Michael jackson nodimandry.
1. tovolahy007
(
25/06/2009 22:48)
A@ alahelo lehibe no ilazana fa maty i Michael Jackson (25/06/09 hariva) ho an'ireo izay mpakafy ny hirany.
répondu par ni81 le 26/06/2009 18:49
2. vale
(
25/06/2009 23:31)
tena mbola tsy mahateny zah ato , fa... :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
5. ni81
(
26/06/2009 18:49)
mihea indray ny isan ny pedophile
fahafatesana ve dia mahafaly na dia nisy tsy nety nataony aza teo @ fiainany? Fa ianao io angaha dia tena tsy mba manam-pahotana e? :(
