hafatr'i andrywui ,bonne fete dada ra8
1. andrywui
(
21/06/2009 20:44)
efa nafaran'i oui oui izay fianakaviany hanohana an'i tgv na dia pro legaliste aza ,ka dia manomboka androany dia manohana an'i tgv ,izahay
misaotra lesy oui oui a
misaotra lesy oui oui a
répondu par benkintana le 22/06/2009 22:16
2. benkintana
(
21/06/2009 20:47)
mihinana leity gatô ao @ cyber de avy eo manaova hendry tsara fa mba efa dada ihany a :-D :-D
3. patrick2002
(
22/06/2009 05:10)
ary mba nikabary ve lery t@ fete de pere ,fa i Neny Lalao toa niarahaba ny reny malagasy t@ fete de mere kle,sa @ fetin`ny ankizy lery vao hikabary ,ho anireo mpiondana ao @ MAGRO.
4. sakaymena
(
22/06/2009 05:49)
aza miasa saina ny amzany fa mazava ny tenin'le8 tsy rarahako no ho tapitra maty ny malagasy fa zah tsy hiala tamin'ny fotoan'androny ko tsy hitako zay tokony hanaovany kabary tratry ny fetin'ray
fa zao aza ko hataony
enga anie ka ho lany maty ripaky ny comesa ny ray sy ny bandy gasy rehetra de ahy ny fanjakana @ lafiny rehetra; kopy nareo
fa zao aza ko hataony
enga anie ka ho lany maty ripaky ny comesa ny ray sy ny bandy gasy rehetra de ahy ny fanjakana @ lafiny rehetra; kopy nareo
5. xxx
(
22/06/2009 06:00)
patrick2002:tsy nisy niarahaba an'rapatrick angamba dia zao malahelo zao ???
ary mba nikabary ve lery t@ fete de pere ,fa i Neny Lalao toa niarahaba ny reny malagasy t@ fete de mere kle,sa @ fetin`ny ankizy lery vao hikabary ,ho anireo mpiondana ao @ MAGRO.
6. ngahypasy
(
22/06/2009 08:21)
aza malahelo raha tsy niarahaba anao le madamanao patrick2002,tsy misy mahagaga raha ny toetranao eto no jerena ,mpampiady ny malagasy
MIALA AMINY IANAO RY DEVOLY
MIALA AMINY IANAO RY DEVOLY
9. andrywui
(
22/06/2009 09:25)
BATISTA A ASIO KOZY MALAMMMM FA AZA ATAO FOPLA FA MAIMBO BE , MIKOROROSY FOTSINY ANIE ! RATSY BE BATISTA RAHA MIHEMOTRA LE WUI
ALEO HILAMMMM OA
ALEO HILAMMMM OA
10. benkintana
(
22/06/2009 09:30)
AOKA TSY HIMENOMENONA DE MANDEHA HO AZY HOA!
FA LISANY MALAHELO TONY TSY MAHAZAKA FORUM MASOSY E
FA LISANY MALAHELO TONY TSY MAHAZAKA FORUM MASOSY E
11. andrywui
(
22/06/2009 09:43)
slt letsy bekankana ! aiza i Sokr nlah ? fivoahan'ny ditsak'omby ny anlah letsy
13. andrywui
(
22/06/2009 10:10)
aza malahelo raha tsy niarahaba anao le madamanao NGAHPASY,tsy misy mahagaga raha ny toetranao eto no jerena ,mpampiady ny malagasy
MIALA AMINY IANAO RY DEVOLY
MIALA AMINY IANAO RY DEVOLY
14. benkintana
(
22/06/2009 22:16)
ao fa esorinay sy rapah @ zay le devoly lesy fa aza manahy ah :-D :-D :-D
