nandalo tsy re tsaika...
1. itaramasoandro
(
30/06/2009 04:58)
tsy re tsaika ny volanin'ny fiteny malagasy dia lasa tsy nahitàna lohan-kevitra miaro azy, tsy nandresana tantara na fihetsiketsehana arahin'amponga sy dihy ary antso avo manerana ny nosy.
toa kamboty ny fitenintsika fa tsy misy fety amandanona goavana manandratra azy avo. maro anefa ny hetsika azo hatao tahaka :
- ny lalao lehibe iraisan'ny sekoly @ ambaratonga maro mety samy mifaninana, ny filalaovana tantara an-tsehatra eny ankalamanjana,
- ny fifaninana haisoratra, tantara, poezia,
- ny fampisehoana ny haren-tsaina voasoratra ho an'ny be sy ny maro,
- ny fanokafana ny tahirim-boky rehetra ho fantarin'ny tsirairay,
- ny famoronana hatsikana toy ireo manan-talenta eto @ serasera,
- ny resadresaka hatao miaraka @ mpanao lahatsoratra sy tantara malaza eto @ nosy
-...sns tsy voatanisa
nahoana no tsy hatao izay hampamirapiratra ny fiteny malagasy é?
itaramasoandro 8)

répondu par cutie le 07/07/2009 20:12
3. ikaretsaka
(
30/06/2009 22:52)
fa ny raha 1 tokoa ve tsy maintsy misy fety na fanokafana @ "fomba ofisialy" sns
vao azo lazaina hoe "re tsaika" sy nankalazaina?
vao azo lazaina hoe "re tsaika" sy nankalazaina?
4. itaramasoandro
(
01/07/2009 00:25)
fa ny raha 1 tokoa ve tsy maintsy misy fety na fanokafana @ "fomba ofisialy" sns
vao azo lazaina hoe "re tsaika" sy nankalazaina?
ndry, fa aiza ary no hitombonan'ilay hoe misy "akony" ny resaka, fety na lanona iray raha toa ka tsy ankalazaina @ fomba makotrokotroka ilay izy?
ka efa hoe sarobidy ny teny fa dia nahoana no hatao ambanin-javatra?!
ianao io va re dia sahy milaza fa tsy mivoy resaka fety iray anivon'ny namana sy sakaiza maro anisa indrindra mba hisintonana olona maro @ fety andraisanao anjara?!
ka mainka izany fa resaka mikasika ny nosy manontolo! oadray! :o
itaramasoandro 8)
8. ikaretsaka
(
06/07/2009 11:02)
Ka le izy eto tahakan'ny hoe sigara ny resaka sia ny mpisotro toaka no manao arozazy.
Asa raha azon'itaramasoandro le metaphore
Asa raha azon'itaramasoandro le metaphore
9. itaramasoandro
(
07/07/2009 03:47)
azavao hoe, ary @ teny gasy rano iray tsy hasiana variamin'anana fa mahamonamonaina ny mamaky azy azafady,
8)
8)