Ampidiro aloha ny tenimiafina
ZAY MANDROMBA DE OMENA 30000 AR
1. cyril
(
30/06/2009 10:07)
Velona ndray ty ny fanenjehana fa hisy ny mahery fo hamenona paosy hanaporetana ny tsy manan-tsiny,
masaka ndray ny fianakavian'i andrywui ha ha ha
masaka ndray ny fianakavian'i andrywui ha ha ha
répondu par benkintana le 30/06/2009 23:27
3. pikatti
(
30/06/2009 10:13)
efa tafajoro le sonegaly nahazo baiko de FISAKA no anarany ao
Tonga de kobo be fa milelaka miaramila sisa ny tgv hanohanany ny fanjakany nangalarina
Tonga de kobo be fa milelaka miaramila sisa ny tgv hanohanany ny fanjakany nangalarina
7. pikatti
(
30/06/2009 12:27)
le fitondrana misolelaka miaramila tony no tena tssssssss
fitondrana miaramila izy io raha ny tena marina
fitondrana miaramila izy io raha ny tena marina
8. essera
(
30/06/2009 12:51)
le fitondrana misolelaka miaramila tony no tena tssssssss
fitondrana miaramila izy io raha ny tena marina
Tonga d FISao Sarla. alao hihinan'ny tsy fihinany any vao mivinany.
9. pikatti
(
30/06/2009 12:59)
FISAKA ve de ho aiza é , tsy maharaka koa ty boaikely ty
Fisaka Foza Faty zany daholo ve no ao de ho aiza é :-D
Fisaka Foza Faty zany daholo ve no ao de ho aiza é :-D
12. essera
(
30/06/2009 13:45)
Tsy misy apoaka ireto fa vavana vévavy fotsiny. Inona no hevitra mivoaka am zany. Ndana alou milalao any antokontany fa tsy afaka mihitsy e.
Sekoly fanabeazana fototra taiza loatra re no nianaran'ireto e
Sekoly fanabeazana fototra taiza loatra re no nianaran'ireto e
13. pikatti
(
30/06/2009 14:08)
elah ihany no ratsy taiza teo ,zay anie no efa no lazaiko teo é, avy eo hoa ataoko de mikolay eo ,ary aza be tadibolana
14. andrywui
(
30/06/2009 19:33)
MBOLA ZAZA ELAH PIKATTI FA MIPETRAHA A!!
Tsy ny TGV no hitsoaka ady zany ! ny miaramila rehetra efa TGV izao !!
tsy misy fanbantenana tsony oa zany TIM zany TIM MATI efa tsy hisy tsony zany fa reraka eo
Tsy ny TGV no hitsoaka ady zany ! ny miaramila rehetra efa TGV izao !!
tsy misy fanbantenana tsony oa zany TIM zany TIM MATI efa tsy hisy tsony zany fa reraka eo
15. benkintana
(
30/06/2009 23:27)
Lalaovin'i pikatti ato fotsiny koa reto pseudo tgv reto sanà a!!!
