misy fianakavina mivadika fa tsy manaiky ny jadona ato
1. andrywui
(
27/06/2009 21:01)
mitohy ny tolona i etazonia aza nanana ny puissance militaire nahatsiaro naharary ihany tany irak noho ny inona ?
http://www.youtube.com/watch?v=6JSeopcA2L8&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Efacebook%2Ecom%2Fhome%2Ephp&feature=player_embedded
http://www.youtube.com/watch?v=6JSeopcA2L8&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Efacebook%2Ecom%2Fhome%2Ephp&feature=player_embedded
répondu par diloo le 29/06/2009 14:34
2. Noue
(
27/06/2009 21:11)
tsara rehefa mahatsapa tena ary tsy manaiky ny jadona !!! ny jadona sy ny basy no tena manimba !
4. diloo
(
28/06/2009 03:07)
Adaboy ny resaka dada fa tsy aty izy.Fa ny vokan'ny fitondrana vaovao nandritran'ny dimy volana no tsara fakafakaina.
Ohatra: Mihena ny fahantrana ankehintriny. Voky tsara ny vahoaka.Midina ny vidin'ny ppn. Midina ny lasantsy hafahana hitondrana 4x4. Tsy misy firy intsony ny tsy an'asa. Tsy misy intsony mpangalatra sy ny vono olona. Miaro ny vahoaka ny capsat fa mpandainga izay milaza fa nitifitra ary nampizara roa ny loahan'ilay ramatoa tompon-tsena iny.Montage photoshop ny mpandefa twitter hoan'ny any ivelany ireny hanaovana intox fa tsy nisy akory ireny. I Manandafy lasa nanao vacances provisoires de commun accord amin'ny Andry fa tsy natao sesitany izany.Araka izany aoka ny anti-tgv tsy ilaza ny marina fa lainga daholo ireny.
Samy miditra mpitolona HAT pour t'acheter, sinon t'as pas la sécurité.OK! :( :? :wink:

5. ndotofetsy
(
28/06/2009 09:20)
tokony tsy atao dada zany koa anie lery fa atao hoe baigne eee satria il est au baigne
:-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D
6. Noue
(
28/06/2009 09:55)
gasmlay:dia lazao aza ny dadanareo tsy anao an'zany dia basta ee
ie! ny jadon'i dada! :(
:-D :-D :-D :-D
7. xxx
(
28/06/2009 16:40)
Série d’attentats. Ces explosifs ont été découverts durant les perquisitions et arrestations effectuées par les enquéteurs. Ce qui fait qu’une dizaine d’attentats à la bombe ont été éventés, rien qu’en l’espace de deux semaines. Sur le méme chapitre, huit personnes suspectes sont déjà en garde à vue, dont la plupart des employés du groupe Tiko et de la MBS
8. benkintana
(
28/06/2009 21:21)
de hilaza ve elah fa adala e!!!
efa ela leity zany no fa,tatry ny mpisera a :lol: :lol:
efa ela leity zany no fa,tatry ny mpisera a :lol: :lol:
9. nytsiry
(
29/06/2009 06:02)
Ohatra: Mihena ny fahantrana ankehintriny. Voky tsara ny vahoaka.Midina ny vidin'ny ppn. Midina ny lasantsy hafahana hitondrana 4x4. Tsy misy firy intsony ny tsy an'asa
:-D :-D :-D :-D
zany tokoa ve notena zava misy ry diloo ?
10. diloo
(
29/06/2009 14:34)
Koa izay hono ny mot de passe tsy maintsy ahely hoy ny HAT.Koa dia henona fotsiny @'izay faly daholo ny tgviste rehetra. :wink: