hananika lapa. Mbola tsy hinoko ihany hoe handresy. Ary ny tena loza amin'izay dia tena discrédité tanteraka ianareo na manoloana ny CI na manoloana ny mpanara-dia sasan-tsasany aminareo amin'izao, izay milaza fa ny ara-dalàna no takiany.

9. essera
(
01/07/2009 09:50)
Noue:
izaho aloha dia tsy mpomba an'Ravalomanana saingy aleko lavitra izy raha samy hisafidy ihany toy izay ny FAT(Y) .
Sao d kosa efa hita fa tsy poinsa le izy d mivadika hoe : tsy mpomba an'Ravalomanana
10. pikatti
(
01/07/2009 10:15)
koa raha tsy elah lesy zahay ry esserakely no hivadika
elah mantsy le mpiondana mafana fo reny de malaky manary palitao,ario any koa ny palitao essera de ndana mandé any @ essory fa tsisy miraharaha
elah mantsy le mpiondana mafana fo reny de malaky manary palitao,ario any koa ny palitao essera de ndana mandé any @ essory fa tsisy miraharaha
11. essera
(
01/07/2009 11:05)
Tena tsy maintsy miainga ihany ny atao hoe METAMORPHOSE eto am tanana ltia ry Noue ???
12. Noue
(
01/07/2009 17:43)
essera:tsisy mivadika zany lesy aaa ! io anie ny mahavoa anareo eee ! efa hatramy voalohany efa lazaina foana oe misy dia misy ny pro -Ravalomanana , ary misy dia misy ny atao oe LEGALISTES ny legalistes anie leisy ry essera tsy avy dia midika oe pro an'zao sy zao eee !! milaza aho raha samy hisafidy ihany dia aleko lavitraaaaaaaa beee Ravalomanana que i FAT(Y)
Sao d kosa efa hita fa tsy poinsa le izy d mivadika hoe : tsy mpomba an'Ravalomanana
13. fijo
(
01/07/2009 20:59)
ny mpomba ny aradalana dia manohy ny pression,fa ny afrikanina no manatanteraka izany