lasa ra8 dia manomboka tafa ny gasy
1. andrywui
(
27/06/2009 03:40)
izao le vita apres 26juin
efa ho 3mois mahery no nitondran'ny hat dia hita sahady fa efa manomboka mandroso i madagascar ,lasa nihamora ny vidimpiainana
ny miaramila no nahazo ny interet voalohany
hahahaha lesy ry tim e
efa ho 3mois mahery no nitondran'ny hat dia hita sahady fa efa manomboka mandroso i madagascar ,lasa nihamora ny vidimpiainana
ny miaramila no nahazo ny interet voalohany
hahahaha lesy ry tim e
répondu par benkintana le 28/06/2009 21:37
2. sakaymena
(
27/06/2009 05:36)
zany ngeh no maha tgvonona azy less ry andrywui a satria manarina ny lesoky ra8
nefa tsra hiany louh misy an'io fanenjenahan'dry zanaky dada fa vo may mahatsara zavatra satria mitandrina tsara ny FAT fa grave be. mamono fo mitsy ny zanaky dada ao arinan 'ny andry ao.avelao hany ho eo ny am magro fa ny miasa sy miaina hatrany e

3. Noue
(
27/06/2009 06:34)
normal raha ny miaramila no nahazo interet voalohany eee! efa hatramy nametrahany an'i tgvndrana io ary ny tahotra mba tsy hivadian'ireo miaramila dia ni-amadouéna indray ry zareo nomena 400 000fmg/personne !!!
5. Noue
(
27/06/2009 10:09)
dia tena notapenana tokotrany satria ny fisamborana no natao :^) :^) :evil: :evil:
6. andrywui
(
27/06/2009 10:40)
ina ndray ary ty afisy ratsy kely ty ry noue,hahahahahahaha... d arovy tsara ny fanaovana xxx fa raha tsy zany kou d tsy hiseho masoandro tsony fa petsa tanteraka! hahahahaha!
7. locl
(
27/06/2009 12:56)
Tafita amin'inona moa isika ity ra andrywi, @ fampianarana handroba sy hangalatra ary handainga bebe kokoa ve?
Izahay tsy ao anatiny raha izany fa nareo mandehana fa losifera miandry anao eo @ coirsement, soavadia e
Izahay tsy ao anatiny raha izany fa nareo mandehana fa losifera miandry anao eo @ coirsement, soavadia e
8. andrywui
(
27/06/2009 19:44)
tapitra le telo volana nangatahan'i Hery , nampikonetaka be azy sy Locl sy cyril ty ,,, de ahoana ??? hanorana ihany ve sa hiandry laoka amzay ???
mitsefotra daholo ze nolazainareo e!! dila ty le 26juin ,,, dila kou le 23juin ,,, mbola dila efa ela kou le 07 juin !!! de oviana ndray Ramosé no tiandramosé ???
mitsefotra daholo ze nolazainareo e!! dila ty le 26juin ,,, dila kou le 23juin ,,, mbola dila efa ela kou le 07 juin !!! de oviana ndray Ramosé no tiandramosé ???
9. benkintana
(
28/06/2009 21:37)
potika i Madagasikara na ny 26juin aza de fitaovana tao @ magro no nangalarin'i tgv anaovana ny azy fa tsy milamina ny sono ,adin'ny be sandry ihany ve no ady eo é :evil: