Manangantsaina fa very asa, voaroba orin'asa, fitokonana sns
1. penguin
(
19/06/2009 06:02)
Mirehareha ny olona matoa mananganan-tsaina ary faly daholo ny vahoaka nohon'ny dingana vita. Ny eto Madagasikara dia saritaka no mahazo ny tokan-trano tsirairay. Very asa marobe, tsy fandriampahalemana, ny zavatra atao eny @ asam-panjakana mamezivezy satria saritaka tsy misy milana hoy ny mpiasam-panjakana, ny may orin'asa tsy ampian'ny tgvendrana nirehareha ho nahazo fahefana, ny tsipoapoaka koa omaly nolazaina tsy azo amidy sahalan'ny basy kilalao, sns marobe. Izany no rehareha ka hatsangano ny saina.
répondu par fijo le 19/06/2009 21:38
2. Noue
(
19/06/2009 06:20)
ka ny an'FAT(Y) anie seza fotsiny no tadiavina fa ianao nga mino an'zany oe ny vahoaka no jereny ??? fitiavan-tena fotsiny ny an'zareo !! sady be lainga :evil: :evil: :evil:
3. Mirananirina
(
19/06/2009 08:26)
manohana ny lazainy Noue io.
+ valifaty.Io anie no tena fositr'izao e.
+ valifaty.Io anie no tena fositr'izao e.
4. essera
(
19/06/2009 08:34)
Nareo telo mifanohana ireo, fa ity fanontaniana kely :
Inona moa no antony hanakanan'ny namanareo légaliste ny fananganan-tsaina ho an'ny oul te hanangana ?
Inona moa no antony hanakanan'ny namanareo légaliste ny fananganan-tsaina ho an'ny oul te hanangana ?
5. penguin
(
19/06/2009 10:34)
Adala sa tsy mahay mamaky teny. Mifaly ary mirehareha tamin'ny zavabita ny olona amin'ny firenena hafa ary finaritra ny anofahofa ny Sainampireneny ka dia ampianarina hitia izany ny zaza madinika. Ny loza mahazo ny firenena Malagasy vé no reheraha hanofahofana Saina ? Sa nareo no mahazo tombony tamin'ny fandrobana sy fandorana orin'asa ireny ? Nefa dia ny hazakazaka amin'ny "Politique de relance économique" no resahina satria mahatsapa hoe VIZANA NY MALAGASY.
6. Mirananirina
(
19/06/2009 10:46)
Inona moa no antony hanakanan'ny namanareo légaliste ny fananganan-tsaina ho an'ny oul te hanangana
Raha te hanangana ny olona inona moa no manakana azy amin'izany.Hevitra no entin-dry zareo dia manaraka izay te hanaraka fa tsy hoe forcé daholo;izaho zao hanangana hihihi
7. penguin
(
19/06/2009 14:52)
Mazava ho azy fa tsy manakana anao izay tsy tia hanangana fa milaza fotsiny hoe tsy ilaina ny manangana satria loza aza no mahazo ny firenena ary fihemorana koa inona no hananganantsaina amin'izany. ry sareraka no nilaza hoe izay tsy manangana dia raiso ny anarany ary ireny no ampidirina amponja voalohany. Izany no didiko fehy lehibe. Izay resy lahatra manangana ary izay mahatsapa ny fahavoazan'ny firenena tsy managana. Izahay aloha dia tsy managanangana. Hahahaha
