Io izao no malaza

1. locl ( 18/06/2009 19:01)
OMMUNIQUÉ DE PRESSE

PRÉSIDENCE DE LA RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR

Prétoria, 18 le 2009 juin

J'applaudis la décision de la SADC de convoquer un sommet extraordinaire samedi 20 juin dans le but de résoudre la crise à Madagascar.

J'attends avec impatience de rejoindre les Chefs d'État et de Gouvernement de la SADC à ce sommet important à Johannesburg.

La SADC a toujours demandé le retour immédiat à l'ordre constitutionnel et à un gouvernement démocratique à Madagascar.

Il est clair qu’une action urgente est nécessaire pour atteindre ces objectifs.

Le Peuple Malgache est reconnaissant envers la SADC pour son soutien.

Son Excellence Marc RAVALOMANANA

Président de la République de Madagascar
répondu par fijo le 19/06/2009 21:41
2. locl ( 18/06/2009 19:05)
tokony ho jerena haingana ny handefasana ny miaramila any Dago fa ela loatra
3. xxx ( 18/06/2009 19:21)
Ny olana ange dia izao ; manana complexe d'infériorité ny miaramila malagasy satria zatra nipetraka tao anaty caserne tao fotsiny hatr @ zay, na manao sarin ady sns aza dia toy ny kilalao daholo ireny satria tsy nahita na kely monja aza ny réalité tokony hiainany tena atao hoe tafika.
Manana complexe d'infériorité ry zareo satria nahoana, tsapandry zareo tsara fa tsy voafehiny ny filaminana ao anatiny firenena dia menatra ry zareo ny hoe hahatongavany mpampandry tany avy any ivelany dia sakanany fotsiny.
io complexe io no lalaoviny TGV amin izao fotoana izao, misy ihany miaramila mahatsapa fa tsy ara-dalàna ny zava-misy fa misy antony matoa tsy sahy mihetsika fa tsy manana ilay fahasahiana bibibiby toy ny capsat dia miforitra.
4. locl ( 18/06/2009 19:48)
Ka raha ohatra izany ka hanampakevitra ireo fa ho tonga aty Dago, tahaky ny ahoana moa izany no force entiny TGV hanakanana izany satria La France tsy ho afaka hanakana ireo rehefa hoe ho tonga eo ry zareo, raha tsy hoe hamorona zavatra hafa indray.

ary sao dia mila ampiana ara-môraly ny miaramila gasy mba hahatonga saina azy hoy tsy haidy aminy ange no hahatongavan'ireo eo fa hanala ireo miaramila izay diso lalana sy manamaimbo tanàna e!

Amiko rehefa menatra zareo dia tokony sahy maneho ny heviny mba hiarovany ny valeur fa tsy hiafina foana ao ambadiky ny olona rehetra izao

5. ravalotgve ( 18/06/2009 20:00)
locl:

tokony ho jerena haingana ny handefasana ny miaramila any Dago fa ela loatra


tena tsisy miaramila intsony eto dago fa capsat sisa ve no handefasana miaramila indray
aoka aleo tsy ho tonga amizany fa vao maika tsy afaka mi tchroufff
sniffffff



:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
6. ndenn ( 18/06/2009 20:27)
Tsy mety ny hanekena ny fahatongavan' ny miaramila vahiny ao Mada .Na dia tsy mankasitraka ny ataon' ireo politisiana malagasy tanteraka aza ianareo , c' est la souveraineté du pays qu' on met en jeu raha izay no vahaolana raisina .
Jereo eran' izao tontolo izao ,ireo firenena rehetra nanaiky ny intervention étrangère dia tsy milamina mihintsy hatramin' izao fotoana hiresahantsika izao ! TSY AZO EKENA NY INGERENCE ETRANGERE
Hafatra ho an' ny mpitaty rà-kena !!
7. fijo ( 18/06/2009 21:24)
aza hadino,na hodiana hadino,fa rah aniditra tao anatin'io "sadec" io anie isika,ka nanao sonia sy nanaiky nyfifampifehezana misy ao e.ary io fomba fandaminana aratafika io,dia isan'ny lalana anatiny voarakitra ao.ka aza milaza hoe mitsabaka ry zareo raha tonga ,satria zavatra nekena io.ka adalan'izay niditra taty aoriana raha tsy nanamarika ny zavatra nosoniavina teo.
8. ndenn ( 18/06/2009 22:07)
" nanao sonia sy nanaiky nyfifampifehezana misy ao"
Ireny fanaovana sonia tsy ampiheverana ireny no nanilihana ny sasany teto fijo ô ! Tsy ISIKA velively no nanao ny sonia ,fa ireo tompon' antoka @ fahatongavan 'ny saritaka misy amin' izao fotoana izao ao @ firenena ,na dia tsy eo @ fitondrana intsony aza izy ireny ankehitriny ! Noho izany tsy hisy ny Amnisty general tadiavin' izy ireny. Tsy maintsy mijinja ny nafafiny ireo mpanao politika nandalo tao @ firenena ,na nety na tsia nataony . Fair play oblige !! :?:
9. fijo ( 18/06/2009 22:17)
izay no atao hoe fitohizan'ny raharaha ry akama an,raha tsipahina daholo izay nataonn'y teo aloha,tsy miverina zanatany koa,fa tsy isika no nanao sonia ny fahafahana tamin'izany
10. bazylou ( 18/06/2009 22:40)
tsy hisy ary tsy misy mandrakizay io!!! :-D :-D
11. fijo ( 18/06/2009 22:44)
aiza re izany e
12. ndenn ( 18/06/2009 22:54)
fijo:

izay no atao hoe fitohizan'ny raharaha ry akama an,raha tsipahina daholo izay nataonn'y teo aloha,tsy miverina zanatany koa,fa tsy isika no nanao sonia ny fahafahana tamin'izany

Dia fahafahana ahoana moa no tian' i fijo ho resahina @ io ,mitanila be anie ilay toe- javatra fa jereo ihany é ! Amiko hatramin' izay dia tsy nisy mihintsy izany hoe fahafahana nananan' iMadagasikara izany noho ireo saribakolin' ny imperialistes sy ny avatares 'n'ireo .

:wink:
13. zandikely ( 19/06/2009 04:02)

J'AURAI AIMÉ QU'ON CORRIGE CETTE ERREUR GROSSIÈRE POUR NE PAS DIRE UNE FOLIE, IL AURAIT DÛ PRÉCISER:

L'EX PRESIDENT DE MADAGASCAR

OU LE SOI-DISANT PRÉSIDENT DE MADAGASCAR
14. essera ( 19/06/2009 08:54)
zao izy rehefa manao mod ramapalaelo

:-D :-D
15. locl ( 19/06/2009 09:44)
Izy no président aloha hatramin'izao ary izy no fantany olona fatsy ity anareo DJ malazo izy.

Tandremo be tomany essera rehefa tonga eo ny tafika, fa io indray dia tsy maintsy hoe milamina ny tanàna ary tsy maintsy mi-pà TGV :-D :-D :-D
16. fijo ( 19/06/2009 21:41)
ka le fahafahana io tsy misy raha tsy misy ny fahafahana ekonomika aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6937