Loza ry reto a! GTT
1. xxx
(
19/06/2009 07:32)
Loza hoa, tena loza e!
Tsy te hino ihany zà fa.... Nodiko tsy hita....,Tsy izy iny e! no nolazaiko rehefa manontany ny olona fa eeeee! Tena akama be izao no mafana fo amin'ity GTT ity. Porofo mazava be ao amin'ny site madagate ao. Tsy entiko eto moa ilay sary mba ho fanajana an'azy.
Loza hoa. Tena mety tsy hiaraka hanao vacances amin'ity zany. Loza. Dia i ravalo ve arahan'i leiry. Tssssss.....Very ilay akamako.

répondu par fijo le 19/06/2009 21:06
3. yuka
(
19/06/2009 08:40)
Tsisy kil ndray angaha ny site nareo dia miantso olona eto :-D :-D :-D
loza aminao izany fa hafalina ho anay
Izay ilay hoe ny fahorian'ny sasany fifalian'ny hafa :D

4. essera
(
19/06/2009 08:43)
Zah ange efa niteny tam Rahery hoe alefaso bobabobaka ilay afisy fa jeren'ny kila tsara eto. Ireto zavatra roa ireto no mety hiseho rehefa miasa tsara ny colleur d'affiche :
1/ Hisy ny oul ho rapatrier-na d raisina ao am lé 5 étoiles afahy ery akaikin'ny PK 22 am RN 7.
2/ Hisy ny oul hi-s'exiler na d saika hi-cland veti2 aza no noeritreretiny.
Ataovy poster mits rangah ty a.
:-D :-D

5. Andribe
(
19/06/2009 09:50)
inona daholo zany kozy hafahafa tsy politika ato zany le 8O 8O 8O 8O 8O :roll: :roll: :roll: :roll:
6. xxx
(
19/06/2009 12:29)
Lé fihinanana grec rahariva aloha zany dia efa mijanona, nefa i leiry ange mba partenaire milay ihany amin'ny beloty e!
7. xxx
(
19/06/2009 12:44)
Lé fihinanana grec rahariva aloha zany dia efa mijanona, nefa i leiry ange mba partenaire milay ihany amin'ny beloty e!
Loza hoa. Tena mety tsy hiaraka hanao vacances amin'ity zany. Loza. Dia i ravalo ve arahan'i leiry. Tssssss.....Very ilay akamako.
Dia fomba fijery ara-politika ve letsy dia hanarina namana????
karazan'ny RACISME sy FANAVAKAVAHA ARA-PIVAVAHANA ihany letsy no ataon'ialahy isany raha izany no foto-pisainana. Ary aza gaga raha toa ka tsy hifanaraka intsony isika Malagasy.
Iza nefa no fototra sy fositra amin'i zany?????===> RA8 sy Andry
8. xxx
(
19/06/2009 16:34)
ianao izao no tena loza fa manohana panongapanjakana kou, mampatahotra! nefa mba ampy fahalalana ihany anie e! :-D :-D