Io fitiavana voninahitra sy harena io a ...

1. essera ( 30/06/2009 08:40)
Misy moa namantsika maharaka vaovao ka dia

locl:
Fa toa mbola i Dada foana hoy aho no voaasa e! Fa aiza le DJ kely fa ny mamahany lainga ihany no mba hainy.
Pretoria, 28 June 2009
H.E. Marc Ravalomanana, President of the Republic of Madagascar, arrived in Sirte, Libya for the 13th African Union Summit where he will meet with other Heads of State to discuss the crisis in Madagascar.

1/ D hono wa : invité ve i Dada any ?
2/ D inona no handraisana azy any raha voaray ho ao amin'ny sommet UA izy ?


M. Ravalomanana "est là pour faire campagne pour une solution militaire" auprès de la SADC, souligne un observateur ayant requis l'anonymat. Le 10 juin, le dirigeant évincé avait estimé que "toutes les options, y compris militaires, devaient étre étudiées" contre le nouvel homme fort de Madagascar, Andry Rajoelina, absent du sommet.

Izaho izany vao nanoratra aho hoe tandremo fa mailo2 am dada8 fa manao kibay ankelika ange io e.

Tsy misy te hiditra amin'io ny oul d izay mazava be no mahatonga an'ity bombe artisanale ity.

FISao leti Sarla rehefa mitady ho vinany fa mody manao ramampalahelo ndray ny sasany d manao lako tampoka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0443