politika
1. fijo
(
26/06/2009 20:26)
miarahaba ny namana rehetra amin'izao andro sarotra izao.
ity resaka politika sy fivavahana ity,dia matetika mitarika ady sy fisarahana hoantsika malagasy.
ny antony dia satria isika tsy mahay manohana sy mifandefitra,fa entim-po be rehefa mino sy manohana zavatra iray.
koa aoka mba hianatra hanohana sy hanaja ny hevitry ny sasany fa tsy politika tsy ahazoana ranony no atao hampiady eto.
jereo wiwi sy noue,samy manana ny tohanany nefa mifankatia tsara
misaotra ny rehetra

répondu par Noue le 27/06/2009 19:59
3. Samoana
(
27/06/2009 10:22)
Noho izay tsy fahaizana mifandefitra izay letsy Rafijo no anisan'ny naha tapa-kevitra ahy hanatrika 26 Juin teny amin'ny consulat a! Mba niezaka nanao marimaritra iraisana amin'ireo olona tsy mitovy hevitra :wink:
4. fijo
(
27/06/2009 19:15)
hoan'ilay xxx,za tsy manana olana amina namana eto mihintsy aloha,satria iray ihany no efa nanompa ahy teo,ary io no tsy ekeko.fa raha hoe mirona atsy sy eroa izy,tsss heviny izany ka tsy itako mihintsy izay hankahalana azy.
ohatra i ronaldo izao,tsy mitovy hevitra amiko mihintsy,nefa ve izany no ndeha hankahalako azy,izay no heviny de azy izay,fa tsy mila hoe tsy mitovy amiko iny de any ;
nanao ahoana tokao letsy ny tany ry samoana???

5. Noue
(
27/06/2009 19:59)
fijo:jereo koa i Noue sy ny hafa na dia tsy mitovy ny tohanany aza dia mifankatia tsara, mahay miadi-hevitra eee ! sa tsy zany leisy ry essera raha hitan'lah ity eee !
jereo wiwi sy noue,samy manana ny tohanany nefa mifankatia tsara
:-D :-D :-D :-D :-D :-D sa ahoana oy fijo ?? :-D :-D :-D
saingy misy dia misy kosa aloha tena tsy mahay miadi-hevitra mahintsiny eto eee !!