Hery malala a! le IP mba avereno amzay fa in ar ty !ha ha ha

1. general ( 19/06/2009 12:07)
IMme Sahondra ihany ty malala a! aiza tanzay aki cheri le IP ko nafenlah any anaty patalohanlah in fa ef ilainay minakam's ne iny
répondu par Noue le 19/06/2009 18:28
2. xxx ( 19/06/2009 12:27)
Fa inona ny marina amin'ity problemanareo ry ra-hery ity e! Resaka vehivavy ve izy ity sa inona mihitsy e....???? Ny ady vehivavy io mantsy no tena maharitra toy izay ny resaka politika.
3. sakaymena ( 19/06/2009 13:04)
aza hadino anefa fa malagasy mahay mifanaja isika
aza de atao tafahoatra rah toa ka vazivazy rah tena izy de ataoko kosa angamba tsy eto imasonay kosa
4. yuka ( 19/06/2009 13:16)
8O 8O 8O
5. general ( 19/06/2009 15:01)
non ,non ,non tsy mivazivazy ah sakaymena fa i hery mahafantatra tsara fa vehivavy ah , azonao hanotaniana angamba izy fa nisy fotoana zahay mi-2 niresaka tamin'n email elabe,, tsy nifanaraka n resakay de nidona ny farany ,,,ary niafara taminio fanesorana IP io le izy , ka ra mifanarak aminizao ndray mitorak izao zahay de mety averiny ihany zay IP ko zay ,,, kany mo hery oo!! :* :* avereno letsy a !

6. hery ( 19/06/2009 15:09)
lol

Fa angaha tsy efa hoe niverina indray leisy? Toa nizesta be mihitsy elah tatsy ambadika tatsy nisaotra.

Raha ohatra ka nanjavona teto i general sy halloween t@ ni-bloker-na ny IP dia mba nino aho hoe olona samihafa, hoe fianakaviana marina ohatra. Fa vao bloké ilay IP-n'i andrywui dia iny fa niaraka nampiasa cyber daholo indray le ps bedabe... dia donto ve de hoe oul samihafa? :-) Io fiheveran'ialahy anah ho donto io mihitsy dia mandehana mamonjy cyber rehefa te hiforum.

Izaho tsy mino hoe dia hitovy am'lah daholo ny fianakaviana rehetra. Mety ho TGV daholo aloha fa raha ireny vava ireny sy ny tenimboto dia angamba fanalam-baràka ny fianakavian'lah kosa raha lazain'lah fa dadaben'la i halloween, ary vadin'lah i general tssss
7. general ( 19/06/2009 15:29)
aza mora tong fofona ise ry malala fa vao manombodresak anie isik 'e !

izao ary ! tena mino ve ianao fa cyber daholo ireo? rah tena mino ianao dia hiomehy mafy be aho !! ha ha ha !! andro sarotra ty ve rahery de hiala vola lava hamonjy cyber hanao forum fotsiny aa,,,

fa izao aloha e! misy dinika iray natsangako izay omaly toa nesorin'i hery ndray ?? izay anie le tsy mampifanaraka atsika mi-2 ee ,,,

maninnnn rah navela ho valin'ny pokna teo zao le izy ??

misy fanotaniana farany r'ise a!! oviana misy fampisehiana momota mba hanalan'ny ankizy hamohamo ee??
8. general ( 19/06/2009 15:33)
fa raha ireny vava ireny sy ny tenimboto dia angamba fanalam-baràka ny fianakavian'lah kosa raha lazain'lah fa dadaben'la i halloween, ary vadin'lah i general tssss



ary raha hoe namako daholo ??

ary raha oe TGV daholo ??

ha ha ha ha ha !!!
9. general ( 19/06/2009 15:43)
hoy i Hery :

dia donto ve de hoe oul samihafa? Io fiheveran'ialahy anah ho donto io mihitsy



tsy hilaza aho oe donto ianao rah milaza fa fianakam's bobaka hamonjy cyber izahay (tsy ho possible miohitsy kou zany aloha e!!)) fa izao :

---- Misy sopapa kely ho an'i Hery ity : hay ve azo hatao ny manova ny identification n'ny PC e? (IP) ha ha ha !! zavatra tsotra kely ! mila informaticien gaigy ihany aloha e! tsika zay !

--fa izao Hery a ! tsy donto i Hery fa tsy mahalala zava-miafina !! mpaminany ianao rah mahalal izany hoe "plusieurs general ""zany !

-fa rah tazanao aho mandehandeha eny andalana de misy za ihany ko any antrano sady manao forum nefa misy za ko manao concert etsy a Bercy ! firy ary zany aho? valiny : zava-mahagaga zany !! ha ha ha

efa mitapy za e ? hany e ! ha ha ha
10. hery ( 19/06/2009 16:08)
general>

- Tany @ message nalefan'lah ho ahy t@ namana dia hoe "i Sahondra ity Vadin'i Andrywui"... dia maninona leisy raha mba apetrapetraka ny vady fa dia alaina baraka eto.

- Fantatro tsara fa azo ovaina ny IP ka. Fa ny IP fixe tao antrano no nosakanako. Raha efa niova ny IP dia tsy maninona iny na tsy sokafana intsony aza.

- Ary entra pà, fa angaha ialahy niverina indray e? Hitan'lah fa raha ialahy no miteny hoe veloma dia tsy misy miraharaha :-) Tsy misy hahatsiaro akory. Na lasa aza ialahy dia tsy hoe lasa forum-n'ny TIM akory teto satria misy ny olona miforum tsara... izay mihitsy angamba no nampiverina an'lah hoe toa tsisy vokany ilay nanaovana veloma fa aleo hiverina fa wain :-p

Efa Momota 3 zao :-)
11. yuka ( 19/06/2009 16:20)
mafana ato zany a! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. Noue ( 19/06/2009 18:28)
dia mba mahavariana koa zany dinika ato zany eee !! ahoana moa ilay hira zay oe ô ry Sahondra ô :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0626