fiarabana ofisialy nifanarahanay sy ny mpandrindra ...

1. halloween ( 26/06/2009 03:06)
nifanaraka zah sy ny mpandrindra TIM fa d ataonay @ fomba ofisialy miaraka eto ny fiarabana antsika retra tratrin'ny asaramanitra k d mirary fety sambatra hoantsika rehetra zany é! Manao sonia tsy azo vakiana : Mpandrindra TIM sy NY fianakaviana mpanohana TGV! Noho izany d miaraka miredona ny hirampirenena isika no sady manangatsaina zany retra zany d ataonay TGV mifampitantana @ mpandrindra TIM alefa :

Ry tanindrazanay malala o ry madagasikara soa!
Ny fitiavanay anao tsy miala fa ho anao doria tokoa
Tahionao ry Zanahary .....
répondu par benkintana le 28/06/2009 21:26
2. xxx ( 26/06/2009 06:55)
zahay aloha tsy manangatsaina e, nandresy tsinona ny frantsay, ka ahoana no hanangatsaina? sa saina frantsay angamba de ok! sa ahoana ry wui wui? :-D :-D
3. xxx ( 26/06/2009 07:11)
Ny tsy fananganan-tsaina dia fanalikana tsotra izao ireo RAD izay nitolona taloha. Seza no tadiavinao koa ny indépendance no lazainao fa very. Ary haveriko ihany fa ny fahaleovantenantsika dia nangatahina tamin'ny frantsay satria izy ireo tokoa no nandresy tamin'izany.
4. general ( 26/06/2009 11:42)
tsy mety hiondika sy hiredona ny hirampirenena zany ny TIM e ! ataovy mafy ny hirantsika ry tgv a!
5. fijo ( 26/06/2009 19:28)
ka be nanangan tsaina ve ny vahoaka??,,
6. aivetinakely ( 28/06/2009 20:43)
Tena mba tsy ratsy kosa le hevitrao ry halloween hoe miara-miredona ny hiram-pirenena ny TGV sy ny TIM .
Enga anie mba ho tanteraka ny fifanatonan'izy ireo fa tena sasa-miandry ny maro.
Miandry malagasy miray hina sy mifankatia ary mifanara-tsaina .
Tahionao ry Zanahary ity tanindrazany ity !!!!
7. benkintana ( 28/06/2009 21:26)
demony no hitahy mpandromba ry kalatina o :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519