Nisaraka hono izy mivady fa TGV SY TIM
1. xxx
(
19/06/2009 13:23)
Fianakaviana iray tetsy Malaza.
Nisaraka hono izy mivady fa nafana loatra ny atimosfera tao an-trano satria ny lahy TGV ny vavy kosa TIM ny ankizy 5, ary 12 taona no zokiny indrindra 3 kosa ny farany. Ary dia ao anaty ny chomage technique ilay fianakaviana.
IZA NO FOSITRA ======> RA8/ TGV

répondu par fijo le 19/06/2009 21:33
2. yuka
(
19/06/2009 13:42)
Tsy anjarantsika ny hitsara azy :(
Mahagaga anefa taona maro izy ireo nifankatia sy nifandefitra,dia efa dimy anaka ndray vao hifanary :roll: :roll: :roll:
Ny azo antoka efa te hiala razoky e!
te hirifatra toy ny TGV fitaratr'izay te hirimorimo ka navela teo ilay zaza amam-behivavy satria efa rivo-baovao ndray zao no hiainana :^) :^) :^) :^) :^) :^)

3. xxx
(
19/06/2009 13:49)
Tsy fisian'ny vola ao an-tokatrano no tena antony ry kala yuka a! samy voan'ny chomage izy roa. Ny crizy mamely. I Ra8 sy ny namany, i Andry sy ny akamany mbola mihinana apperitif entrer, plat de resistance,double dessert ohatran'i yuka. Nefa ny gasy eto M/car efa sakafo 1 isan'andro ary vary sosoa tsisy laoka no lerana.
4. yuka
(
19/06/2009 13:59)
Matoa i yuka toy izao dia ny fitiavanandriamanitra no naha toizao azy :D
sady niketrika tsara i dada sy mama fa tsy nisaraka na dia AREMA sy MFM aza izy ireo tamin'ny andro fahiny :^) :^) :^)
fanoharana io fa sao lazaina fa zanak'arema nivadika eo ndray zah
sady niketrika tsara i dada sy mama fa tsy nisaraka na dia AREMA sy MFM aza izy ireo tamin'ny andro fahiny :^) :^) :^)
fanoharana io fa sao lazaina fa zanak'arema nivadika eo ndray zah
5. xxx
(
19/06/2009 14:52)
Ka raha ianao no nambinina aza odina tsy hita ny hafa tsy mba nambinina e! samy mba te ho tafa daholo anie ny olona rehetra fa rehefa tsy mety ny atao dia tsy mety.
Raha arema sy mfm ny dada sy mamanareo t@zany. angamba tsy nisy korotana toy izao ary tsy very asa koa angamba izy ireo satria mpanao risoriso???
Raha arema sy mfm ny dada sy mamanareo t@zany. angamba tsy nisy korotana toy izao ary tsy very asa koa angamba izy ireo satria mpanao risoriso???
6. yuka
(
19/06/2009 16:07)
Efa hoe fanoharana io arema sy mfm io mbola be fiavy ihany ry xxx :twisted:
ka tsy ho ambinina mihintsy tsinona raha toa ka resaka politika no handravana tokatrano :D
Tsy fantatrao hoe inona no anjarabiriky nataoko sy mbola hataoko amin'ny gasy toa ahy fa aza be fitsara eo :)
ka tsy ho ambinina mihintsy tsinona raha toa ka resaka politika no handravana tokatrano :D
Tsy fantatrao hoe inona no anjarabiriky nataoko sy mbola hataoko amin'ny gasy toa ahy fa aza be fitsara eo :)
7. xxx
(
19/06/2009 17:46)
Mety mitondra anjara biriky ianao nefa mety tsy fotoana hitaterana biriky izao fotoana izao fa fiarahana manohana ilay rindrina natsangana satria hita fa hianjera nohon'ny rivotra.
8. sakaymena
(
19/06/2009 18:13)
an an kosa eANDRIAMANITRA de manampitiavana antsika rehetra fa tsy hoe akory ze mihinam-be sy ze miketrika be na ze manao na tsy manao politika fa raha
fa isika rehetra samy manana ny anjarany satria Andriamanitra tsy mba miangatra
fahasoavan'iza zany no maha toy zao an-dramalagasy???????????????????????????????????????
matoa i yuka toy zao de fitiavan'andiriamanitra no naha toy zao azy
fa isika rehetra samy manana ny anjarany satria Andriamanitra tsy mba miangatra
nefa ny gasy etoM/car efa sakafo1isan'andro sy vary sosoa tsisy laoka no lerana
fahasoavan'iza zany no maha toy zao an-dramalagasy???????????????????????????????????????
9. fijo
(
19/06/2009 20:46)
io le tsy fahampiann'y fahalalana politika,le fizirizirina fotsinyno hay de izay.
10. sakaymena
(
19/06/2009 20:54)
ko hita f zay no nampisark'azy mivady ko nin ndray sa yza ndray no miziriziry @io fa samy manan ze tohanany io
ka samy tys mahita ze haratsiny na tim na tgv na tambatra na arema
ny ahy koa zao hariako re voh miziriziry @ heviny
ka samy tys mahita ze haratsiny na tim na tgv na tambatra na arema
ny ahy koa zao hariako re voh miziriziry @ heviny
12. xxx
(
19/06/2009 21:02)
Tsy mba misy afaka manampy azy ireo hiverina ve izay mahafantatra azy é?
Tsy voalohany no nisy nisara-bady t@ resaka pôlitika saingy mba voaavotra izay nisy nanampy hieritreritra.
Tsy voalohany no nisy nisara-bady t@ resaka pôlitika saingy mba voaavotra izay nisy nanampy hieritreritra.