araky ny tsapa de maro ny oul no tsy tia mitsika serasera
1. sakaymena
(
27/06/2009 05:01)
antony:
misy oul ato ny antony idirany ato de hijery zay oul fantany ary tena mandany ny andony manenjika na manaratsy eny fa hatramin'ny oul tsy fantany akory aza de miseho mahalala ny fiainan'iny oul iny izy
na dia hita fa foronina fa satria ny zavatra lazainy matetika ny mfanohitra @ fiainan'ilay oul mihitsy.
nanana naman bdb aho tsy hitako ato intsony ref anotaniako ry zareo de hoe mandreraka aky fa misy oul tsy fantatrao akory eny fan dia sary fotsiny no hitany de ry zareo no manao teny manafitohina ah
ny sasany aza de nesoriny mihintsy hatramin ny sariny rehetra satria tafitohina izy.koa noho izany miantso ny tompon'andraikitra satria henatra ho antsika malagasy izany.
ary manohina ny hajan'ny serasera zay isaorana mandrakariva ianareo nametraka ity sehatra iray nataonareo ho an'ny gasy tsy akanavaka ity;
ary tsiahiviko eto fa natao hifandraisan'n y MALAGASY ity fa tsy natao hifandrafian'ny samy MALAGASY.
misaotra tompoko

répondu par ravonjison le 17/07/2009 11:24
2. hery
(
27/06/2009 06:46)
Eritrereto ho toy ny tsena ny serasera.
1. Raha eny antsena ianao no misy manakotaba dia izay ataonao na tsy handeha hiantsena intsony na tsy hivaky loha an'izay manakotaba.
2. Misy zavatra maro azo atao ao an-tsena. Mandeha eny @ grande surface, mividy saribao, mividy hena, milalao eny @ tourniquet lol, mitady sipa, manoko resaka. Tahaka izany koa eto amin'ny serasera. Tsy forum sy namana irery no zavatra misy eto fa misy Radio, Tononkalo, Lalao, Blaogy, Bizna, hatramin'ny baiboly sy fivavahana etc... koa dia raiso izay mahasoa.
3. Misy lalàna ihany eny an-tsena (farafaharatsiny eto mbola voavehin'ny lalàna fa tsy mbola fanjakan'ny baroa). Koa raha misy tsy fanarahan-dalàna hitanao dia teneno amin'ny mpiandraikitra fa dia horaisina tokoa ny andraikitra.
dia eny antsena koa.... Tsiky dia ampy

3. sakaymena
(
27/06/2009 12:42)
misaotra anao ry hery
ndao hatao hoe tsena tokoa ary ty de ndao hatao hoe mpangaropaosy zany ny panakorotana.de reo pangaropaosy ireo na samy pangaro paosy samy manan ny fomba fiadiny.
ny tiko hatongavana de ity rahery a
tsy dia voatery ho teny ratsy hany no manafitohina
fa misy ar tsy vitsy ato no mila ady sy mila sotasota ary averiko ihany fa natao hifandraisantsika malagasy ity non?
fa tsy hoe akory tonga ato isika hifandrafy eny fa de hoe grobaka hotran 'ny tsena araky ny voalazanao.misy lalana tokoa . fa tsy sanatria akory ko polisin'ny tsena enao de hoe ndeh hitory any @ hery. fa @ marimaritra iraisan' ny be sy ny maro no tadiavina fa tsy ahy rery na anao rery akory misaotra.apio tsiky de ampy

4. endrika01
(
14/07/2009 06:34)
Raha misy manompa andri dia aza valiana ompa fa imehezo azany,raha any aminy sarin-dry indray dia esory ny tsikerany,fa ny sary aza esorina izany miitsy (fa kosa ataovy somary norm le sary,misy anie mievitra hoe miseho manindry enao dia letra be ny tsy tia e na heverinao fa norm be aza enao) .Any aminy dinika indray,samia milaza ny heviny,ny hevitra no ampiadiana fa tsy ny namana. Mety misy aloha manararaotra hoe,rehefa tsy azoko ary aminy sary iny,de ny dinika valiany,na apetrany no hanapepoako azy. Io koa anefa tsy atao mahasorena ,raiso zay tsara,aza ivakiana loha zay somary fopla,indrindra zay apetrakireo miafina ambadiky ny xxx ,ry zareo aza efa resy tsy sahy miseho mivantana :-P she akory Sakaymena?
5. xxx
(
14/07/2009 07:11)
Tsy izany loatra ry sakaymena fa zavatra hifanaovana io. Matoa misy olona mamaly anao amin'ilay maharary anao dia tafitohana koa izy amin'izay zavatra lazainao azy. Ary tsy voatery hoe fanahininao ilay izy!
Ohatra tsara mihitsy zao i endrika01 mitsikera anà xxx. Nefa zà, tsy mbola nitsikera an'azy teto, dia lazainy fa efa resy zany hony zà. Tsssss :)

6. ni81
(
14/07/2009 07:14)
Mety misy aloha manararaotra hoe,rehefa tsy azoko ary aminy sary iny,de ny dinika valiany,na apetrany no hanapepoako azy. Io koa anefa tsy atao mahasorena ,raiso zay tsara,aza ivakiana loha zay somary fopla,indrindra zay apetrakireo miafina ambadiky ny xxx ,ry zareo aza efa resy tsy sahy miseho mivantana she akory Sakaymena?na tsy miafina @ xxx aza izy ireny indray² dia manova ps ry endrika a!
dia eny antsena koa.... Tsiky dia ampy:)
Fa misy koa ny vavan'ny mpananty ran-kena eny an-tsena :-D :-D
7. Djhamhal
(
14/07/2009 07:33)
Tena misy tokoa aloha ny olona ato dia ôtran'ny exagéré loatra é! satria ao ny milaza fa tsy hinamana sy tsy hisera aminao ra tsy miresaka @ web cam ; de @ zay hono hitany tsara fa lhl enao na vhv ary ny bôgosité na sns ... ; nefa anie finamanana sy fifanakalozankevitra no atao ato é! amiko tsy any miitsy olana ary za manokana aloha tsy pro @ zany materialy sy teknolojia avo lenta zany! fa miditra ato za dia mifanoro @ ireo namana ato ny @ zay zavatra tsy hay sy mifampizara alahelo sy fifaliana ! ny mba angatahiko @ tsika angamba dia ny fifanajana sy ny fahatsorana !
9. ari.malala
(
15/07/2009 06:08)
ao ny milaza fa tsy hinamana sy tsy hisera aminao ra tsy miresaka @ web camhoulà! de zay zany tsy hanan namana mintsy ra zany kanoooooo! zay tsy mba manana izany webcam anareo zany! :) fa za aloha mandray ny olona rehetra te hinamana amiko @ fo madio e! :^)
10. xxx
(
15/07/2009 08:08)
@ sehatra toy itony tsy misy garantie hoe toraka voninkazo foana no azo
ny vy koa tsy mikitrana irery hoy ny Ntaolo, mety nanaraka ny jeu-ny koa ianao t@ fotoana anankiray
12. endrika01
(
16/07/2009 18:03)
xxx -n4>>>
Hoatra tsara mitsy i endrika01 zao mitsikera ana xxx,nefa zah tsy mbola nitsikera azy tatony xxx voalazako ery ambony dia : ilay namana miafina mamaly ny hvt izay apetrakilay namana tsy tiny,tsy we miafina fotsiny akory,fa sady manaratsy,no maneso.Fa tsy ireo ,namana mba te hanao xxx any am forum isan-karazany any akory .Mazava angamba io,ry xxx4 tsy namana 1 na 2 anie ato no afaka mi-clik lay boutton eo ambaniny pseudo io e,maro be,afaka clik- anlay we tsy lazaina dia mivadika ho xxx .Tsy haiko we inona no mahamay ny endim-boanjony(fomba filaza) xxx4 ka milaza we zah xxx4 mbola tsy nitsikera ani endrika01,nefa tsikerainy,hi hi :-P lainga lainga kosa alou,fa raha zah no misy manopa ka miafina ambadikana xxx le namana,dia azoko atao ny miangavy ny tomponandraikitra hoe,mba mangataka azafady mba havoaka ny pseudo ny xxx nametraka izao tsikera izao fa hafa be ndray raha ohatra izaho miteny hoe: mba miangavy reh Avohay ny ps-nireo xxx reo,nefa mety ho i xxx ranona ve no nanopa ahy,dia ho ny namana rehetra mba nandray anjara t@le dinika ve de ho haseho eo daholo?Nefa izy mba manana fahavononana handray anjara?Misy azony Sakaymena ho raisina aloha angamba hatreo.
13. endrika01
(
16/07/2009 18:04)

14. endrika01
(
16/07/2009 18:06)

15. Djhamhal
(
17/07/2009 08:32)
ny vy koa tsy mikitrana irery hoy ny Ntaolo, mety nanaraka ny jeu-ny koa ianao t@ fotoana anankiraytsy manam-potoana laniana @ zany klou ra zà é! ny hafa ngamba!
16. ravonjison
(
17/07/2009 11:24)
hery:
Eritrereto ho toy ny tsena ny serasera.
1. Raha eny antsena ianao no misy manakotaba dia izay ataonao na tsy handeha hiantsena intsony na tsy hivaky loha an'izay manakotaba.
2. Misy zavatra maro azo atao ao an-tsena. Mandeha eny @ grande surface, mividy saribao, mividy hena, milalao eny @ tourniquet lol, mitady sipa, manoko resaka. Tahaka izany koa eto amin'ny serasera. Tsy forum sy namana irery no zavatra misy eto fa misy Radio, Tononkalo, Lalao, Blaogy, Bizna, hatramin'ny baiboly sy fivavahana etc... koa dia raiso izay mahasoa.
3. Misy lalàna ihany eny an-tsena (farafaharatsiny eto mbola voavehin'ny lalàna fa tsy mbola fanjakan'ny baroa). Koa raha misy tsy fanarahan-dalàna hitanao dia teneno amin'ny mpiandraikitra fa dia horaisina tokoa ny andraikitra.
dia eny antsena koa.... Tsiky dia ampy
Tena tsy ratsy ilay fanoharana " Tsena ".
Misaotra an' i Hery @ valinteny mazava. Izaho mantsy mba manaraka ny valinteny isankarazany hataon' i Hery any @ lohahevitra isankarazany , fa hitako fa matotra tokoa ireo valinteniny, ary ny votoatiny foana ny azy no resahiny. Mahafinaritra ahy ny olona toy izany, satria azo itokisana @ famahana olana.
Ka noho izany dia raiso toy ny " Tsena " tokoa izy itý eto .
Eny antsena mantsy misy :
- ny mitabataba, ny mitatatata
- ny mpangaro-paosy
- ny mpangalatra
- ny mpivarotra sy ny mpividy
Eny antsena koa anefa dia toerana:
- azo hijangatsanganana ( irery na miaraka @ fianakaviana)
- hihinanana sy hamenoan-kibo
- hitadiavana izay ilaina, ahazoana vaovao
- hifampiresahana, hifampifosana
- hifankahitana @ mpiaramianatra @ tena sy ny namana.
- amiko manokana, azo hitarafana ny hoe: aiza ho aiza no misy ilay fiarahamonina .
Ka ny torohevitra dia itý :
- alaivo izay mahasoa anao
- izay azon' ny mpiandraikitra hatao dia ho ataony izany , kanefa voafetra ihany satria tsy afaka hanaramaso ny tsirairay izy.
- noho izany izay zavatra tsy azoazonao dia "AZA ASIANA SIRA ".