Coup d'etat

1. gasyjean ( 28/06/2009 17:44)
Oadray !!!! Ary manomboko tena miha malaza ny coup d'etat sy karazany aaa,nanomboka azy isika malagasy, nanaraka ry zareo(iranien),dia izao indray Honduras.Mila mailo fa miha-ratsy ny fandehan'ny tantara,dia iza indray koa ny manaraka alohan'ny tena 3em guerre?enga anie mba tsy hisy izany!.
répondu par aikon le 01/07/2009 11:49
2. xxx ( 28/06/2009 19:21)
k'efa hita zany zao fa zay mpanongana dia mody kianina fa refa tsy mahoraka ny be sy maro dia raikenina ihany fa io ndray ny eo :-D :-D
3. benkintana ( 28/06/2009 21:20)
mbola velona koa zao ny talliban gasy ato @ serasera
aiza i rapah zay é :-D :-D
4. aikon ( 01/07/2009 11:49)
salut
azafady aminao fa tsy mbola nisy coup d'etat ny tany madagasikara ary toraka
izany koa ny aty iran . mahagaga mihintsy ny fomba firesakareo marina .
ahoanana no ilazanao fa coup d'etat ny tao madagasikara nefa ny rehetra mahalala fa i Ravalo dia nametraka sy nanolotra ny fitondrana t@ miaramila de lasa izy nitsaoka , ny rehetra dia mahalala anizany daholo na ny tsy gasy aza fa ny olona mpanara-baovao rehetra eee , de mahagaga anefa fa mbola gasy milaza fa nisy coup d'etat tao madagascar mahamenatra indraindray ny maheno olona milaza izany .

ny tety iran lazainao io koa dia lainga izany fa ny mpitondra taloha ihiany no mbola mitondra amin'izao ka aiza no lazinao fa coup d'etat aty iran eo mba
diniho aloha le vao vao renareo izay vao miteny fa manjary mahamenatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3231