Mba hialana amin'ny tsaho d mila confirmation !!!

1. essera ( 24/06/2009 11:31)
Noue:
- 10h30 - Après une première enquéte diligentée par la cellule "Investigation & Control" du GTT, rossy avec la complicité de rinah rakotomanga ont payé trois ex-RESEP en provenance de M/CAR épaulé par un élément du CAPSAT pour effectuer l'opération commando de ce matin à l'ambassade de M/CAR à Paris.

Rossy anefa raha tsy diso aho manao concert etsy Soarana afaka ora vitsy d vitsy.

essera:
11H00 Ambassade malgache à Paris. Selon nos informations, dans l'ambassade se trouve des personnes de la HAT. A l'extérieur de l'ambassade, les GTT.

10H00 L'ambassade de Madagascar à Paris qui était sous la "tutelle" des légalistes a été reprise cette nuit par une dizaine de partisans TGV.


D ity mba mangataka confirmation amin'ny namana isany aho fa sary tao amin'ny ambassade malgache any France io.

répondu par fijo le 24/06/2009 20:27
2. xxx ( 24/06/2009 11:38)
iza io ry essera
:?: :?: :?: :?: :?:
3. essera ( 24/06/2009 11:43)
Le sarina boay kely ery ambony am cadre jerena d arakao ny tohiny.

4. xxx ( 24/06/2009 12:05)
NGA LASA BOAYKELY RA8
:^) :^) :^) :^)
5. mihitsy ( 24/06/2009 12:16)
za anie efa niteny fa noue mihitsy no tena mpampiely vaovao tsy marina eto e,
6. essera ( 24/06/2009 12:20)
NGA LASA BOAYKELY RA8

Copier-o ao aminao ilay image d alehibiazo raha tsy d hita tsara. Kony a !!!
7. Noue ( 24/06/2009 12:45)
pffff ! sary efa t@ 3 vola lasa ve leisy ry essera no mba avokan'lah eto ??


http://www.youtube.com/watch?v=qoIh_aMscAM&feature=channel_page

ioleisy jerevana aaa
8. Noue ( 24/06/2009 12:46)
http://www.youtube.com/watch?v=5Zissp4AaeI&NR=1
9. essera ( 24/06/2009 12:54)
Oviana lti io ry Noue, mba afaka manome daty ve elah rah tsy mahadiso ???

Ireto koa aloha jerevo tsara :

Ny tena lohany be :



Ny oul manara-drenirano miseho mahay milomano :




Aza hitako aza mahita ah !!! Tsy naleo ve nipetraka tsara tany an-trano toy izay nilingilingy, niridiridy tany.

zao ny sasany ngah izao tsy hisaron-tava ara-bakiteny rehefa atsy ho atsy. Sady tsy te hiverina aty an-tanindrazana no ho roahin'ny oul any ho an'n le m-cland sy paps tsy milam.

:-D :-D :-D
10. essera ( 24/06/2009 13:20)
Mbola hampiako io sary io rehefa mahita indray ah fa aza matahotra hoy ilay ray aman-dreny iray izay.

:-D :-D :-D :-D :-D
11. hery ( 24/06/2009 13:38)
Ary ohatran'ny nanova sujet ra essera nony hitany hoe an'ny GTT ny ambassa
12. xxx ( 24/06/2009 14:35)
:)

Inona no ataon-dranaina eo lelike, tratra tao ndray ny akamako.hihihihi...
:)
Politika marina ty ka tsy tokony atao ampiady na dia tsy mitovy hevitra aza.
13. kartera ( 24/06/2009 14:48)
na nareo eto io less misy sady tgv no tim no mpandrangitra no vahoaka e
f azh lo tonga mba hanampy ny akama tgv ary n'in kidona n'inokiatra zalah zay tgv foana e
14. Noue ( 24/06/2009 15:09)
hery:

Ary ohatran'ny nanova sujet ra essera nony hitany hoe an'ny GTT ny ambassa
zany foana anie no ataon'ireo tgv ireo eee ! raha vao sujet marina dia tsisy mamaly ry zareo na avadiny ny resaka ee!

- 14h00 - Le GTT dément les rumeurs selon lesquelles la HAT occupe actuellement l'ambassade. A cette minute où nous écrivons ce fil, les éléments de la HAT sont dehors et n'ont pas le droit d'y entrer.


15. locl ( 24/06/2009 15:47)
Voa indray i essera marina
16. fijo ( 24/06/2009 20:27)
tsy mbola mazava izay tena marina ao paris aloha hatramin'izao,fa io moa adina serasera ka samy milaza ny azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2077